Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
12/12/2007 11:07)
Mampidira sary mirary soa ny namana @ Krismasy
Miarahaba ny rehetra,
Andao hilalao kely.
Te hametraka sary fiarahabana noely sy taombaovao eo amin'ny pejy fandraisana aho. Sarin'ny namana iray izay mampiseho izany fiarahabana izany no tiako ...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 18/12/2007 22:29
tsiambaratelo
(
12/12/2007 08:13)
Maika be hafatra hoan le manana ps\"tendry 77\"
Maika be,manaona daoly e,raha misy mahita azy mandende ato @ dinika nareo namana,dia mba apitao aminy fa omeko eto ity zvt tadiaviny ity\"momba ny telephone...GSM eto Beyrouth Liban,tsy afaka mi-surf ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/01/2008 11:51
lazounet
(
12/12/2007 07:20)
Mpirevy Bélôty izy mivady
Nisy mpivady hono rehefa te hanao firaisana dia miteny fotsiny ny iray hoe :"TOUT A", dia raha ok ni feeling dia mamaly ny iray hoe :"Bonne", rehefa tsy mitovy ny tadin-dokanga dia hoe :"CONTRé".
...
tohiny
novalian'i kiadi ny 17/07/2006 20:31
lapino
(
11/12/2007 23:41)
Aza misy avela hisaraka mihitsy
Tena raha mba tia ny taranaka ihany dia aza mba misara-bady izany mihitsy ry zareo a. Dia mba aza manabosibosy olona hisaraka koa. :wink:
Voaporofo manko izao fa [u]manimba tontolo iainana[/u] ny f...
tohiny
novalian'i reve ny 16/12/2007 14:01
salmo1
(
11/12/2007 22:23)
Pasoy
Nisy rangahy sy ramatoa vao vita mariazy.
Lay rangahy tsy manao na inona na inona rehefa miara matory amin'ny ilay ramatoa.
Dia rehefa tonga avy niasa lay rangahy de nahitany vadiny nitsilailay ...
tohiny
novalian'i namana2008 ny 12/12/2007 13:15
lalagasy
(
11/12/2007 22:07)
Vehivavy mitady vady amizay
Misy ve any Eropa lehilahy, 30 - 40, mitady vady ho tia sy ho tiavina?
Izaho, vehivavy 29, tokan-tena, tsy manan-janaka, te-hanorina fiainana vaovao tsara kokoa.
lalagasy@gmail.com ny mail-ko.
Resa...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 25/02/2008 12:39
lazounet
(
11/12/2007 22:01)
Tantara marina
Niaraka mba nandehandeha teny ho eny ireto tovolahy roa. Dia lasa ny resaka sy ny embona ka hoy ilay voalohany hoe:
- Da manigna an'i Paris aho zany. Da ao gne Toréfely da avo any zany! Da ao gne...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 12/12/2007 04:38
tsiambaratelo
(
11/12/2007 22:01)
MBA TE HAHALALA MI
Vao misy kofa mikopaka de hoy ny,manodidina:tandremo efa niaraka t@le sipa ary avaratra ary iny.Toa hoe misy fozakely,tandremo fa mifindra ireny.Inona ry reto zany fozakely zany?...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 20/01/2008 14:39
tsiambaratelo
(
11/12/2007 21:29)
HATSIKANA TSY AZO VAKIANA ALOHAN\'NY SAKAFO Ô
Tantarana boka izy ity!Voan\'ny tuberculose le ra-namana, dia nasian\'ny dokotera nampiasa kapoka handrehofana.Efa misy manolo foana le kapoka refa feno satria ilain\'ny dokotera ,hijerena raha misy f...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 20/01/2008 14:42
Aino
(
11/12/2007 19:28)
bon anif sambatra
miarahaba anao tratriny izao anio izao ny aty de ny ao ambony anie hitantana ny dihanao sy izay rehetra ataonao ihany!!:-*:-*
ilay zandrikely tsy manadino.
fanaina...
tohiny
novalian'i karinah ny 12/12/2007 12:45
xxx
(
11/12/2007 15:25)
very sa tsy hita
Ary mba nakaiza hono i fiffi e?...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 26/12/2007 06:35
xxx
(
11/12/2007 15:21)
Reflexion ...
Tena lasalasa kely ny saiko hoe: Ahoana ny hoavin'ny serasera any aoriana any raha sanatria ka tsy eo ireo mpandrindra ireo?....
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 17/07/2006 16:54
tontavao
(
11/12/2007 14:39)
TENA TSY RESAKA FIFIDIANANA FA RESAKA POLOTIKAMPANJAKANA ITY
Gaga aho ry zareo raha mba mandeha miala an'Antananarivo na mankaiza io na mankaiza, dia tena tsy ahitan'ny minisiteran'ny fiarovana hevitra mihitsy ve ny fanafoanana ny tsolotsolotra kely ho an'ny za...
tohiny
novalian'i tontavao ny 12/12/2007 07:50
salmo1
(
11/12/2007 13:39)
GRUPO C
Real Madrid...8Pts
Olympiacos....8Pts
W. Bremen.....6Pts
Lazio............5Pts
Farany lalao grupo C
Real Madrid - [b]Lazio[/b].
[b]Olympiacos[/b] - [b]W. Bremen[/b].
.....
Ra [u]mandresy...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 17/12/2007 18:10
ari.malala
(
11/12/2007 12:21)
manin raha ts manaratsy...
Misy ilay mivazavaza mitondra haut parleur mankadilo sofina ireny oa zany eo ambanin'ny tranonay refa alahady hariva, fa tena tafintohina kely mints za tam tapabolan'ny alahady teo ts nihaino azy à v...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 18/12/2007 06:13
salmo1
(
11/12/2007 12:15)
Mbola tsy vita foana ve ny faradoboka?
Efa tsy azo manao fampielazankevitra intsony.
Dia mbola misy mandresy lahatra ihany ato :o8):°):-D^:^
;-)
...
tohiny
novalian'i peugeot ny 12/12/2007 14:51
fitia2006
(
11/12/2007 12:11)
hiran'i bodo
slt daolo !
mba mangataka ny hiran'i bodo "let's go dancing to night" sy "the regret is nether before"
merci ...
tohiny
xxx
(
11/12/2007 11:51)
Delestazy
[quote]
[color=blue][b]Rehefa maty jiro
Na injao minaianaina
reo vahoakan'Iarivo
Velona Taraina
valaka sy reraky ny asa an-davanandro
kanefa va ahandro
ny ketriky ny anio
anaty azim-pito
tsy ...
tohiny
novalian'i tynah ny 16/12/2007 13:48
vonimbo
(
11/12/2007 11:20)
Mangataka tonokira DIDY ALFA
Manao ahoana daholo e!
Mba mangataka ilay tonokiran'i DIDY ALFA : "Za mbola tsy miova" iny, tsy fantatro ny tena lohateniny e!
Misaotra mialoha e!...
tohiny
tantely1
(
11/12/2007 10:29)
MAlilo malilo malilo
Mangataka tonon-kiran'i Ninie Donia izay mba mahalala tanana
Malilo anie e!...
tohiny
