GRUPO C

1. salmo1 ( 11/12/2007 13:39)
Real Madrid...8Pts
Olympiacos....8Pts
W. Bremen.....6Pts
Lazio............5Pts

Farany lalao grupo C

Real Madrid - Lazio.
Olympiacos - W. Bremen.

.....
Ra mandresy, na sahala 3-3 amin'ny Real Madrid ny Lazio. Dia mihitsana ny Real Madrid ra mandresy koa ny ekipa anakiray amin'ny Olympiacos sy W. Bremen.

Ra mandresy kosa ny Real dia sady tafakatra no mitazona ny laharaba voalohany amin'ny CRUPO C, ra mbola sahala amin'ny Lazio 0-0, 1-1 ihany koa dia mbola tafakatra ny Real Madrid. Raha sahala 2-2 kosa dia tsy haiko ny fandehany lalao...

Hahita olona hitomany aho androany!! (Efa niomaniko tsara ny mosoara).

;-)
novalian'i salmo1 ny 17/12/2007 18:10
2. xxx ( 11/12/2007 13:43)
na sahala 3-3 amin'ny Real Madrid ny Lazio. Dia mihitsana ny Real Madrid

Diso be!!!!
Mila mandresy maintsiny ny Lazio vao mihitsana ny Real Madrid.:wink:
3. salmo1 ( 11/12/2007 21:47)
Real Madrid......11
Olympiacos.......11
W. Bremen........6
Lazio.................5

Real Madrid 3 - 1 Lazio
Tafakatra ny R. Madrid.
Real voalohany, faharoa Olympiacos.


GRUPO A
Marsella 0 - 4 Liverpool

Mihitsana ny Marsella.



4. ronaldo09 ( 12/12/2007 13:23)

Ho an'i salmo1
Za ange ry Barca faikany efa niteny fa Real real ihany e!Ary mbola tsy teraka ny handraraka an'i Real am'ity taom-pilalaovana ity .
Za aloha de efa nanomana mosara ho an'la ary mamangy amin'ny fahoriana e!
5. salmo1 ( 12/12/2007 13:35)
ronaldo09:
Za aloha de efa nanomana mosara ho an'la ary mamangy amin'ny fahoriana e!

Ny mpanaraka any Real ihany no mpamangy fahoriana tsisy razana.

;-)
6. naughtyboy ( 17/12/2007 17:55)
O lety ry salmo raovina tsara oe i Real sy barca nohihaona @ la liga efa noteneninla fa tsy tadidiko tsara fa akoatrizay de resiny Arsenal less Chelsea omaly 1-0 t@ premiership anglisy nilay be i gallas no namono ny bol mpilalaony chelsea taloha:D:D de maniry ko za ho resiny barca i real ary Titi amono baolina ndray @ io fa miomana
7. salmo1 ( 17/12/2007 18:10)
naughtyboy:
Amin'ny alahady 23 ho avy izao, amin'ny 19h 00mn. Aty Barcelona. FC Barcelona - Real Madrid. (tsy milalao Messi).

Somary diso kely lay hafatro tamin'ndray mande iny, tsy izaho no nandainga fa ny programan'ny LFP no namitaka anah leisy:-w.

;-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2122