VITA SOA TSARA NY FETY SADY NAFINARITRA NY FIHAONANA

1. angotiko ( 09/05/2010 05:01)
hummm vita soamatsara sady nahafinaritra ny fety fihaonana teny amin'ny KRYPTON
AFAPO tsara dôly zahay tonga teny eny na dia tsy nisy BIRAO ny serasera na dia iray aza lol
nisy 17 mianadahy izahay no teny: thiel, bully, valiha, clarks, njoo_, letoto, loni, nikel, angelo, jaya, loulousy, tianalove, mimi, angotiko, nanie, mimifali, antsanitia, izany we 11 lahy d 6 vehivavy
afapo tokoa daholo mou fa tena nafinaritra ny fiarahana, vanitika party no tena betsaka tany, tsy d nisy pv loatra tany fa niaraka nirona be foana hany ka tena nilay be foana ny ambiance hummmmm :* :-*
tena nanala azy dôly na ny lahy na ny vavy, na ny mahia na ny matavy hihihihi, fa tena samy faly fa tsy nisy nanavy, ao tsara kaaaa mdrrr
betsaka ny zavatra natao teny ny karaoke ny babyfoot, ny billard sy ny sisa nisy aza nanao gourisa gourisa sy tositosika hahahahaha (tianalove hin hin)
fa ny indro kely d nanadino maillot de bain dôly ka any tsy naintsy nifanaraka raha hilomano: mikipy dôly ny mason'ny bandy rehetra, fa ny sipa rehetra tonga d mitsoraka amin'ny maillot maron maron, avy eo rahefa ao anaty rano ny sipa d zay vao mitsoraka ny bandy d ny sipa izany mitazana ny bandy avy ao anaty rano d ny bandy manao sou..... hahahaha, (inona zao no mampivanitika anareo 16 eo hahahahahaha, otrany itako ny pozin'ny tianalove mivanitika hin, mividy vinaigre eo njy an hahahahaha) tsiky d ampy e! mamilotra dôly tsika mianakavy
ny sary mou dia betsaka fa ny fomba fampidirana azy no tsy hay fa hiezaka
NAFINARITRA TOKOA E tsy nisy fantiantoka kaaaa
ny FIHAONANA MANARAKA dia araka ny fiarahana mientana tao dia HANAO WEEK END any ANTSIRABE miala zoma hariva dia mody alahady, ny daty moa dia ho lazaina amin'ny manaraka sy ny zavatra tokony ho entina, ary ny fandaminana rehetra any, tsy maintsy hilazana mialoha mba mora hiomanana izay handeha, ary tsy maintsy atao matotra tsara ho an'izay tena handeha, fa tsy WA WA WA WA sy BLA BLA BLA BLA fotsiny ao ambadiky ny ecran ao nefa tsy ita akory avy eo (inona indray zao ny mampivanitika anareo ao)
zay alou ny voasoratra fa manampy eo ihany
kiss mamibe dôly

novalian'i hery ny 28/05/2010 07:13
2. nannie ( 09/05/2010 07:35)
Tena feno surprises izy izany fa izaho raha izany aleo hianona amin'ny BLABLABLA sy ny WAWAWA fotsiny aloha dia rehefa inspirée tsara aho sady efa vonona sy ampy fiomanana tsara dia tamy, lol. :wink:

Sady izaho koa saro-kenatra... :?
3. Ralay ( 09/05/2010 09:10)
Bjr,
Tena nahafinaritra tokoa izy izany na dia nanao blabla sy vanitika party ary maillot marron fotsiny aza lol. Dia miandry ny sary izany izahay.
Misaotra an'i angotiko nanao ny tatitra.
4. angotiko ( 09/05/2010 17:00)
ralay: ny sary efa ao amin'ny tahiritsary fa tsy eo
5. diamondra27 ( 09/05/2010 18:20)
angotiko:dia faly akia fa vita soa ny fetinareo a,
ny taty koa nahavita fety soa aman-tsara. :oops: :oops: nahatsiaro anareo ery
6. Darlin ( 10/05/2010 06:23)
Tsara ery zany fihaonana teny izany na dia tsy tany aza. Za moa efa taraiky be vao afkaa tato ampiasana fa mbola niasa, fa dia @ manaraka indray e!!
efa betsaka ny antso antarobia fa dia eeee!!! désolée kiss doly
7. hery ( 10/05/2010 09:02)
Ny sary izany dia ao amin'ny http://antsary.com

Ny sary fihaonana taloha rehetra koa dia efa ao daholo.
8. nytsiry ( 10/05/2010 09:23)
tsy voatery hisy birao kosa vao afaka hihaoana ny nmanan serasera dago e
tena nahafinaritra tokoa raha ny fitantaran'i angotiko azy
nareo koa mahay manala azy tsara mihitsy kah
za aloha d tsy afaka fa manaraka indray ilay ho any antsirabe izany zao no mety ho tongako sady any aho d mijery ny tanana Ralay ah !
tsiky d ampy
9. Bully ( 10/05/2010 13:50)
Ela ny efa nifdirako sera zay fa taminy ity vao mba namonjy ilay fihaonana, fa dia ntena hafapo mijhintsy.Cool sy sariaka daolo ny akama, ny brevy ko bonne fa tena gaoka mihintsy ilay vodin'ilay bottles JB ahahah reml dia tsy hita nefa 2 bottles>. ASa iza no nikarakara fa dia nahfapo tsy nisy pépin tao anaty tining daolo ytsy misy bla bla bla na mpicvhat aza fa to,nag dia vavany>. Dia faly nahita namana vaovao njay. Merci Angotiko anh soa njy fa ni'-insiste mba handehanako fa tena tsy nanenina!
10. sipagasy ( 10/05/2010 18:05)
mmhh soa hatrany ny fiarahantsika e!!!
11. naritsimba ( 11/05/2010 08:24)
Ialana-tsiny ny tsy fahafahana noho ny antony tena tsy azo nanoharana, atao ahoana fa ny fotoam-bita tsy nahaleo ny sampona, natao ihany izay nahafahana satria nifanakaiky ny toerana nisian'ny fihaonan'ny namana serasera, sy ny toerana nisy ny tena saingy dia nandalo niserana ihany no mba azoko natao, na izany aza dia misaotra an'ireo namana tonga, mampanantena anareo fa tsy maintsy tonga amin'ny fihaonana manaraka izay atao any Antsirabe.
Mirary soa ho antsika rehetra!
Tsiky dia ampy na dia ...!!!
12. thiel ( 11/05/2010 09:26)
Izay aza ilay nolazaiko hoe tsy maninona na dia vitsivitsy aza fa naha-afa-po izay tany nefa tsy mampitsiriritra ny hafa koa,mbola be ny manaraka. Ny tena nilay dia tsara be ny andro dia tsara torak'izany koa ny ambiances,ny masoandro mody no mampalahelo nefa ny tsy voalazan'ny angotiko teto dia mbola nihitatra kely ny dia, tany @ resto-n' i Président Glou. Ny tena moa efa valaka ihany dia naleo nitsaitsaika nody fa sao dia hisy 4° mi-temps indray. Raha tsy misy izany ny olana dia any Antsirabe indray ny fotoana. Ho hita eo ihany ny fandaminana samihafa dia hilazana mialoha daholo isika. Tsy maintsy atao milay foana ny fiarahana é ! " Oman-komano ny bodofotsy fa mangatsiaka â " Hoy ry Mahaleo izay. Ok é !!!
13. thiel ( 11/05/2010 09:58)
Milay daholo ny sary rehetra é ! Fa ilay piscine no tsy tazana mihintsy.
14. ANARIM ( 12/05/2010 08:33)
misaotra tam sary e! gasy ka manja e!
15. ANARIM ( 12/05/2010 09:00)
ny ahy zao lay glacen'i angotiko io tena miammm saingy atao aona mou fa tratran'ny krizy ka tsy mba misy budget e!
angotiko : lay salade de fruit tany analamanga park iny zao tena tsy adinoko raha mbola misy iny tena alleluia!
16. tsokely ( 14/05/2010 08:00)
milay ve ny fety tsika tany eh!
17. angotiko ( 16/05/2010 11:54)
ntsokely tsssssssss enao tsy ita koo, niandry anao mba nadalo teo anolonan'ny tranonay za itenenako fa d tsyita enao nefa nilay ny fety
18. angotiko ( 16/05/2010 12:02)
ANARIM hahahahaha glace special boule anakiroa fa tokony iray ny anjarako, tsy nahazo nitondra sakafo tany e, eny na dia ny lohanono aza
19. Dmon ( 18/05/2010 07:02)
sali sali daholo eh, dmg zay tsy afaka kle :(!!
anarim : aty amiko misy glace 2 boules miaraka @ tahony raha mila njy lollll ptdrrrrrrrrrr hahahaha
angotiko : kayyyy te hihinana lohanono ah zany kle.

:-D :-D
20. fijo ( 21/05/2010 19:47)
sary tsy azo jerena ny an'i hery????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2751