i TGV lasa ministra dans 6mois.

1. namana2008 ( 13/12/2007 06:09)
aona tokoa mo zany oe i patrick lasa ministre, d avy eo rafaly alaina ministre d iny ko zany ra TGV fa alaina ministre de la jeunesse. angamba betsaka ny ho lasa gaigy eto am tanana eto. hihihih
oe aona zany politika zany klé.
d nefa tsika vahoaka mifandimatra sahala am inona.
2. peugeot ( 13/12/2007 06:13)
hihihhi oh ny sarotra ihany zany we TGV lasa minisitra zany ra zao tatara izao no zoviana kou ny zvt azo inona ary de we VIVA no mety amidy,hihihih aza misy anie zany
3. rabaradaka ( 13/12/2007 07:23)
Tsy possible ary tsy hanao izany i Andry. Fa ny loza hanjo azy tsy ho ela raha tsy mahay miaina izy dia izao : raha hisolelahan'ny mpanohitra (Pierre Houlder, Herizo, Marson, sy ny sisa) izy ka hanaiky hialikalofan'ireo dia hivadihan'ny mponina Antananarivo. Tokony hahay hiara-miasa amin-dRavalo koa izy. Mahereza ry dadatoa Andry fa resy ny kandidĂ  notohanako
4. peugeot ( 13/12/2007 07:55)
hihihhi tsy resy izy fa ifandimbiasana ny seza bainina
5. tsotrabe ( 13/12/2007 08:36)
hihi hi
milay aloha le fandresena e!
zahay aloa mba mangataka asiana bal populaire eo Soarano fa eo mantsy no miainga ny masinina.

Dia ny Viva , TV Plus tokony omena vahana ka atao zay hiparitahana farak\'izay lavitra indridra..satria raha mada iray manontolo mety mbola ho sakanan\'i Ra8 ndray
6. tsotrabe ( 13/12/2007 08:36)
hihi hi
milay aloha le fandresena e!
zahay aloa mba mangataka asiana bal populaire eo Soarano fa eo mantsy no miainga ny masinina.

Dia ny Viva , TV Plus tokony omena vahana ka atao zay hiparitahana farak\'izay lavitra indridra..satria raha mada iray manontolo mety mbola ho sakanan\'i Ra8 ndray
7. patrick2002 ( 13/12/2007 14:58)
namana2008: tsy misy izany ,tsara rehefa mahay mampionona aok'izany ,politika io ary adin'ombalahy ny mpianakavy ny antsika ny resy tsy hakoraina :-@:-@
ary ny mandresy tsy hobiana ^:^^:^
ianao io izao no hantenaina hanintsy ny diany Andry raha mitady hanao abut de pouvoir ohatry ny ra 8 izy.
Ary tokony hampisaina an'i TIM izao zavatra izao fa tsy misy vahoaka azonao terena @ safidiny sy hanaovana raha matahora eto ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1201