BARBECUE PARTY 05 JUIN 2010 ENY AMBOHIMALAZA

1. angotiko ( 20/05/2010 15:06)
miarahaba ny rehetra ô

hisy fihaonana zany amin'ny 05 juin 2010 BARBECUE PARTY eny ambohimalaza, ny mombamomba izany dia mbola ho lazaina eto amin'ny manaraka fa io aloha ny daty
koa ilazana ianareo zay handeha mba hilaza mialoha mba hanamboarana ny programme sy ny zavatra ilaina any mba hamatotra tsara ny fety atao mdrrr
:roll: :lol: :* :-* :^) :/ (l) :-D 8-) :}
sahia miseho fa aza wa wa wa sy bla bla bla ao ambadiky ny ecran lol
;-) :{ :^) :lol:
enga anie mba hilamina fotsiny ny eto tanana
misaotra tsiky d ampy d kiss d kiss indrandra fa ianao io
novalian'i mihamina ny 10/06/2010 10:35
2. ravatorano ( 22/05/2010 09:28)
hatramin'izao aloha aho dia afaka soa amantsara ary miezaka manentana ny namana sasany momba ity ketrika manaraka ity !
miandry izay fanapaha kevitsika farany e !

tsiky d ampy
3. angotiko ( 24/05/2010 11:19)
miarahaba ny rehetra ô
BARBECUE AMIN'NY ANDRO ATOANDRO BE NANAHARY HIHIHIHI
momba ilay fihaonana 05 juin 2010 zany dia toy izao e:
ny fotoana zany dia eny MAHAZO eo apitan'ny bus makany ambohimalaza misy plaky ORANGE dia eo ambaniny eo(eo akaikin'ny clinique advntiste )
ny fotoana dia amin'ny 8ora sy sasany ka hatramin'ny 9ora sy sasany matotra
ny fandraisana anjara dia 10 000 ariary isan'olona (hofatrano sy tonotono),
ny zavapisotro dia samy mitondra ny tsirairay
tonotono ny any fa raha zatra tsy maintsy mihina sakafo toy ny vary dia mahazo mitondra
ny frais dia 2000 ariary mandroso sy miverina
mitenena mialoha izay handeha ary aoka tsy handainga mba ahafantarana hoe iza no andrasana d iza no hilaozana
izay alou ny azo ambara fa manampy eo ihany raha misy vaovao
manorata amin'ny razoky ravatorano izay handeha
hummm tsikt d ampy
:* :-* ;-) :-D :/ :roll: :oops: :lol:
4. milaibe ( 25/05/2010 07:58)
Misy navette gratuite mpaka ve ry angotiko afaka maka anay ;-) Paris -Tana;Tana-Paris :-* :*
5. tess ( 25/05/2010 18:38)
milay be ky zany angotiko an! domazy tsy sur place hihih bonamuz fotsiny e! de ny sary aza hadino mitsy com dab
6. Naniie ( 27/05/2010 11:23)
iezaka ho tonga mavitrika raha tsis ny sampona :D 8O :lol: :wink: :-D (l) :-* :-* :* :* ;-) :lol: :lol: :lol:
7. angotiko ( 27/05/2010 15:56)
milaibe: hummm anjaso eo fa alaiko vao maraina enao, ary mihomana mialaoha fa sao d tara fa maika haka an'i tess ntsika hahahaha
8. angotiko ( 27/05/2010 15:57)
tess: tena hilay mitsiny alou itako atreto e, fa toa mazoto beu dôly kooo, misy sary ary tena feno sary hiiihihi
naniie ina weee hihhi
9. angotiko ( 30/05/2010 11:22)
miarahaba ô
ilazana ireo birao mba ho tonga dôly fa manjary tsy misy lohany ny fety mdrrr tena marina io
10. angotiko ( 30/05/2010 11:41)
fanamafisana
ny tsirairay zany tokony hitondra ny fitaovana iza ilainy akotrany izay efa any aminy (tss aza ratsy saina wa) toy ny vera ...
ilay TOERANA izany dia eny ambohimalaza: afaka ny station GALANA, dia mandroso kely otran'ny hoe ho any amin'ny KRYPTON, dia mahita otrany barazyndrano, dia mandroso kely ihany dia mahita otran'ny but aminn'y terrain foot zany nareo nefa otrany koa we barrière vinaninany zany fa tsy azon'ny camion handehanana à droite dôly io raha ho any an! dia misy tetezana (tatezana lool) hazo eo somary takotakona io an, d eo no mitsofoka, dia mihakatra eo amin'ny 100m eo ho eo dia mahita vavahady G4S ny soratra eo aminy, dia misy vavahady eo akaikiny d ao, fa hiezaka izahay anisy soratra eo amin'ny fiviliana sy ny vavahady, ok
dia mbola ilazana ihany isika handeha mba ilaza mialoha fa misy ny fandaminana tsy maintsy atao
11. maisotra ( 31/05/2010 05:20)
Tena mba ataovy alohaloha le filazana @ manaraka fa ny tenanay zao mba te andeha fa aloha tena atomotra loatra le fotoana, mba fangatahana ra mba azo atao e,
Misaotra betsaka.

miarahaba ny rehetra ô

hisy fihaonana zany amin'ny 05 juin 2010 BARBECUE PARTY eny ambohimalaza, ny mombamomba izany dia mbola ho lazaina eto amin'ny manaraka fa io aloha ny daty
koa ilazana ianareo zay handeha mba hilaza mialoha mba hanamboarana ny programme sy ny zavatra ilaina any mba hamatotra tsara ny fety atao mdrrr
:roll: :lol: :* :-* :^) :/ (l) :-D 8-) :}
sahia miseho fa aza wa wa wa sy bla bla bla ao ambadiky ny ecran lol
;-) :{ :^) :lol:
enga anie mba hilamina fotsiny ny eto tanana
misaotra tsiky d ampy d kiss d kiss indrandra fa ianao io
12. angotiko ( 31/05/2010 15:57)
maisotra: efa ela beuh io ka fa midira furum matetika
13. mihamina ( 01/06/2010 17:47)
Salut!
Za mba te hande @ izany fa atao ahoana kay ilay fisoratana anarana aminazy ty?
bye
14. angotiko ( 02/06/2010 14:45)


Salut!
Za mba te hande @ izany fa atao ahoana kay ilay fisoratana anarana aminazy ty?
bye

mihamina: eto ihany ka! efa fantatra zany ianao fa handeha d io ny ps nao fa d eny zany ny fotoana, eo amin'ireo voalaz ireo
15. maisotra ( 04/06/2010 06:11)

Eny ary fa voaray ny hafatra fa de hiditra matetika eto @ forum zany.
16. sipagasy ( 05/06/2010 14:51)

dia raha nanan'elatra izany dia mba ho tonga ihany koa e!

euuhhh afaka maminavina fihaonana veh @ volana aout??
17. mihamina ( 10/06/2010 10:35)

sipagasy:


dia raha nanan'elatra izany dia mba ho tonga ihany koa e!

euuhhh afaka maminavina fihaonana veh @ volana aout??


Mety zany eritreritra hoe fihaonana @ volana Aout izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.551