very sa tsy hita

1. xxx ( 11/12/2007 15:25)
Ary mba nakaiza hono i fiffi e?
2. azert ( 11/12/2007 19:10)
za koa saika anotany anizany ,to eo lasa any dago izy zay kou
3. azert ( 11/12/2007 19:11)
:-*:-*:-*fiffi
4. hery ( 12/12/2007 15:41)
mba mahalala fiainan'oul koa ianareo ireto :-P

kanefa rehefa hidiran'ny olona ny fiainana mimpenompenona.
5. glady ( 12/12/2007 15:54)
fa iza kay izany fiffi zany no tadiavina na very na tsy hita :roll:
6. Papoose ( 15/12/2007 00:01)
lol
7. ikaretsaka ( 15/12/2007 00:31)
hay moa mi exista tokoa izany fiffi izany!:roll:
tonga de mandoha vola @ kompani ry zalahy raha tsy hita izy fa d'efa homanina ny famadehana an
8. cutie ( 15/12/2007 00:33)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 15-12-2007 01:31:16
Lohateny : Re : very sa tsy hita
hay moa mi exista tokoa izany fiffi izany!
tonga de mandoha vola @ kompani ry zalahy raha tsy hita izy fa d'efa homanina ny famadehana an

:-w:-w:-w:-w:-w:-w
9. xxx ( 15/12/2007 01:18)
:-D:-D:-Diny aza aho fa tapa-tsinay
10. ikaretsaka ( 15/12/2007 04:17)
firy volana izay no tsy nahitana azy ry zalahy fa zahay mainka hamadika a! kaly io ko kaly io! fety io fety io!
Lasan-ko inona aloha izy e! Lasanko razana sa lasanko kondrana sa lasan-ko xxx?
Azafady fa mba gaga aho moa za mivantam-piteny rahateo ka sarobabay ka ze voa aza tezitra
11. Papoose ( 15/12/2007 15:53)
Ika, tsy mba misy zvt positive lazainao mints @ le lasan-ko...., ampiko kely, sao lasanko queen?
12. xxx ( 15/12/2007 15:59)
:-Pqueen merry sa floffy sa ferry sa.....????????
13. ari.malala ( 17/12/2007 11:32)
ika, =))=))=))=))=))=))=))
14. sakaizakely ( 17/12/2007 11:41)
:roll::roll::roll:
15. Papoose ( 17/12/2007 17:58)
Queen Mamabe Nouel! Nouel Nouel!:wink:
16. xxx ( 17/12/2007 18:20)
:-D:-D:-D
17. ari.malala ( 18/12/2007 06:27)
papoose, =))=))=))
18. xxx ( 18/12/2007 06:39)
:-D:-D:-D:-D
19. bonanga ( 18/12/2007 14:15)
:*:arrow::twisted::arrow:8O
20. Papoose ( 19/12/2007 03:47)
zany zao no malaza fa tondraka ny dadabe nouel!

fa nga mampangidihidy be le tsy nahita an'i fiffi, ho an'le xxx nanontany:?:
sa misy kado de nouel any?:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2294