manin raha ts manaratsy...

1. ari.malala ( 11/12/2007 12:21)
Misy ilay mivazavaza mitondra haut parleur mankadilo sofina ireny oa zany eo ambanin'ny tranonay refa alahady hariva, fa tena tafintohina kely mints za tam tapabolan'ny alahady teo ts nihaino azy à volonté akory fa izy mivazavaza d lasa heno hoazy... zao no nolazain'le rangahy "fahavetavetana imason'Andriamanitra ny miteny hoe "ranona mivavaha hoanay" :roll:8Od gaga sy talanjona ny tenako, fa inona moa no antony ivazavazany sy ilanjany an'iny haut parleur iny ary itetezany tanàna tsy ahalalany reraka na alahady hariva aza ny andro, tsy ny hoe hivavaka sy hitory teny v? sa manao disk goaka sy mandemy saimbahoaka fts? d refa zareo v no miteny hoe hivavaka hoanao za na hivavaka hoan'ny ol manao toy izoa sy toy izao isika d mety fa refa ny katolik (satria tonga d hita we manaratsy katolik izy tsin...) d fahavetavetana imason'Andriamanitra? t@ zay fotoana izay d we hivavaka hoan'ny olona misotro toaka hono izy mba hoafaka am gejan'ny satana e, hivavaka hoan'ny ol mifoka sigara e, hivavaka hoan'ny ol misotro kafe e:-D:-D:-Dza moa d tapatsinay mints tamle we mpisotro kafe, fa manin koa ny kafe??? d gaga ah e, manin ra ts manaratsy! inoy ze inoanao d aza aratsiana ny an'ny hafa, ndrinrda ny katolik aleo tonga d itsiako mintsy
répondu par ari.malala le 18/12/2007 06:13
2. xxx ( 11/12/2007 13:32)
mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony. Izay mba fantany ka atao ahoana.
3. Kwasi ( 11/12/2007 15:01)
Amin'ny manaraka teneno izy hoe efa fantatray daholo zany rehetrarehetra izany fa mba ataovy moramora ilay haut parleur fa mankarenintsofina.
4. booboo ( 11/12/2007 15:04)
na koa hoe ataovy moramora fa misy zaza matory.
5. salmo1 ( 11/12/2007 15:21)
Zao fotsiny hanaovana azy:
Halaivo ny bafla tena gladiny be ireny, hataovy mitodika any amindrizareo, ary hataovy farany zay Maxm ny volume, dia sokafana tsara ny varavarana mba hivohany lay feo mafy be.
Amin'izay sahala ny baolina, tsy mila miteny akory oe: hampidino ny vol nareo!!

Fa tandremo fa tsara ny miheno tenin'Andriamanitra.

;-)
6. ikaretsaka ( 11/12/2007 15:24)
hihihihi .. raha mba teo aho manko...
Tany Ranohira tany @ ndry Kitjo fony za tany dia nisy nanao ireny koa teo ampovoan-tanana teo.
dia noteneniko dia niady hevitra elaela teo, dia lasa dia nahitsany ny vovoka t@ kirarony dia nalaiko ny scoubidou-ko de nataoko hoe ny ahy koa mba diovy.. tsy handio? de sady nakapokapoko mafy tsara!
tsary niverina tsotry!

Za koa tratran'io hoe tsy mety hono ny "Ranona mivavaha ho anay" io.. de nenoiko soa aman-tsara teo ny toriteniny (izay diska loaka be)
dia hoe "hivavaka ho anareo izahay" ho'zy
dia tratra koa an'ilay hoe hivavaka ho an'ny Mpisotro kafe hono izy:roll:
de heo fa maninona ny kafe.. dia hoe Ratsy hono ny Kafe, aiza ao anaty Baiboly no misy hoe ratsy ny kafe, sa nampiana taratasin'i dokotera ny baibolinareo nanao hoe ratsy ny kafe?
Za mao mpitondra kafe @ thermosy kely izay ao @ sisin'ny sac a dos ko rehefa le mandeha alavitra miaraka @ fakantsariko ireny, dia nangalako kely dia nosotroiko tsara dia nataoko hoe Masindahy Eloi (izany hono ny anaran'ilay Rangahy) .. mivavaha ho anay mpisotro kafe!
7. pissoa ( 11/12/2007 15:39)
ari.malala : misy raha latera :-D:-D:-D
8. Kwasi ( 11/12/2007 21:04)
Fa clown koa aloha ity ilay resaka hoe mpisotro kafe e! Tena tsy tanako tsony ny fmehezako vao avy namaky ilay an'i ika:-D
9. rakapy ( 11/12/2007 23:26)
ari.malala:

Misy ilay mivazavaza mitondra haut parleur mankadilo sofina ireny oa zany eo ambanin'ny tranonay refa alahady hariva, fa tena tafintohina kely mints za tam tapabolan'ny alahady teo ts nihaino azy à volonté akory fa izy mivazavaza d lasa heno hoazy... zao no nolazain'le rangahy "fahavetavetana imason'Andriamanitra ny miteny hoe "ranona mivavaha hoanay" :roll:8Od gaga sy talanjona ny tenako, fa inona moa no antony ivazavazany sy ilanjany an'iny haut parleur iny ary itetezany tanàna tsy ahalalany reraka na alahady hariva aza ny andro, tsy ny hoe hivavaka sy hitory teny v? sa manao disk goaka sy mandemy saimbahoaka fts? d refa zareo v no miteny hoe hivavaka hoanao za na hivavaka hoan'ny ol manao toy izoa sy toy izao isika d mety fa refa ny katolik (satria tonga d hita we manaratsy katolik izy tsin...) d fahavetavetana imason'Andriamanitra? t@ zay fotoana izay d we hivavaka hoan'ny olona misotro toaka hono izy mba hoafaka am gejan'ny satana e, hivavaka hoan'ny ol mifoka sigara e, hivavaka hoan'ny ol misotro kafe e:-D:-D:-Dza moa d tapatsinay mints tamle we mpisotro kafe, fa manin koa ny kafe??? d gaga ah e, manin ra ts manaratsy! inoy ze inoanao d aza aratsiana ny an'ny hafa, ndrinrda ny katolik aleo tonga d itsiako mintsy

Ity misy ohatra iray tena tsotra homeko anao ry Ary.malala sy izay mbola misalasala @ ity resaka Finoana ity.
Raha avy eto Tana ianao ka manana fikasana ho any Fianarantsoa dia firy ny possibilite ahatongavanao any? maro be izy ireo. 1/Ny fiaranao manokana 2/ny namanao manana fiara 3/ny taxi-brousse 4/auto stop 5/ moto 6/ azonao koa ny mandeha tongotra na bisikileta raha mahavita ianao sns...
Ary raha avy eto an-tany ianao ka manana fikasana ny ho any am-paradisa dia firy ny possibilite ahatonagavanao any? 1/ Ny tenanao manokana 2/avy amin'ny alalan'ny fikambanana (fiangonana) 3 avy amin'ny fanaovanao soa eto an-tany 4/ avy amin'ny a namanao sns...
Koa raha raisin-tsika ny momba ny taxi-brousse dia mitovy @ fiangonana io zavatra io. Ny taxi-brousse dia manana ny compangnie-ny avy( Sonatra, KOFIAM,MAMY...)ary ny fiangonana dia manana ny compagnie -ny avy( Katolika, Silamo, Jesosy mamonjy...)
Ny taxi-brousse dia manana ny mpanera-ny avokoa ( ao ny mitrapy avy lavitra, ao ny mitrapy ao anaty stationement) ary ny fiangonana dia manana ny mpanera-ny avokoa( ao ny mitrapy ao am-piangonana dia ao ny mitrapy aty ivelany miaraka @ megaphone sns... eny hatramin'ny internet aza dia efa ampiasain'
ny mpanera-mpiangonana amin'izao fotoana izao)
Ny Taxi-brousse dia manana ny soaferany avokoa ary torak'izany ny fiangonana dia ao ny Mopera, Pasitera...izay samy soaferan'ny fiangonany avy.
Ka raha atao ny fandinihana dia inona no ambadik'izany rehetra izany? CLIENTS= VOLA.
Ka io no tsy tankatr'isika olona tsotra raha tsy mandinika lalina isika.Mody hoe @ anaran'A/tra no hitondrany azy nefa VOLA no tena ao ambadika io rehetra io.
Mety hialaza ianareo fa mirediredy aho nefa mba saintsaino ny zavatra nolazaiko fa ny tenako dia avy ao no nisitaka ka mitazana avy lavitra dia mahita sy mahatsapa io zavatra io. Fa ianao mbola ao antiny kosa dia tsy hahita io mihintsy satria mbola mifanjevo amin'izy ireo.


10. Fody ( 12/12/2007 13:17)

rakapy:

"Mba farito kely ny antsoina hoe: Fiangonana aloha?"

Iza no loha mitarika ny Fiangonana?

Ireo rehetra mpikambana ao aminy, moa ve "CLIENTS" fotsiny araka izay hamaritanao azy?

ari.malala: misy ny olona mihevitra fa rehefa tsy ny azy dia diso, ka na inona na inona lazain'ny hafa dia toherina foana na dia marina aza.



11. rijadolly ( 12/12/2007 15:26)
Misy marina ny fanaratsiana ny Fiangonana hafa amin ‘ireny indraindray, tena manohitra izany mihitsy aho saingy mbola tsy naheno kosa aho hoe fiangonana anona na anona.Nefa kosa tsy tokony hatezerana ny tonga aloha fa mba henoina ihany ny hevitr’izireny satria misy marina ; mba tsy hanamari-tena isika.Oh ny omeko anareo :
Tezitra ity ranamana iray,ohtran’io an’ ari.malala io mihitsy ny nataon’ireo mpitory.Tena mpino ilay ranamana an.Hoy ilay Mpitory « Jesoa irery ihany no mpanafaka » hoy ranamana nitsatsaingoka « manginéééé ! ô,ô,ô tsy raharahanay » .Mahamenatra:oops::oops::oops:

Tsy hanoherako fahatany izireny koa dia izao.Ty zaho tsy mbola nahavita tahaka azireo izay manafika any amin’ base manao ny ainy tsy ho zavatra ,mitafy ny fanaratsiana isakarazany.Fa kosa raha maheno aho zavatra teneniny tsy araka an’Kristy dia mivavaka mangina ao anatiko aho ho azireo.
ari.malala > eo amin’ilay hoe “ranona mivava ho anay” nisy fanazavana ve sa tonga dia fahavetavetana eo imason’Andriamanitra fotsin’zao.

Ra amin’ sens hafa akaotran’ilay maha tezitranao mantsy dia misy mangataka hivavahana nefa izy tsy mino,no sady tsy mivavaka akory fa ataony fanalana azy aza ianao.Izany akory tsy hoe tsy hivavaka hoan’ilay olona ianao an !Izay ilay olona mametaveta ny anaran’Andriamanitra.
12. ikaretsaka ( 12/12/2007 15:49)
ny ahy manokana raha mbola eny an-tokotany na eny an-dalambe izy dia tsy mampaninona ahy loatra raha misy migafy satria tsy azy irery ny tokotany sy ny lalambe, ary mahafinaritra koa ny miady hevitra amin'ireny fanatique ireny raha samy mahay manazava ny inoany!
fa raha any an-tranony izy na any am-piangonany dia zo-ny tanteraka izany
raha ao an-tranoko koa na ao an-tokontaniko dia zo-ko kosa ny mandroaka azy
13. rijadolly ( 12/12/2007 16:19)
tsy mahazo alalana mampivory vahoaka eny an-dalambe mao izireny,tsy fantatro mantsy.Fa ny azoko antoka dia mbola tsy nahita mpitandro ny filaminana nandrava azy ireny aho.Misy koa anie ry ika manafika any an-trano é.Za ndray mampandroso raha oh ka tsy sahirana==>tsy mizara roa ny saiko.Dia samy mitory eo no sady samy manome voninahitra an'Andriamanitra eo.Za koa tsy manonina ny atokoko fa manontany ny azy.
Tandremo ry ika ilay teny hoe "fanatique" fa fitenin'tsy mpino anakivina ny mpino io an!
14. ikaretsaka ( 12/12/2007 16:25)
misy ka.. any madagasikara tsy ampy polisy fa zony dia zony tokoa ...
15. ikaretsaka ( 12/12/2007 16:28)
vo afak'omaly mihitsy aho no nahita teo @ izya gara izay: tokony hamelatra tsena eo ny tambanivohitra fa izy no tonga aloha teo, dia norohasan'ny polisy tsaratsara tokoa!
Raha any Andralanitra ianao no mitory ka ary @ toerana fiasan'i Pedro sy fanamboarany ny zezika compost, na any @ carriere fiasan'ny olona... dia miomana koa fa lasa mangoron'entana
16. ikaretsaka ( 12/12/2007 16:31)
rijadolly. izaho izao mino fa izhao tsy fanatique.. ny fanatique matetika rehefa tena alalinina ny zavatra inoany dia mi mumble! na lasa misaveraka! dia matetika ny baiboly no anaborkeny ny resaka shiarovany tena..
ohatran'ny silamo fanatique ihany io.. na hamono olona aza dia tsy misaina ny momban'ny maha olona fa ny ao anaty bokiny ihany satria izay ! dia lasa ny kamikazy!
tsy izany anefa ny fivavahana
17. Fody ( 12/12/2007 16:40)

Raha manelingelina ny filaminam-bahoaka dia azon'ny polisy atao tsara ny mandrava azy. Toy izany koa, raha manelingelina ny filaminan'ny olona dia azony atao tsara ny mitory ireo olona manakotaba azy (ao anatin'io ireo olona mampiasa fanamafisam-peo tsy nahazoan-dalana, tsy iza izany fa ireo mpitory an-dalam-be tsy nahazo alana, mpivarotra, sns...)
Efa nisy tany Mada mpitory noravan'ny polisy, noho izy ireo nanakotaba mpianatra amin'ny ora fianarana. Noravana fotsiny moa satria lasa niova resa-kafa ilay izy avy eo, satria sekoly katolika no nitaraina tamin'ny zavatra nataon'izy ireo.

Fanamarihana:
18. ikaretsaka ( 12/12/2007 16:47)
izay mihitsy
19. niryna ( 12/12/2007 17:52)
rijadolly:

Misy marina ny fanaratsiana ny Fiangonana hafa amin ‘ireny indraindray, tena manohitra izany mihitsy aho saingy mbola tsy naheno kosa aho hoe fiangonana anona na anona.Nefa kosa tsy tokony hatezerana ny tonga aloha fa mba henoina ihany ny hevitr’izireny satria misy marina ; mba tsy hanamari-tena isika.Oh ny omeko anareo :
Tezitra ity ranamana iray,ohtran’io an’ ari.malala io mihitsy ny nataon’ireo mpitory.Tena mpino ilay ranamana an.Hoy ilay Mpitory « Jesoa irery ihany no mpanafaka » hoy ranamana nitsatsaingoka « manginéééé ! ô,ô,ô tsy raharahanay » .Mahamenatra:oops::oops::oops:

Tsy hanoherako fahatany izireny koa dia izao.Ty zaho tsy mbola nahavita tahaka azireo izay manafika any amin’ base manao ny ainy tsy ho zavatra ,mitafy ny fanaratsiana isakarazany.Fa kosa raha maheno aho zavatra teneniny tsy araka an’Kristy dia mivavaka mangina ao anatiko aho ho azireo.
ari.malala > eo amin’ilay hoe “ranona mivava ho anay” nisy fanazavana ve sa tonga dia fahavetavetana eo imason’Andriamanitra fotsin’zao.

Ra amin’ sens hafa akaotran’ilay maha tezitranao mantsy dia misy mangataka hivavahana nefa izy tsy mino,no sady tsy mivavaka akory fa ataony fanalana azy aza ianao.Izany akory tsy hoe tsy hivavaka hoan’ilay olona ianao an !Izay ilay olona mametaveta ny anaran’Andriamanitra.




=D=D fitiavana no tena zava-dehibe ao amin'ny Tompo,mila mitia ny fahavalo sy izay olona heverinao fa tsy mitovy ny eritreritrao sy ny ao an-tsainao koa isika
Ika :afafazo ny voa ary voa tsara hafafy fa tsy maintsy misy mitsimoka foana ao.
Tsy azo atao ny mitsara olona,iza moa isika no hitsara? Na ankalamanjana na ao an-trano rehefa mitory an'i Kristy izay Atra velona,mahery,manasitra,mamaly vavaka,miaro sy manavotra antsika ho afaka amin'ny fanangejan'i satana dia izay raisina.Tsy ny fiangonana no mikaonty amin'ny andro farany fa ny finoana an'ilay kristy izay lalana iray ihany mankany an-danitra.
Aleloia hoa Azy Irery Hatrany Anie Ny Dera Sy Laza Ary Ny Voninahitra Avy amin'ny Ray sy ny Zanaka ary Ny Fanahy Masina Amena ^:^
20. ikaretsaka ( 12/12/2007 18:14)
fa ny famafazana voa anie ry niryna tsy ny fitondrana kimpantsona eny ampovoan-tsena e!
efa nolazain'ny Tompo antsika ny momba an'io ao @ voalohandohan'ny Matio toko faha 6 ao raha tsy diso aho (za moa tsy mahay mitsimpona fa azafady)

marina izany ry niryna tsy azo atao ny mitsara olona, fa azo atao kosa ny mi argue aminy mba hifankalalana raha fantany ny inoany, fa tsy minomino foana izy.. ary manazava sy mankahery ny sainy aza izany, raha tena olona mivelatra marina izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.162