Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
fijo
(
13/12/2007 21:41)
miandry
dia miandry ny vokatra ofisialy izany isika rehetra.tsy dia manantena fihovana akory nefa fa dia mety ho andry izany no lasa eo.
-miandry ny fanapahankevitra voalohany izany isika.
-miandry ny mety ...
suite
répondu par fijo le 14/12/2007 20:49
xxx
(
13/12/2007 20:50)
Mbà voan'ny déléstage éléctoral ny TIM e
Ela nitorahana voamason'angatra ny TIM ka dia mbà nahazo lesona t@ ity fifidianana maire ity e .....
suite
salmo1
(
13/12/2007 19:52)
TGV fa tsy TIM
Manomboka zao, raha misy vahiny manontany izaho oe:
- ''Iza no anarany filohany Mscar?''
dia ho valiako oe:
Rajoelina Andry tompoko, io no filohanay (fa mamenatra be ny hilaza ny filohany T...
suite
répondu par Jeankely le 14/12/2007 08:07
xxx
(
13/12/2007 19:15)
Resaka paps
Misy namako sipakely zay any an-dafy any , Ny dadany vazaha taratasy sy ny grand parentny , dia nangataka nationalité izy sy transcription dia nalefan zareo tany Nante aty Antananarivo ilay dossier ....
suite
répondu par fijo le 28/12/2007 20:31
tynah
(
13/12/2007 19:00)
Fandefasana entana any Dago.
Hono hoy aho ry zareo ah!!! fety ity ny andro mba faniriana mafy ny handefa zavatra any an-tanin-drazana ka aiza no tokony aleha na tokony hatao . Sao dia mba misy mahalala olona . Amin'ilay tsy dia l...
suite
répondu par fahamarinana le 17/07/2006 19:22
idago
(
13/12/2007 18:25)
Hebergement bôjo sady tsy misy pubs
salut daholo. indro misy site d'hebergement gratuit sady tsy misy pubs. nom de domaine de type vous.idago.net, 100Mo, 1bdd mysql, PHP5 et accès FTP. Araraoty haingana ô.
url :[url]http://www.idago....
suite
répondu par idago le 19/12/2007 16:58
jaya
(
13/12/2007 18:08)
mitady ancien rabearivelo de 91 Ã 94
mba te hihaona amireny akama sy sipa niara nibosy reny, na classe parallèle tao ami JJR Analamahitsy sy Analakely entre 91 et 94. Efa 16 ans plutot zany
, mba signalevo za ra miss.
Za miditra ao a...
suite
répondu par angotiko le 30/12/2007 05:36
bazylou
(
13/12/2007 17:50)
rehefa leo an'dravalo
mpitery omby andro irirnina ny pokona dia handeha hitaingina tgv indray.:wink:...
suite
répondu par Jeankely le 14/12/2007 07:33
dibbah
(
13/12/2007 16:34)
logiciel tsy mety lancer-na
inona no mety antony ,tafapetraka le izy fa tsy mi-lancer tena sa mety misy logi mitovitovy aminy v d tsy mand...
suite
répondu par ikaretsaka le 14/12/2007 23:37
dibbah
(
13/12/2007 16:24)
TIM MITAINGINA TGV
TSY MAINTSY MITAINGINA TGV NY TIM VAO TONGA ANY AMIN'NY GARE MANARAKA VELOMA O...
suite
répondu par peugeot le 13/12/2007 16:36
salmo1
(
13/12/2007 15:19)
Tandremo sao voafitaka!
Ny Antananarivo sy ny malagasy mipetraka ao andrenivohitra dia efa mihevitra fa i Andry maintsy no filohany amin'ny retraretra, fa tsy ny filohany TIM velively akory.
Raharaha ity ny any TIM sy ny ...
suite
répondu par Jeankely le 14/12/2007 07:18
Jeankely
(
13/12/2007 14:46)
Tandremo ary fa tsy TGV=Mandeha hoazy
Samy nametraka hafatra sy namelaka tehamaina ny Mpitondra ny mpifidy tao Antananarivo Renivohitra ka tandremo sao mihevitra fa vita hatreo ny olana. Ny resaka tsena ihany ohatra dia ady ny fandaminana...
suite
répondu par Jeankely le 14/12/2007 07:10
salmo1
(
13/12/2007 13:47)
Ianao ve mba mijery ny malagasy?
Tsy ny malalanareo ihany no azonareo homena fitiavana, fa ny malagasy miaina amin'ny fahantrana ihany koa tokony hojerena kely raha tena be fitiavana ianareo.
Matetika ianareo namana ato mahavita f...
suite
répondu par reve le 16/12/2007 13:35
grim
(
13/12/2007 13:13)
Vente en ligne
Manahoana daholo!
Sao dia mba misy mahafantatra site ahafahana manafatra composants informatiques mankaty madagasikara (carte graphique, processeur, ...) fa tena baombina daholo ny eto sady lafo?
...
suite
répondu par tendry77 le 18/12/2007 13:25
xxx
(
13/12/2007 13:06)
mivaralila
Miarahaba,
Maninona no mivaralila daholo ny resaka eto @ dinika.
Samia manoratra eto ze tiany avy e,...
suite
répondu par Veloo le 17/12/2007 14:49
pitchou
(
13/12/2007 12:49)
Azafady kely aloha e!
:D mba mety azo atao v m'sié le maire mba tsy alefa mafy lôtra le tgv ndrao mivadika eo ka hamoi-doza? :D:D:D
sô d manko tsy tafiditra ny gara eo fa misy manodikodina eny am-panidinana kou?
d mbÃ...
suite
répondu par pitchou le 14/12/2007 18:34
tezitra
(
13/12/2007 12:47)
TGV (Tana, Gasikara, Vahoaka) Ã FOND LA CAISSE
Maintenant le résultat est presque certain, c’est TGV le boss, 3 choses doivent être dits :
[b][u]1)liberez Antananarivo :[/u][/b]
[b]a)économiquement [/b]:que tout le monde puisse faire...
suite
répondu par DotMG le 14/12/2007 05:33
bazylou
(
13/12/2007 12:39)
be ny nitomany tena marina
:{:{:{:{:{:{ Ho paingorin'ny tgv izany ialahyisany ry tim !!! hiiih
I rafalimanana efa hanao retraite sahady fa tsy zakan'ny vavoniny ny baolina;;;;;:-D:-D...
suite
répondu par Jeankely le 02/01/2008 13:17
salmo1
(
13/12/2007 12:22)
Vaovao
[quote=ra8]« Hanompo vahoaka fa tsy hotompoin’ny vahoaka izay ho Ben’ny tanà na ho lany »
GAZETIKO[/quote]
Tsisy dikany, tena tsisy hilaivana azy.
Tsy fantany akory zay tiany ho tenenina.
...
suite
répondu par tynah le 13/12/2007 17:32
richtiana
(
13/12/2007 12:13)
zoky Andry o!
:-*FELICITATION
Hita izao fa efa niantefan'ny safidim-bahoaka ianao ,ka mahaiza mamindra ry ZOKY,fa tena sarotra ny zavatra miandry anao,mila mailo tsara fotsiny fa na enao voafingana na enao voat...
suite
répondu par andrywui le 17/12/2008 12:46
