violence conjugale à Mcar

1. ursullas6 ( 15/03/2005 06:06)
misy eto Mcar marina ve io ?ary ahoana nyfitrangany?efa nisy ve fomba fiadiana @ io iza daholo no efa mikarakara izany?
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 18:59
2. Chuan ( 15/03/2005 15:33)
ny violence conjugale nisy foana h@ zay ary na toerana aiza na toerana aiza misy anao ursulla ! Ary tsy voatery hoe ny lehilahy foana fa ny vehivavy koa ! Amiko mantsy anisan`ny violence conjugale ireny le vehivavy be taim-bava be ireny na koa manao vava tsy ambina ! Matetika avy amin`ireny no mahatonga ilay violence n`ny lehilahy ! Misy tokoa ny fikambanana vehivavy izay nijoro ho mpiaro tsy hoe ny vehivavy maty kapoka fotsiny fa eo koa ny zaza tsy ampy taona izay iharan`ny viol sns !! fa ny anaran`le fikambanana kosa tsy tadidiko kle !
3. fred ( 18/03/2005 00:31)
ye! mahaliana ahy koa io ka mety afaka ihany aho.
4. hery ( 19/03/2005 12:37)
Hafindra ao amin'ny resaka Fiaraha-monina ity
5. pitchou ( 21/03/2005 17:54)
chuan> aiza kosa! matetika ny vehivavy matoa manao vava masiaka @ vadiny d satria iharan'ny tsy eran'ny ainy ka raha hiady totohondry @ drangah izy dtsy hahahovoka d vava no atao be d be! fa tsy ny mifamadika @zay (otran'ny lazainao) kosa e!ary raha mbola resaka "taim-bava" otran'ny lazainao aza, ny lehilahy aza mahavita manompa reny na d ny zanany fa tsy hoe ny vehivavy no tena mpanao an'izany!
6. sonwin ( 21/03/2005 17:59)
manana statistika ny amin'o voalaza io ve ianao? za mantsy mihevitra fa vitsy ny olona manao izany, ary raha any Mada..1 ao anatin'ny 100 no mamono vady izany raha betsaka. Mety hoe efa nahita nareo, fa izany tsy midika mihitsy hoe misy ny famonoana vady ao Mada. Ny lehilahy gasy dia lehilahy hendry faka tahaka amin'ny ankapobeny.ILay titre..tsy misy violence conjugale izany any Mada fa rare be izany..ary eran-tany ahitana io cas rare io.
7. cheboman ( 21/03/2005 18:36)
jomaka ny fiantson'ity mamono vady mamo lava ny fiain'ity mampijaly vady...
zay le hira fa to tsy volaza na ralelahy io na ravevavy
8. cynthia4 ( 22/03/2005 04:13)
Il faut bien choisir avant d'accepter d'être femme.
N'as tu pas le temps de penser à tout ça avant de dire OUI, JE VEUX ÊTRE TA FEMME ?

Il t'a draguée dans un café ou une boîte de nuit et tu veux avoir un monsieur comme un ange ! Bizarre.

Il faut être responsable : accepter la conséquence d'avoir dit OUI.

Apilisy
9. pitchou ( 22/03/2005 07:59)
sonwin> raha statistika no ianteherana d iaraha-mahalala fa ireny tarehi-marika ireny azo ampilazaina izay rehetra tiana ho lazaina! tsy mbola tao anatin'ny fanadihadiana natao aloha ny habetsahany saingy tena misy tokoa ny lehilahy mamono vady eto! mety hoe ny eto an-tanan-dehibe angamba no hita betsaka dia otran'ny hoe vitsy ve? nefa ny antsasa-manilan'ny mponina eto mada dia an-tanan-dehibe!
ary raha ny fahafantarako azy dia henatr'olona no tsy hasahian'ny vehovavy mitory! nefa efa nisy ihany cas mahatsiravina dia nampiditra fitsarana le ramatoa dia nolazaina fa mandainga izy satria afaka volana maromaro tsy hita intsony ny traces! d tsy efa violence mahasosotra be ve izany?
cynthia> tsy mora otran'izany ilay izy satria tsy misy manoratra eny @ handriny hoe "izaho dia izao ...."
10. iartistika ( 22/03/2005 18:24)
mba misy afaka mandika ve ny kozin'io tary io ambony io fa tsy kôpy zay :cry: :cry:
11. pitchou ( 22/03/2005 19:26)
iartistika> sopapa kely: dingano rehefa miteny @ teny tsy fantatra fa manjary mi-kouinss fotsiny
12. fijo ( 29/03/2005 22:14)
aza mifamono e.
13. ravatorano ( 30/03/2005 07:12)
ny hitako aloh hatramin izao dia ny vhv no midaroka an ilay lhl d misy hilaza indray we mba kofa vendrana koa izany manaiky darohana izany nefa dia tena marina io ary tsy iray fa maro ah , akama izany ary izaho mihitsy aza nony farany no nampirisika an i drizalah hamaly fa tsy nety mihitsy izy reo.
Marina ilay resaka we mahay vava sy ny taimbany no ,mahatonga ny felaka tampoka .
pitchou>nareo vhv anie be vava sady misy mahay midaroka eh fa tsy ny lhl ihany fa io oa complicité feminine angambany na d izay ihany no hitanao fa samy manao ireo ary trangan javatra efa fahita fa tsy we maro satria efa miha mivaotra ny fiaraha monina malagasy.
Tadidio fa ny vady fanaja ^:^
14. pitchou ( 30/03/2005 18:06)
ravato> nareo lhl no tena loza raha hidaroka ko! sady nareo no tena mifampiaro rehefa misy manao ny tsy mety ny lhl! sady le vavanareo koa no tena tsy lasa e! santionany fotsiny ny ato @forum!
15. Ramaso ( 31/03/2005 01:46)
darohy ary aho e :oops:
16. pitchou ( 31/03/2005 19:24)
zara aza elà tafaverina ko nde ho darohana ndray! sady hendry izy izany an! tsy toy ny t@ taona lasa! hihihi
17. fijo ( 01/04/2005 22:00)
le sipa mandaroka aloha dia tena tsy lasa e.mba aleo izhay no mandaroka kle
18. kally ( 02/04/2005 13:52)
Manana toetra mampit-handaroka matoa voadaroka e! :lol: Ary sao dia tsy ampy kotrana kosa aza izy dia ny iray indray no ataony saky de sabla :?:
19. pitchou ( 02/04/2005 16:41)
kally> tsy ny toetran'ilay darohana no ratsy fa ny toetran'izay midaroka! ary izay midaroka hatrany ratsy na inona na inona no nataon'ilay iray! aza voany ihany njy!
fijo> nahaona enao no hidaroka? maneke ho darohana, d raha voa ny takolakao havia d atolory koa ny havanana fa mety ho bizzz no atao eo
20. kally ( 03/04/2005 17:58)
pitchou> Ka rehefa tsy manaiky fa manana toetra mampi-te handaroka dia manao zavatra mba tsy ho voadaroka,betsaka ny azo atao fa an'io toetra io matoa manaiky darohana.
Mahafantatra vehivavy maromaro voavono aho ary mpifanerasera amiko fa dia lazaiko an'i Pitchou fa mitombona io zavatra lazaiko io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3312