Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 13/12/2007 06:20)
vokatra feno momba ny fifidianana maire
azotsika jerena ato amin'ny site an'ny ministeran'ny atitany malagasy izany ny vokatra feno ho an'Antananarivo renivohitra sy izay efa nahavita izany ito ary ilay site http://www.mira.gov.mg/elect... tohiny
novalian'i richtiana ny 14/12/2007 05:47
peugeot ( 13/12/2007 06:17)
TSY HANDRAY KARAMA HOUN NY MAIRE SY NY MPANOLOTSAINA VAOVAO?
mety azo inona ve zany ?sa resaka fotsiny mba andemena ny sain'ny vahoaka ? aminareo mpamaky aona ny hevitrareo ?... tohiny
namana2008 ( 13/12/2007 06:09)
i TGV lasa ministra dans 6mois.
aona tokoa mo zany oe i patrick lasa ministre, d avy eo rafaly alaina ministre d iny ko zany ra TGV fa alaina ministre de la jeunesse. angamba betsaka ny ho lasa gaigy eto am tanana eto. hihihih oe a... tohiny
naritsimba ( 13/12/2007 05:02)
FIFIDIANANA
Dia niaraha-nahita sy nandre ny vokatra tsy ofisialy fa nobatain'ny Andry TGV ny fandresena t@ fifidianana ben'ny tanana 62% eo izao no vato azony ary 32% ny an'ny TIM. nangina ny mponin'Antananarivo... tohiny
novalian'i hari253 ny 13/12/2007 08:44
dibbah ( 13/12/2007 03:07)
Ben Laden no ao ambadiky Salopard
Fa aiza no miafina i Ben ry salopard a ???... tohiny
salmo1 ( 12/12/2007 22:56)
tsy mahay misafidy tsssssssssss
raha sendra nanontany sipa xxx anakiray aho de hoy izy taminiko oe: ''Andry mbola bôgosy noho ingahy filoha''. ¿Ary za?, de mbola i Andry ihany no noteneniny:-w :snif: ^:^ :*... tohiny
novalian'i hari253 ny 13/12/2007 08:50
vonisandra ( 12/12/2007 21:40)
mitady mpiara-mianatra taloha NDL (Tera ao Paris)
Manahoana e, Sao mba misy mahafantatra na afaka manome vaovao momba io olona tadiaviko io kay??? Tera no anarany, tovolahy, nianatra tao @ NDL antanimena t@ taona 90 tany ho any. Nisy nilaza tamiko ... tohiny
Tenamarina ( 12/12/2007 20:05)
Andry no ben'ny tanana
61.68% ANDRY NO BEN'NY TANANA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! ANDRY NO BEN'NY TANANA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!... tohiny
tynah ( 12/12/2007 19:55)
Voyance
Avy amin'inona ny voyance? avy amin'ny herin'Andriamanitra sa herin'ny inona? Misy mantsy toa manonona ny anaran'Andriamanitra , misy koa miantso an'i satana nefa dia maro tokoa ny manao azy io . Ana... tohiny
ravatorano ( 12/12/2007 18:57)
vaovao tselatra momba ny fifidianana teto Antananarivo
tsy mbola vokatra ofisialy ity ah fa vokatra hitako sy reko amin'ireo haino aman-jery na radio na tv ka nakambakambako ka toy izao ary : eo amin'ny 120/412 bureau de vote izany zao no nahazahoana v... tohiny
novalian'i tywa68 ny 13/12/2007 05:25
tontavao ( 12/12/2007 18:54)
FELICITATIONS MR LE MAIRE
MIDOBODOBOKA TSY MISY FARANY NY FO RAHA NITETY IRENY BIRAOMPIFIDIANANA MARO TETO ANDRENIVOHITRA IZAO ALINA IZAO.(67ha,Ambohipo,Tsimbazaza,Bel air..) Hiakam-pifaliana, haravoan'ny tanora no mameno ire... tohiny
niryna ( 12/12/2007 18:29)
Advent:Andro 1 fanantenana(hope)2 finoana(faith) inona 3-4?
Amin'izao fitsingerenan'ny fetin'i kristy izao dia mankalaza izany ny kristiana rehetra eran-tany,manomana izany isika" 1- herinandro voalohany dia ny fanantenana (hope) Izay manana an'i kristy dia ... tohiny
novalian'i niryna ny 27/12/2007 13:35
xxx ( 12/12/2007 15:45)
DVD mahaleo à l'olimpia
Aiza kay zao no mety hahitana mivarotra io dvd io fa toa hivaoka @ 21 déc zao.... tohiny
fetrakens ( 12/12/2007 15:01)
13 mai
Eo @ 13 mai misy zaridaina ( tsara )... tohiny
novalian'i rhina ny 18/09/2009 07:35
fetrakens ( 12/12/2007 14:38)
Tahotra sa hakanosana sa fifanandrifiana marina?
Toa oe nanaiky hanao débat izy telo mirahalahy nefa toa tsy tonga sa tsy sahy indray ny TIM rehefa tonga ny fotoana e?, t@ faradoboka tao TV plus... mazava ny antony! toa hita soritra sahady fa hanao... tohiny
ursullas6 ( 12/12/2007 14:26)
hitady olona mipetraka any Mananjary
slt à tous! sao de mba misy ato amintsika Namana mipetraka any Mananjary @ izao fotoana na efa elaela mba hanotaniako olona? Tena zava-dehibe amiko mihitsy io ka mba ampio re. ... tohiny
novalian'i tsikih ny 09/01/2008 16:03
pepelas ( 12/12/2007 14:21)
mitady namana taloha
Mba saika hanontany re za hoe sao de mba misy mpianatra tany barikadimy tamatave 1994-2000 mpandray anjara ato amin'ity sehatra ty fa mba liana te hahare vaovao é!... tohiny
Fody ( 12/12/2007 13:31)
Misy Andriamanitra, nefa mbola manjaka ny tsy rariny
Misy Andriamanitra ary lazaina fa Fitiavana. 1 - Nahoana anefa no misy ny olona mijaly? 2 - Nahoana no misy ny tsy fitoviana saranga, misy ny ambinina amin'izay ataony rehetra nefa misy ny tsy m... tohiny
novalian'i fijo ny 26/12/2007 23:38
njrtinah ( 12/12/2007 12:14)
ferapara
Manahoana, Saika mba hangataka ilay hiran'i Mahaleo mitondra ny lohateny hoe "Ferapara" :D Misaotra mialoha NB: miaraka @ tondrom-peo si possible... tohiny
salopard ( 12/12/2007 11:38)
KADHAFI no AO AMBADIKIN'NY ANDRY TGV
-[b]honohono,[/b] [b]sy henoheno[/b], ary [b]tsy hanihany[/b] ny ahy ka anjaranao ny [b]hinohino[/b], na [b]hihanahana[/b] sy [b]hihenanena[/b] raha i faly indray dia: tsy falifaly aminy aho, fa l... tohiny
novalian'i dibbah ny 13/12/2007 03:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6908