Raha sanatria moa ka tsy homendrafanja ny volan`i Tanà?

1. mamsoo ( 13/12/2007 09:15)
Lasa ihany ny fisainako hoe raha sanatria ka tsy omendrafanjakana ny volan`i Tanà dia mba ahoana ny hoavinity tanàna ity.Efa nilaza mantsy izay t@"tenin`ny filoha" t@ dimanche teo fa "tsy afaka hiara hiasa @ mpitondra tsy mampiasa ny MAP ny fanjakana satria io no neken`ny mpamatsy vola sy ny fiombonambe eoropeana".Hiaka b raha izany ny hetra hoalohan`ny tsirairay amin`ny commune mba hanetsemana ny banga.raha tsy hoe hanome vola avy any ampaosiny iMr le Maire Andry (...)hamitana ny asa.Ra8 anie ka mazava ny fijeriny sy ny fisainany e.Ho ataony Tamatave sy Fianar iTana d eo isika.Izy efa mitady lalana Majunga isaky ny mandeha io?Misy raha!Ataony milay Jangil d eo Tana.
Ho hita eo ny tohiny e.Ny rahafankapitso ankamantatra fa ny rahampitso efa hitahita soritra.
Mivavaha mafy dieny izao mba tsy hisy izany fiheveran`ity kely fisainana ity izany.Nefa asa.
novalian'i Mimhie ny 13/12/2007 11:31
2. namana2008 ( 13/12/2007 09:57)

fiheveran`ity kely fisainana ity izany

Am aona ary... ra misy v ny ketrika n°1 eto am dago tsy i ra8??? izy rery iany no nasahy nidefié ani DEBA..
sady tsy misy anzany oe tsy omeny vola zany ko eo e. izy nge merina e??? afa le tam andron'i deba oe Betsimisaraka lery d mankahala ani ra8 satri merina lery/ sady en plus. samy jiaby mando hetra d ze azo eo no anatsarana tanana e.
ze vola azo eo v mo tsy hanapian'i TGV ny karamanareo tsirairay avy e. zany mantsy PROMESSE-NY e, d HAMPIDINANA NY VIDIM-BARY KOUU "hono e". d anaovany in ko mo reto?

3. hery ( 13/12/2007 10:01)
Tsy koi na tsy omen-dRavalo vola aza Tanà kah. Surtout raha mivoaka ny MAP ny tetikasan'i Andry TGV.

Efa maty paika ny tetisakan'i Andry TGV tamin'ny fifidianana, ary izany no nifidianan'i Tanà azy. Ary rehefa manao tetika maty paika ohatra an'ireny dia matoky hoe manana ny vola hanatanterahana azy.

Aza matahotra re ry Iarivo fa atreho ny vokatry ny safidy :-)
4. peugeot ( 13/12/2007 10:08)
zahay aloha miandry le atsonjombe iova e, sy le trano be mitsangana eo ampovoan'analakely sy inn avy doly mo iy teo ??
5. Mimhie ( 13/12/2007 11:31)
miandry ilay MANA milatsaka avy any andanitra sisa azo hatao e! ho sempotra ihany io bandikely io raha ho tafavoaka aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3401