Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ursullas6, milahatra araka ny daty
ursullas6
(
29/04/2010 14:03)
fitadiavana finanacement pour aide aux malades neuropsy
hono ho aho ry reto an ,saode mba misy olona afaka mahita na manana moyens @ireny centre any ivelany ireny na association afaka manampy @ fanafody ho an'ireny havantsika marary saina na mahakasika ny ...
tohiny
novalian'i ursullas6 ny 01/10/2012 16:53
ursullas6
(
20/04/2008 17:11)
mananjary
mba afaka mahafantatra namana avy any mananjary eto @ takeleka ve zah ?...
tohiny
novalian'i sondriana ny 23/07/2008 14:14
ursullas6
(
12/12/2007 14:26)
hitady olona mipetraka any Mananjary
slt à tous!
sao de mba misy ato amintsika Namana mipetraka any Mananjary @ izao fotoana na efa elaela mba hanotaniako olona?
Tena zava-dehibe amiko mihitsy io ka mba ampio re.
...
tohiny
novalian'i tsikih ny 09/01/2008 16:03
ursullas6
(
15/03/2005 06:06)
violence conjugale à Mcar
misy eto Mcar marina ve io ?ary ahoana nyfitrangany?efa nisy ve fomba fiadiana @ io iza daholo no efa mikarakara izany?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 18:59
