fitadiavana finanacement pour aide aux malades neuropsy

1. ursullas6 ( 29/04/2010 14:03)
hono ho aho ry reto an ,saode mba misy olona afaka mahita na manana moyens @ireny centre any ivelany ireny na association afaka manampy @ fanafody ho an'ireny havantsika marary saina na mahakasika ny atidoha fa mijaly ireny olona ireny ;nefa ny traitement-ny ela mba tsy ilazana hoe à vie.eto amintsika izy ireny anefa de lafo tokoa .Hitantsika eny rehetra eny ireny ny fiantraikany.Aty Mahajanga io mitady io
novalian'i ursullas6 ny 01/10/2012 16:53
2. diamondra27 ( 03/05/2010 12:43)
toa tsy maintsy miara-miasa am association ihany ngamba

schizo sa inona le mahazo le olona
3. ursullas6 ( 01/10/2012 16:53)
desolé fa ts voavaliko le msg nao ;aty Madagascar aloh de tena ts motivé mihitsy ny communauté hitsabo ny havany marary,angamba koa ny saran'ny fitsaboana ?
ny cas be hita aloh de ny toxicomanie na alcool io na cannabis,ny depression,ny PMD
Eny e miafara any @ schizo ihany rehefa tsy traité ary mis koa ny tonga de schizo mihitsy e.
tena iezahana angamba io association io


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5645