TSY HANDRAY KARAMA HOUN NY MAIRE SY NY MPANOLOTSAINA VAOVAO?
1. peugeot
(
13/12/2007 06:17)
mety azo inona ve zany ?sa resaka fotsiny mba andemena ny sain'ny vahoaka ? aminareo mpamaky aona ny hevitrareo ?
répondu par patrick2002 le 14/12/2007 14:36
2. Mimhie
(
13/12/2007 06:32)
de aleo ny ho avy no hitsara azy e! "ny vava no tsy hatao be ny mamerina azy no tsy tanty" tsy adala ny ntaolo niteny an'io.
4. peugeot
(
13/12/2007 07:53)
ra ampy ho azy ny orinasany inn ary no nahatonga azy hilatsaka ?ra hilaza fa anasoa ny tanana ,efa tsara anie io e
5. Optik
(
13/12/2007 08:36)
Le olona hoa de mora sodoka be e!!
Tonga de tariky daôly vô mahita an'le TGV manao revy-na tandrefana ...
Fa inty aho sahy milaza aminareo fa tsy ny kôfa ôtr'ireny mihitsy no hanasoa ny tanàna. Maivana be loatra.
Tonga de tariky daôly vô mahita an'le TGV manao revy-na tandrefana ...
Fa inty aho sahy milaza aminareo fa tsy ny kôfa ôtr'ireny mihitsy no hanasoa ny tanàna. Maivana be loatra.
6. dodanina
(
13/12/2007 08:48)
Ny anay ry lery tsy blm nay na handray karama izy na tsia fa fidianay foana fa tsy revinay le tsangan'olona fotsiny fa "voix de son maitre", aza de mitoky tena ho milay foana fa vokatr'urne jerena, de mandiniha tena, de mandehana alou manao vakansy kely
7. niainalynx
(
13/12/2007 12:32)
tsy mora sosoka zany ny olona ry optik fa olona sahy mamelaka tehamaina ny TIM teto Antananarivo renivohitra a ! Fa kôfa hoatran'iza ndray ary no hanasoa ny tanàna e??? HoatrandRafaly ve? Mbola maivan a noho i TDV zany le Rafaly raha azoko tsara satria resin'lay maivana loatra e !!!!!!
8. patrick2002
(
13/12/2007 15:09)
tena hazo inoana mihintsy izany ra-peugeot ah! komitim-pokotany ,diakona ,olona miasa @ fiangonana rehetra reo angaha aminao mandray karama ,nga ianao rehefa manao karate (ra karateka ianao) na manao volley homena karama .
Izay mintsy ilay izy misy ny olona fitiavana no manosoka azy hanao zavatra iray ,ary tsy mitady vola amin'io izy ,
Mbola miteny aminao izaho fa betsaka ny toerana ohtry ny izany ao Dago ao ,ohatra fotsiny ny mpaqmpianatra vacataire eny @ universite dia 100 000 fmg isam-bolana no karamany ,nefa betsaka ny olona mampianatra eny ,pour 5h de temps par semaine ,satria mafinaritra azy ilay mampita ny fahalalany .:):):)

9. peugeot
(
13/12/2007 16:45)
patrick2002tena otrany maivana be le resakao tsy aiko we otraniza ary enao miresaka io zaza sa olndebe ny fivavahana sy ny commune re tompoko ts mitovy zvt 2 samy hafa io .ra milaza indray enao we 100000fmg ny karama vacataire eny @universite tsy mino anizany aho fa aza mandaiinga hihihhihi,aza mora tezitra an de ivitra ny miady fa ts ol ok
10. patrick2002
(
13/12/2007 19:17)
ary ny komitim-pokontany sy ny lehiben'ny fokontany mba ohatrinona ny karamany .
Nahoana ireny toerana ireany ra dadatopa no mbola be ny olona te hipetraka ao aminy .
alefaso tsara ny analyse nao fa ra karama no ilaina ao tsy nanao maire Ravalomanana fa mbola mahazo betsaka izy ao @ TIKO ,ary raha mbola karama no ilaina ao mahazo betsaka i Andry TGV ao @ injet .
Ka tsy haiko ianao io ,na fe atsy miasa tsara intsony ilay eo ambony sorokao fa tsy ampy ronono ny TIKO ,fa tsy nisy yaourt mora t@ propagande :wink::wink::wink:

11. peugeot
(
14/12/2007 06:41)
patrick2002tena tsy azoko mitsy ty resakao tena marina e ,refa miresaka de jereo tsara resaka atao de mba mitazona hevitra fa aza mivadibadika hevitra lasa ol tsy manana hazondamasina
12. patrick2002
(
14/12/2007 14:36)
Inona no tsy mazava aminao ry-peugeot fa hop hazavaina ,tena betsaka mihintsy ny olona te hanao an'izany be'ny tanana sy mpanolo-tsaina izany na tsy ho karamaina aza ,satria voninahitra no tadiaviny @ toerana sahala amin'ireny fa tsy vola asa na mazava na tsy