very sa tsy hita

21. xxx ( 19/12/2007 06:00)
:-D:-D:-D mampiomehy mitsy papoose an! tondraka ndray ono ny dadabe nouel:-Dlasa seleky amin'izany dadabe tondraka izany eo
22. XxxX ( 19/12/2007 09:28)
ikaretsaka:

firy volana izay no tsy nahitana azy ry zalahy fa zahay mainka hamadika a! kaly io ko kaly io! fety io fety io!
Lasan-ko inona aloha izy e! Lasanko razana sa lasanko kondrana sa lasan-ko xxx?
Azafady fa mba gaga aho moa za mivantam-piteny rahateo ka sarobabay ka ze voa aza tezitra
mb tsy matahotra an'Andriamanitra mihintsy ialahy ity ry ikaretsaka a!tsssss:evil::evil:


23. xxx ( 19/12/2007 11:03)
misy antony matoa nanoratra an'io izy angamba:°)
aza hidirana fa aleo azy samy azy.....:^)
24. xxx ( 19/12/2007 11:04)
misy antony matoa nanoratra an'io izy angamba:°)
aza hidirana fa aleo azy samy azy.....:^)
25. Papoose ( 20/12/2007 14:47)
okalo fa fanina @ le lojika aho,
raha tondraka ny pera nouel, nefa
aaa na hoe
supposons, y a X ppapa nouel
et 1 mama nouel (l'oreal, parse ke vous le valet bion!"):-P
kombien des koupl pourraient ils y avoara?
sarobaliana zany matematikako zany satria tsy haiko!
26. xxx ( 21/12/2007 16:06)
ny mamabe nouel tsy mahazo mandeha irery amin'izao fety izao ry papoo sao manao seleky am dadabe nouel anaty daba fanaterana kadô eo:wink::-D
27. Papoose ( 22/12/2007 20:25)
aleo kosa mama liza mba hifidy zay kado tiany ao anaty fiara e!:lol:
28. xxx ( 22/12/2007 22:39)
kay kay kay! enjana be raha izany koa fa angaha hisy hanaiky hofidiana izany fa dia samy te hahazo cadeau daholo:lol:
29. Papoose ( 23/12/2007 01:18)
tsy aoko intsony marina, fa i mama v no milivre kado sa ry papa de nouel e? toa samy hahazo raha zao no mitohy hmmmmm
30. ari.malala ( 26/12/2007 06:35)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2522