13 mai

1. fetrakens ( 12/12/2007 15:01)
Eo @ 13 mai misy zaridaina ( tsara )
novalian'i rhina ny 18/09/2009 07:35
2. hery ( 12/12/2007 15:25)
Misy sary ve?
3. fetrakens ( 18/12/2007 05:12)
Misy sary fa mbola tsy voafindrako e!
4. rhina ( 18/09/2009 07:35)
ie tena tsarabe mintsy reto a indrindra fa teo @ le nanorenana lapan'ny tanana sady misy hanitra tena tsy maha te hiala mints teo
fa za lo ts manana sary e!! miandry an'i fetrakens izy zanymanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2223