mananjary

1. ursullas6 ( 20/04/2008 17:11)
mba afaka mahafantatra namana avy any mananjary eto @ takeleka ve zah ?
novalian'i sondriana ny 23/07/2008 14:14
2. lazounet ( 20/04/2008 19:26)
Akory lahaly é! I kalasnou avy a Mananjary raha ikoragna amin'azy anao. Zahay koa nipetraka tany (Ampasimandrorogna) fa efa ela.
3. cutie ( 21/04/2008 18:48)
za koa nipetraka tany fa efa elabe zany :)
4. fafamimi ( 21/04/2008 20:00)
bonjour ja akia tany no nianatra tany @ lycee fa tany akaikin'ny college za no nipetraka entre 1994 sy2000 za no tany ary raha anaranao io ursullas io dia ça me dit quelque chose
5. tsikih ( 22/04/2008 20:07)
akory miiii angay tiky !!
misy forum ny gaon'ny Mananjary aby io ao amin'ny site sobika asa na tantatra io na tsia, amin'ny manaraka ndreka arôoo !!!
6. tsikih ( 22/04/2008 20:21)
oadray !! wanadoo.mg mantsy e !!
7. Ninisa ( 23/07/2008 11:31)
Akory aby lahaly!!!
zah koa nipetraka tany taloha, efa tamin'ny 90-94. tao amin'ny trésor izahay no nipetraka dia tao amin'ny masera (SJC) no nianatra. Ry Rija (FAKR) no namanay tany tamin'izany fotoana, asa raha mba mijery an'itony izy, zareo zao toa eny Ampitatafika no mipetraka.
Nisy reportage tamin'ny télé tamin'ny sem; lasa teo dia nasehony teo ny terrain de basket, te-ho any aho izany.
Tsy misy fiovana hono ny tanàna, tsisy fivoarana izany raha azoko tsara.
Dia izay, nisy ankizy atao hoe Ursulla koa niara-nianatra tamiko tany ka asa na ianao ilay izy na tsia, nipetraka tao akaikin'ny Jolie Coccinelle tao angamba raha tsy diso aho, asa raha mbola mi-existe izany école izany na tsia.
8. sondriana ( 23/07/2008 14:14)
Akory aby é
Efa nipetraka tany Mananjary ko anay. d Antanambazaha no nipetraka, nianatra tao @ masera. teo am-pitan'ny Magasin M
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3918