vokatra feno momba ny fifidianana maire

1. ravatorano ( 13/12/2007 06:20)
azotsika jerena ato amin'ny site an'ny ministeran'ny atitany malagasy izany ny vokatra feno ho an'Antananarivo renivohitra sy izay efa nahavita izany
ito ary ilay site

http://www.mira.gov.mg/election/resultat-communal-region-antananarivo.php?c1=1&c2=1

http://www.mira.gov.mg/election/

mazotoa daholo e
novalian'i richtiana ny 14/12/2007 05:47
2. rabaradaka ( 13/12/2007 07:20)
Misaotra ano dadatoa ravatorano fa efa nampoizin'ny maro ity vokatra ity. Lazaina mantsy fa very seza na miteniteny foana i rabaradaka rehefa miteny ny zava-misy. Analyse politique ireny ary voaporofo indray fa mitombina 100% ny analyse potikan-dRabaradaka. Miantso izay tehifana amin'ny politika hanoratra amin-drabaradaka toa an-dry Rajemison Rakotomaharo, ireo Ministre rehetra, fa i Jacques Sylla kosa aloha mahay politika e. Veloma ry mpanohitra fa tsy mila intsony i Antananarivo
3. richtiana ( 13/12/2007 07:24)
za klou tsy oe manenji-dresy fa mba manana fanamarihana kely fotsiny e:tena diso paika be rizareo TIM t@ le fanaovana propagandy,str nanao abut de pouvoir be rizareo,amiko klou de tsy mety ireny oe,tonga de partie prix be ny minisitra isan-krzny,sdy tonga de nanaratsy ol be fahatany,nfa le partie contre anao tsy mba nanao toizny, fa naka tsilem ftsny.Fa ny tsy fantanjareo de ny oe:ireo vahoaka ireo ne ka efa misy leobe e,mihafy fotsn fa tsy te hikorontana ngamba,str ny fiainana efa mafyB de aleo mangina,fa rfa misy occasion ahafahana maneho zany mafy zakaina zny kosa de:IZAO NO VOKANY E.
asa ianareo raha mitovy hevitra amiko?:^):^):^)
4. rabaradaka ( 13/12/2007 07:27)
Aza manenji-dresy ianao richtiana fa mbola ho resy koa ange ianao e. Fa raha nanaraka ny hevitro ny TIM dia tsy resy. Mampamangy any amindry Patrick Ramiaramanana e
5. saranga ( 13/12/2007 07:45)
Mahaiza resy isika TIM fa aza môra tezitra. Zao no hadalantsika. Mba mahaiza mihaiky ny hadalana e ! Vive Tena Gisa Ve (TGV aty aminay io)
6. ravatorano ( 13/12/2007 09:22)
tena hadalana b mihitsy no vitan'ireo mpanohana ny tim satria tena nivadihan'ny mponina eto Tanà izy.
marina ilay hoe nisy fanararaotam-pahefana ihany nataon dry zareo,tao ihany koa ny tsy fahaizana namehy ny fampielezan-kevitra indrindra rehefa tsy afaka nanatrika ilay debat tao amin'ny tvpls sy ny tao amin'ny rta ny candidat tim nohon'ny anton'ny programany nifanontona araky ny filazan dry zareo sy ny taratasy nalefan dry zareo tany amin'ireo haino aman jery ireo.
Ny mpanara-baovao politika dia efa nanombatombana hoe natahotra ny candidat tim ary teo no nivoizan'ny mpanohana ny candidat hafa hoe vao izay v d efa mitsoaka andaharana sahady e !
Dia miandry ny vokatra ofisialy avoakan'ny HCC zany isika ary manantena fa hanao izay ho afany tokoa ny ben'ny tanana vaovao izay vao nahazo toerana ary hapetraka ao tsimbazaza atsy ho atsy !
7. pitchou ( 13/12/2007 12:38)
aaaaoooka kely klou! tsy mbola ofisialy ireo an! mety mbola hisy surprise d'anniversaire eo an!:D
8. richtiana ( 14/12/2007 05:47)
Za kosa mino fa io no valiny e,sdy efa naneho fahendrena ne le raikalahy teo aloha t@ maraina teo e,nanoratra t@ TVPLUS izy fa manaiky ze valim-pifidianana voalaza eo,saingy...otran'ny tara kely wa le fifehezan-tena e?
za kosa ne rabaradaka tsy maneji-dresy e:fa mba milaza ny laverte ftsny,tsy aleo ve mba samy milaza ze marina heveriny de mba samy mandray ze mifanitsy aminy fotsiny ny tsi-11 e.Manjary manao2 fona ne str tsy mahita sopapa hametrahana ny tongotra sy ny tanana mintsy e.
Zay fa de miandrandra ny TGV hisosa tsara tsika jiaby e.:-w:-@:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1325