Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i angotiko, milahatra araka ny daty
angotiko ( 04/05/2011 08:53)
MOMBA NY FIVAVAHANA AMIN'i YONIKA eny CARION izany ny fiangonana! rampitso alakamisy 05 mai 2011 amin'ny 1 ora tolakandro! misy FIARA IRAISANA efa nalain'ny fianakaviana ka eny MAHAVOKY ECOLE CONDORSE... tohiny
novalian'i Lily-Z ny 10/05/2011 12:23
angotiko ( 29/12/2010 15:11)
FIARABANA TRATRY NY TAONA SY FIHAONANA AMIN'I HERY
miarahaba ny rehetra ô hisy zany ny fiarabana tratry ny taonan'ny serasera dago sady fihaonana amin'ny sefo hery izay mandalo eto dago ny fotoana zany dia ny alahady 09 janvier 2011! mbola daty io! i... tohiny
novalian'i faly1974 ny 27/01/2011 15:09
angotiko ( 26/09/2010 06:10)
ASIO FIHAONANA NDRAY E! ASIO FETY INDRAY E!
miarahaba ny rehetra ô! aiza daôly e! tairo d reketo ndray ranga ny fety an! andao hanala azy andao hifaly! bye dôly an avoay ravatorano glou thiel.....tsy voatanisa kisss mamay beuh manaraka ny ar... tohiny
angotiko ( 06/06/2010 12:24)
NAFINARITRA NY BARBECUE PARTY
miarahaba ny rehetra ô vita moa izany ny BARBECUE PARTY teny ambohimalaza, ary tena nahafinaritra no samy hafapo daholo na ny tranainy na ny vaovao vao sambany nadeha fihaonana fa ny sary moa d ho av... tohiny
novalian'i hery ny 21/06/2010 22:31
angotiko ( 20/05/2010 15:06)
BARBECUE PARTY 05 JUIN 2010 ENY AMBOHIMALAZA
miarahaba ny rehetra ô hisy fihaonana zany amin'ny 05 juin 2010 BARBECUE PARTY eny ambohimalaza, ny mombamomba izany dia mbola ho lazaina eto amin'ny manaraka fa io aloha ny daty koa ilazana iana... tohiny
novalian'i mihamina ny 10/06/2010 10:35
angotiko ( 09/05/2010 05:01)
VITA SOA TSARA NY FETY SADY NAFINARITRA NY FIHAONANA
hummm vita soamatsara sady nahafinaritra ny fety fihaonana teny amin'ny KRYPTON AFAPO tsara dôly zahay tonga teny eny na dia tsy nisy BIRAO ny serasera na dia iray aza lol nisy 17 mianadahy izahay ... tohiny
novalian'i hery ny 28/05/2010 07:13
angotiko ( 12/02/2010 15:40)
fa naninona!! fa nisy inona!! fa ahoana aryyyyy e
miarahaba ny rehetra ô fa nahoana tokoa waaa, fa toa tsy nisy fetifety intsony e, toa tsy nisy fiarabana tratry ny taona, toa tsy nisy fambolekazo, toa tsy nisy toa tsy nisy toa tsy nisy... sa ve... tohiny
angotiko ( 15/06/2009 16:34)
fa nakaiza?? fa misy inona?? toa tsy misy re?? fa variana v
Miarahaba antsika rehetra Fa manotany tena aho we toa tsy misy fihaonana intsony, toa tsy misy asa sosialy intsony, toa tsy misy vakansy intsony, toa tsy misy hita intsony??? Tsy efa akaiky ve ny vo... tohiny
novalian'i Mimifali ny 29/07/2009 12:05
angotiko ( 21/12/2008 16:57)
vita soa ny hetsika sosialy teny manakavaly
Vita soamatsara moa zany ny asa natao teny MANAKAVALY, ary tena nafinaritra tokoa fa ny adidy vita ny rivotra azo, ny fialamboly etsy andaniny fa tena nisy hatramin'ny 5eme mi temps, na dia nisy aza n... tohiny
angotiko ( 26/10/2008 05:39)
vitasoa ny fitsangatsanganana nataon'ny SERASERA DAGO 25 oct
vita soamatsara ny fitangatsanganana natao ny 25 octobre 2008 teo, voalohateny dia misaotra an'andriamanitra fa nomeny andro tsara ny mpitsangatsangana, eny na dia somary nisy erika kely aza ny hari... tohiny
novalian'i terrywui ny 21/12/2009 12:08
angotiko ( 12/10/2008 05:23)
fitsangatsanganana ataon'ny SERASERA DAGO
Tany amin'ilay toerana hitsangatsanganana izahay androany ny 11 octobre ka izao no zavatra tapaka tany: Noho ny antony tsy miankina aminay mpikarakara izay nandeha tany dia voatery tsy maintsy novana... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/10/2008 19:55
angotiko ( 02/07/2008 17:16)
saika mba hanontany fa ...
miarahaba!!! saika mba hanontany noho ny tsy fahalalana hono wa ny OP ve tompoko mba misy fitsipika mifehy sa tsia sa dia manao zay tiany atao ohatra rehefa tsy titina d banniavana na atao sarotra ... tohiny
novalian'i Angie ny 19/08/2008 15:19
angotiko ( 16/04/2008 17:10)
tsy tafiditra ao amin'ny karajia tchat
tsy haiko fa tsy tafiditra ao amin'ny karajia tchat ndray eh, tsy haiko na za ela be tsy tao na ahoana fa tsy tafitra amin'ny serasera misy ireo ps ny olona fa ao status iany, d eo tsy mietsika eo... tohiny
angotiko ( 27/02/2008 17:13)
tsy tafiditra ao amin'ny tchat
miarahaba an'i hery tsy tafiditra ao amin'ny tchat ndray za io nanomboka omaly, d tsy haiko we inona ndray no antony d inona indray kou no atao, misaotra anao... tohiny
novalian'i ANARIM ny 03/03/2008 07:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0247