manin raha ts manaratsy...

21. pissoa ( 12/12/2007 18:42)
Fody:


Raha manelingelina ny filaminam-bahoaka dia azon'ny polisy atao tsara ny mandrava azy. Toy izany koa, raha manelingelina ny filaminan'ny olona dia azony atao tsara ny mitory ireo olona manakotaba azy (ao anatin'io ireo olona mampiasa fanamafisam-peo tsy nahazoan-dalana, tsy iza izany fa ireo mpitory an-dalam-be tsy nahazo alana, mpivarotra, sns...)


marina :-D:-D:-D
22. rijadolly ( 12/12/2007 19:03)
I ikaretsaka amin'izany miala bala amin'ilay hoe mitsipona dia mody hoe
ao @ voalohandohan'ny Matio toko faha 6 ao raha tsy diso aho (za moa tsy mahay mitsimpona fa azafady)
nefa anie miteny ihany
ny famafazana voa anie ry niryna tsy ny fitondrana kimpantsona eny ampovoan-tsena e!
efa nolazain'ny Tompo antsika ny momba an'io
tsy misy hiteny an'sé tsony anié hoe io fa mitsipona koa kay ika é.Fantatray fa entina hanohanana ny hevitry ny tena izireny.Ny hevitry ny olona aza moa tsiponina hanohanana ny hevitry ny tena maika fa tenin'Andriamanitra.
ity ilay andiateny tian'ika tenenina ry zareo à. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=6&andininy=1-3&dika= de manino zao zany.:roll::roll:
23. rijadolly ( 12/12/2007 19:17)
ika>>Fantatro tsara zao fa ohatr'zao ny ataon'sé ao=))=))=))=))=))=))
24. rijadolly ( 12/12/2007 19:19)
tapitra iny fa miverina any amin'sujet an!
25. ikaretsaka ( 12/12/2007 21:01)
Rijadolly za tsy manao le phrase tapany kely mba mi interesser ahy fa ilay tantara 1 manontolo sy ilay nolazainy ka.
fa manome point hoe za koa anie mamaky fa jereo fa ny ahy tsy ataoko tsianjery e
26. ikaretsaka ( 12/12/2007 21:06)
Omeko ohatra 1 ianao ary
Raha hitsimpona aho dia ohatran'izao no hataoko:
Ento kely ilay kapaoty navelako tany Troasy ao amin'i Karposa rahefa mankaty hianao, ary ny boky koa, fa indrindra ny taratasy hoditra.
(2Tim 4:13) dia hanazava ny fampiasan'i paoly kapaoty
Azon'Dramose?:wink:
Raha izay aho dia mitsimpona..
satria voalaza ao anaty baiboly io ko:D
27. soanja ( 13/12/2007 05:40)
ari.malala:

Misy ilay mivazavaza mitondra haut parleur mankadilo sofina ireny oa zany eo ambanin'ny tranonay refa alahady hariva, fa tena tafintohina kely mints za tam tapabolan'ny alahady teo ts nihaino azy à volonté akory fa izy mivazavaza d lasa heno hoazy... zao no nolazain'le rangahy "fahavetavetana imason'Andriamanitra ny miteny hoe "ranona mivavaha hoanay" :roll:8Od gaga sy talanjona ny tenako, fa inona moa no antony ivazavazany sy ilanjany an'iny haut parleur iny ary itetezany tanàna tsy ahalalany reraka na alahady hariva aza ny andro, tsy ny hoe hivavaka sy hitory teny v? sa manao disk goaka sy mandemy saimbahoaka fts? d refa zareo v no miteny hoe hivavaka hoanao za na hivavaka hoan'ny ol manao toy izoa sy toy izao isika d mety fa refa ny katolik (satria tonga d hita we manaratsy katolik izy tsin...) d fahavetavetana imason'Andriamanitra? t@ zay fotoana izay d we hivavaka hoan'ny olona misotro toaka hono izy mba hoafaka am gejan'ny satana e, hivavaka hoan'ny ol mifoka sigara e, hivavaka hoan'ny ol misotro kafe e:-D:-D:-Dza moa d tapatsinay mints tamle we mpisotro kafe, fa manin koa ny kafe??? d gaga ah e, manin ra ts manaratsy! inoy ze inoanao d aza aratsiana ny an'ny hafa, ndrinrda ny katolik aleo tonga d itsiako mintsy


Izaho indray mandeha ry Ari dia efa tratran'io tany Mada sady anniversaire-ko tamin'izay fa nakandrenintsofina tsy lavitra ny tranonay le olona sy ny tabatabany. Nisy mpanakanto tonga hanotrona ny fety tamin'izay fa tsy nahaleo doika ny feo avy any ivelany tena namparary andoha tokoa.
Nankany tamin'ny fokontany nitaraina dia niteny ny tao hoe efa nahazo alalana ireo ka afaka manao izany tsara tokoa.
Gaga be tokoa aho tamin'izay satria hatraiza zany ny fetran'ny atao hoe fahalalahana ny zon'ny hafa raha izay any? Tsy mampanahy anie ny manao fety sy mitabataba fa tsara koa mba nampilazana mialoha ny manodidina raha hanao izany mba fantany izay tokony ataony.
Enga anie ka hotonga any ampotitsofin'ny manampahefana ity resakao ity ary ho hitany ny dinika eto fa mila fanabeazana tokoa ny olona indraindray.


28. fijo ( 13/12/2007 21:59)
ari an,homeo kafe mamy tsara izy de asaivo misotro aloha,fa sao tsy hainy akory ny atao hoe kafe?
de raha mbola miverina miwagawaga de tondrao rano mangatsiaka
29. ari.malala ( 18/12/2007 06:13)
de mbola nisy ndray tam alahady, de hoe ny batisa nataon'i Jaona tam Jesosy iany hono no batisa mahavonjy, ary raha hiresaka ny zaza nametrahan'i Jesosy tanana hono tsisy resaka batisa sy batemy ao fa fametrahan-tanana sy tso-drano, kely foana tsy namaliako ilay rangahy hoe manin koa nareo tsy mande any Joridany ra zany d fohazina tao am-pasana iJaona hanao batisa anareo:-D:-D:-D:-D:-D:-Dny zazakely hono tsy tokony hatao batisa na batemy fa JEsosy efa 30taona vao natao, ka tokony zany no ataontsika raha tena mpanaradia an'i JEsosy isika:-D:-D:-Dza tapatsinay isaky ny tonga ry zareo, ary ny olona efa mimenomenona fa zareo tsy miraharaha fa tonga fona e! mizara ilay prospectus kely reny d misy sarisary tsy haiko aby inona ny ao, fa za ts mandray tsi, d rangitra b le mpizara:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549