violence conjugale à Mcar
42. pitchou
(
10/04/2005 14:58)
mishou> misy tiako ahitsy kely fotsiny: tsy hoe nentin'ny rongony izany na nentin'ny toaka izany matetika fa mody atao hoe "tsy tompon'ny tenany" t@ iny andro iny! hialan'ny fitsarana pà @ le hoe miditra @ aferna'ny mpivady! satria ny olona misotro toaka ireny mahafantatra tsara hoe sahala @ ahoana izy rehefa mamo! fa na mamo izy na tsia na nifoka rongony na tsia dia samy tokony ho faizina daholo
43. kally
(
10/04/2005 16:28)
Ka izay anie ho'a no lazaiko anareo vehivavy voavono ireo e!HAMAFISO NY LOHA fa aza migoreraka.Vao nanomboka namono voalohany izy dia tokony nandresy lahatra ny tenanao ianao fa tsy hisy fanindroany intsony iny,ny tenanao no reseo lahatra fa tsy avelanao hiverina fanindroany intsony iny fa tsy izy mpamono no resenao lahatra, raha resy lahatra moa izy...vao mainka tsara.Raha tsy hajain'ny vadinao ianao,ianao kosa manajà ny tenanao,aza manaiky ho vonovonoin'ny olona mandehana mandeha.Raha mafy aminao ny vonoina dia mialà fa izay aza vitanao ny niaritra azy,ka izay ady @ fiainana ve dia tsy ho vitanao raha mbola manan-tongotra sy tanana ary loha koa ianao.
45. pitchou
(
11/04/2005 18:41)
izay izany no nataon'i kally!saingy ny tsy nolazaina t@ resaka tetsy ambony dia ireo antony mahatonga ireo vhv ireo ho tsy nandeha: misy tokoa ny mahavita manary zanaka (ratsy be hono izany @ fiaraha-monina!), misy tokoa ny sahala @zany nisintaka na nanao divorsa (heloka hono izany raha milaza ny tenany ho mpivavaka le olona!, sa ampian'ny sasany hoe hanambady azy maika ko hisaraka dodona! kay!) misy lasa niverina nody tany @ RADniny (olonatsy matotra hono izany!) satria tsy voatery ho olona manana anton'asa daholo ireo misy mamono ireo!
ka le "izay ady @ fiainana" arakaraka ny stuation misy le vhv sy ny fari-pahaizany no ahafahany manao ilay ady izay! raha mbola sendran'irony vady tsy mamela ny vadiny hiasa irony moa izy d mbola hafa koa ny sokajy asiana azy!
ny tiako ho lazaina dia izao: tsotra ny fijery azy ety ivelany satria tsy an'ny tena ka tsy hay hoe manahoana tsara!

46. haingo23
(
12/04/2005 10:29)
Izaho aloha dia tsy hanaiky izany vehivavy ho vadiko izany hiasa. Matoa aho kaha azy dia vonona ny hamelona aho. izy mikarakara tokantrano sy ny ankizy.
47. kally
(
12/04/2005 15:27)
mbola zaka matoa mijanona ho'a fa raha vady efa tsy manisy hasiny anao fa mamono, inona no mbola hoe tsy avelany hiasa?Tsy miasa ianao voavono fa tezitra izy hiasa ianao voavono fa tezitra koa izy ka rahoviana vo hahatsapa tena e?Hiandry inona vao hihetsika?
48. pitchou
(
12/04/2005 18:02)
kay! angamba ny atao voalohany izany d tsy miditra am-piangonana mihitsy sao voafatotry ny fivavahana! tsy vitan'izay fa tsy tsara akory ny ho kristiana, satria tsy hahatana ze fanekena kristiana izany tsinona raha sendrany! :D
misy vahaolana iray koa: atao le fahotana (misaraka) d mody mihatsaravelatsihy mivavaka avy teo! hevitra iray io! saingy raha ny tokony ho izy d tsy mijabaka mandray kominio na fanasan'ny Tompo intsony! iny indray tsy misy ady varotra fa manjary manimbazimba! d misafidy izy zany e!
toa mitobina be indray le lohahevitra tary hoe ratsy ve raha tsy manambady raha izany ka :D

49. kally
(
14/04/2005 07:35)
Raha tena "kristianina" na tena mpivavaka sy matahotra an'Andriamanitra tsy hanambady olona tsy matahotra an'Andriamanitra ary ny olona manaja an'Andriamanitra,manaja ny vadiny koa ka raha tena tokantrano naorina teo amin'Andriamanitra dia hilamina tsy misy fifamonoana izany.Ny kristianina maramara no matahotra tsy hitondra ny fanmbadiana eo anatrehan'Andriamanitra.
50. haingo23
(
14/04/2005 11:28)
Marina ny anao !
Nefa na dia tsy kristiana ve dia hanao toetran'alika toy izany mamono vady izany!!
Nefa na dia tsy kristiana ve dia hanao toetran'alika toy izany mamono vady izany!!
52. pitchou
(
14/04/2005 18:20)
kally> tsy voatery hoe mpivavaka be enao d mpivavaka be ny lasa vadinao! ary betsaka koa ny mpivavaka teo am-pikasana d tena hafa rehefa tafiditra! Fa firifiry tokoa moa ny tokatrano nentina tany am-piangonana no misaraka? mampite-hanohatra @ireo tokatrano ataon'ny mpankany am-piangonana hoe "maso" izay maharitra matetika! d asa ze tena maramara @zany!!!!
haingo> ka izay no nahatonga ny ady hevitra! satria izaho manohatra ny violence moa i kally milaza fa manana toetra mampite-hidaroka matoa voadaroka! izaho milaza hoe betsaka ny antony mahatonga ilay olona ho "voatery" mihafy moa i kally milaza hoe ialao! ka atao ahoana no amporisika le olona hisaraka raha kristiana izy? sao ny tena mpamporisika no ho voahadina voalohany rehefa ko! tsy lasa kosa!
d hoy aho hoe ny ahy kosa raha tsy maintsy hisy darohana eo, d izay midaroka ny ahy no darohako!

53. isambilokely
(
24/04/2005 03:07)
Mianara fotsiny fa rehefa nanana fahaizana ambonimbony dia tsy misy dikany zany mifamaly sy miady samy mpivady izany. Ny tsy ampy fahalalana nomiady msiaritaka.
:lol:
Mbilo
take time to be friendly, it's the road to happiness
:lol:
Mbilo
take time to be friendly, it's the road to happiness
54. pitchou
(
27/04/2005 18:58)
ie! tsy fianarana taratasy ihany fa fianarana miaro tena koa! d manana asa afahana mivelona irery fa tsy voatery hiandry velomina na ampifilaina sns
55. isambilokely
(
03/05/2005 05:18)
Marina mihintsy izay ry Pitchou.
Matoa misy ny miady dia misy ny mikatsaka ny tombotsoany manokana ary misy ny miary ny azy.
Rehefa samy maheleo tena sy samy mahavelona ny tenany dia tsy misy mifampifila raha tsy any amin'ilay antsoina hoe : SO DO FA MI LA RE ... dia hoy ilay ankilany hoe RE FA MI DO DO Tsy misy miady intsony rehefa tonga any.
Sady ny tsy ampy fahalalana anie no be fandahatra miady, sady ny tsy misy atao ihany koa. Sa ahoana ry Pitchou ?
Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiii

59. rhevinilsen
(
13/05/2005 22:08)
za mahafantatra namako akaiky namono ny vadiny (maty mihits io an) rehefa mamon'n drogue lery. @ zao lery lasa adala.
Ny ahy ndray de hoe lanjalanjao ihany ny fandeferana... ny fitiavana koa mahavita ny impossible fa rehefa tia anao izy tsy hamono anao zany e... ary fidio tsara ny vady fa tsy maimaika hiala ao antranon'i dada sy neny.