Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jaya, milahatra araka ny daty
jaya ( 30/12/2008 10:05)
mitady DEBIMETRE BMW E34 525i
salama dool o za de mitady maika DEBIMETRE ana BMW E34 525i so de miss maita na miss manana, mba tsy de lafo ny vidiny, na occasion na neuf (pièces mecanique am vam BMW io, ho an ze tsy mahalala)... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 02:33
jaya ( 13/12/2007 18:08)
mitady ancien rabearivelo de 91 à 94
mba te hihaona amireny akama sy sipa niara nibosy reny, na classe parallèle tao ami JJR Analamahitsy sy Analakely entre 91 et 94. Efa 16 ans plutot zany , mba signalevo za ra miss. Za miditra ao a... tohiny
novalian'i angotiko ny 30/12/2007 05:36
jaya ( 17/07/2006 09:34)
Tsisy resaka afatsy foot v, basket ohatra
marina fa b mpitia ny fott, zah anisany. fa ato v tsy mba miss mpankafy basket mintsy ? mba asio resaka njay ny amin'io rangah, na eto amintsika na any ivelany sur an... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 19:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6016