violence conjugale à Mcar

61. rhevinilsen ( 16/05/2005 17:51)
pitchou:

(gravy koa le anaranao ka) marina izany


:^) ny anarako v no tianao hotenenina? :o
...fidifidio ihany ...
...hita @ anarana ihany moa fa tsy hanao violence conjugual zany ny tenanay...

:wink:
62. isambilokely ( 18/05/2005 17:24)
Pitchou>
Fahalalana = connaissance
Marina be io hoe rehefa tsy manana fahalalana dia miady foana satria tsy mitovy ny attente hoy ny fiteny fa tsy mifankahazo ny resaka

Mbilo
:lol: youpiiiiiiiiiiiii
63. pitchou ( 20/05/2005 19:37)
ka talohan'ny nanambadiana le olona no tokony hijery an'izany fa izany kosa ve no atao excuse hiadivana?

rhevinilsen> hihihi! nataoko copier coller le anarana fa sarotra soratana ko! inona moa le fidifidina izany?
64. rhevinilsen ( 24/05/2005 16:47)
pitchou:

rhevinilsen> hihihi! nataoko copier coller le anarana fa sarotra soratana ko! inona moa le fidifidina izany?


ny hovadiana ry anona a
:-D

:wink:
65. pitchou ( 24/05/2005 18:04)
hay moa! ambarako fa ny anarana ko! :oops:
66. isambilokely ( 25/05/2005 15:26)
Pitchou > io na dia hifampijery telopolo taona eo rehefa misy elanelana eo amin`ny fahalala misy amin'ny endriny rehetra dia misavoritaka foana ny fiainana. Satria raha hoy ilay iray hoe mena io dia hoy ny ankilany hoe violet io dia efa mampiteraka olana. Izany no mahatonga ny any amin'ny tany mandroso miezaka manovo fahalala foana, ary lavitry ny fifandrafesana izy ireo.

Mbilo
:lol: youpiii
amontana.org
67. rhevinilsen ( 26/05/2005 10:20)
isambilokely:

Izany no mahatonga ny any amin'ny tany mandroso miezaka manovo fahalala foana, ary lavitry ny fifandrafesana izy ireo.



oadray, miala tsiny
fa toa tsy mifanaraka ndray tsika @ zay
Ny be fahalalan mihits no tsy mifanaraka mihits
Aty @ tany mandroso no be koroontana ndrindra @ tokatrano r'ise a, nefa reo mahay be, tsisy zavatra tsy ataony ho hay.
Ngamba tsy ny fahalalana no mampifanaraka fa ny fitiavana, sy ny fifandraisana no mampifankahazo,mapifankafantatra, mampitombo ny fifandeferana sy ny fitiavana.

"ny fitiavana tsy mifamono"
68. pitchou ( 26/05/2005 18:59)
euh! aleo tsy mitovy fahalalana ka! eritrereto hoe samy mahay mahandro vary fa tsy misy mahay mahandro laoka!!! tsy vao maika saritaka? na samy mahay mitaiza zaza saingy samihafa ny école ko tsy ady be no iafarany? na hoe samy dokotera d tsy hitovy hevitra @ diagnostika sy ny fanafody homena! looooooooza
aleo mba fahalalana mifameno
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2333