Tantara marina

1. lazounet ( 11/12/2007 22:01)
Niaraka mba nandehandeha teny ho eny ireto tovolahy roa. Dia lasa ny resaka sy ny embona ka hoy ilay voalohany hoe:

- Da manigna an'i Paris aho zany. Da ao gne Toréfely da avo any zany! Da ao gne Tour Monparnasse, da avo an'izany! Da ao ny arc de trionfy da avo any izany!

Dia hoy ilay faharoa tena gaga ka nanontany:
- Ka anao ma izany k'afa tagny é?

Dia hoy ilay voalohany:
- Ny zokiko no tany.:D:D:-D:-D

2. Kwasi ( 12/12/2007 00:34)
Dia hoy ilay faharoa: De maningna leshy raha tsy mandainga, kay ve ny zokin'ilahy no tany de elahy no milaza fa manigna an'i Paris
Dia hoy indray le voalohany: Mandainga ahoana? Ko izaho izao mihitsy ro no niaraka taminy

Faharoa: ???!!! Taiiihiiiiaaa
Voalohany: Haaaa. Agnontagnio i Veve @ Photo sporo raha tsy matoky elaha.
3. Vitsikakely ( 12/12/2007 04:38)
Mhhhh mba tsy ratsy iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2472