mitady ancien rabearivelo de 91 à 94

1. jaya ( 13/12/2007 18:08)
mba te hihaona amireny akama sy sipa niara nibosy reny, na classe parallèle tao ami JJR Analamahitsy sy Analakely entre 91 et 94. Efa 16 ans plutot zany
, mba signalevo za ra miss.
Za miditra ao ami serasera karajia fona ra miss te hiresaka aminah, io jaya io ny ps ko
zay surrr doool
novalian'i angotiko ny 30/12/2007 05:36
2. xxx ( 13/12/2007 18:32)
ary raha mpandalondalo teo amin'ny rabearivelo teo fotsiny tamin'io taona io?????
3. lemenakely ( 13/12/2007 18:38)
izaho promotion 1995 e! en avance 1 an @ olona tadiavinao ! mais bon
4. xxx ( 13/12/2007 18:58)
lemenakely hay ve enao rabearivelo e! zà mpandalo eo foana mantsy tamzany....
5. lemenakely ( 13/12/2007 19:06)
xxx:

lemenakely hay ve enao rabearivelo e! zà mpandalo eo foana mantsy tamzany....



ary maninona no atao xxx..? ié mpianatry LJJR aho kah fa 1 an ihany no tao terminale ary tao no afaka BAC ..
6. xxx ( 13/12/2007 19:08)
:wink:
hay eritaona fotsiny izany;....
7. lemenakely ( 13/12/2007 20:47)
xxx:

:wink:
hay eritaona fotsiny izany;....



8. mabloo ( 13/12/2007 21:55)
za aloha anisany tao am rabe tamin'ireo fotoana reo e!
mahafinaritra tokoa aloha raha mihaona reny akama taloha reny , fa tsy fantatro raha mifankahalala sika na tsia fa ho hita eo e!
nareo zany efa mpianatry raboniface sa !! tena tsy misy mahazo mihaotra ny moyenne am 'iny ramose iny an !! henjana be !!
9. xxx ( 22/12/2007 18:11)
zah koa alou tao e ary tena niaraka t@ lemenakely zany zah raha afaka bac 95 lery :D Terminale A
10. angotiko ( 30/12/2007 05:36)
salut jaya, izaho aloa nianatra tao eh, TA za eh, no tao za seconde hatramin'ny terminale, saingy za 91 session unique no afaka bacc
ka mety tsy mifankalala angamaba tsika, satri za efa niantra 4 ans tao zay ianao vao tao zanyy, mme randretsa ny prof d français, david le ohatran'ny mitapy iny ny prof phisyque, ...
zay mahafapo ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2842