vita soa ny hetsika sosialy teny manakavaly
1. angotiko
(
21/12/2008 16:57)
Vita soamatsara moa zany ny asa natao teny MANAKAVALY, ary tena nafinaritra tokoa fa ny adidy vita ny rivotra azo, ny fialamboly etsy andaniny fa tena nisy hatramin'ny 5eme mi temps, na dia nisy aza nitsoaka andaharana(hihihi)
Tamin'ny 9 ora maraina moa zany ny fiaingana teo Ambohijatovo ambony ary tamin'ny 11ora sy sasany no tonga tany (mbola niantsena teny andalana e tsiky dia ampy)
Vao tonga teny moa zany dia nihaona sy niresaka tamin'ny sefo mpitsabo ary nizara ireo fanomezana ho an'ny marary
Miisa 42 moa ireo marary ary miaraka amin'ny fianakaviany
Ny fanomezana natolotra moa dia VARY - SIRAMAMY - SIRA - BRIQUET - PATY - SAVONY - KABARO - LABOZIA
Notokanana teny ihany koa moa zany ny tee shirt SERASERA DAGO ka tena nangoropotsy ny tanana, eny na dia nitritra aza ny tee shirt sasany (boule moi ça, ary aza mivanitika eo ), ary isaorana manokana ny mpikarakara izany fa tena tsara eeee misaotra eeee
Ireto avy moa zany y anisan'ny mpikambana nandeha tena ma tsy hilazana ilay we même tête e, tsy adino moa zany ireo zanaka serasera zay tena mpanao adidy, maro maro ireo zanaka serasera tany, miaraka amin'ireto mpikambana vitsivitsy GLOU, NIX, AVYLAVITRA, VOAHIRANA, NARITSIMBA, TONTON, WATAFON, LOBAKA, NANIE, MIMIFALI, SHARELLE ,MALAGASY, ANGOTIKO, LINJOKELY, LABLOOM, MAMPIONONA, GASYCOOL, HARISOA, LOULOUSY ,THIEL, ETIENNE,
Ny sary sy ny resadresaka moa dia hivoaka mendalana eny ihany
Izay alou no mba fantatro fa dia samy milazalaza eo daholo e

novalian'i ravonjison ny 22/01/2009 14:06
2. angotiko
(
21/12/2008 17:16)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154906-dscn1347.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154906-dscn1347.jpg[/IMG][/URL]
mbola teo ambohijatovo moa zany
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154907-dscn1348.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154907-dscn1348.jpg[/IMG][/URL]
avia makanesa aty alou zay mbola tsy nahazo e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154908-dscn1349.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154908-dscn1349.jpg[/IMG][/URL]
mpikambana koa angaha iny sa mpandalo
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154909-dscn1350.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154909-dscn1350.jpg[/IMG][/URL]
tafiditra sady nalalaka tsara ny toerana ka
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154910-dscn1351.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154910-dscn1351.jpg[/IMG][/URL]
mmmmmmmmmmm manomboka sahady ny la chasse kle

3. angotiko
(
21/12/2008 17:37)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154935-dscn1352.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154935-dscn1352.jpg[/IMG][/URL]
zany ny zanaka serasera eh, ny adidy vita ny lalao manaraka eny ihany
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154936-dscn1353.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154936-dscn1353.jpg[/IMG][/URL]
dia mbola zanaka serasera ihany e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154937-dscn1355.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154937-dscn1355.jpg[/IMG][/URL]
nareo toa nahazo tee shirt klé
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154939-dscn1358.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154939-dscn1358.jpg[/IMG][/URL]
tsara aky izy zanyyy

4. angotiko
(
21/12/2008 17:53)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154955-dscn1359.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154955-dscn1359.jpg[/IMG][/URL]
ndao amin'zay chauffeur fa efa vonona a
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154956-dscn1362.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154956-dscn1362.jpg[/IMG][/URL]
tsiky d ampy e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154957-dscn1364.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154957-dscn1364.jpg[/IMG][/URL]
mmmmmmm inona ary zany sakafo ato zany fa toa manitra beuh
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154958-dscn1365.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154958-dscn1365.jpg[/IMG][/URL]
atao ahoana fa dia mifapapaka sary eto e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154959-dscn1366.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154959-dscn1366.jpg[/IMG][/URL]
aiza ary zao leriii amin'zao fotoana zao

5. angotiko
(
21/12/2008 18:08)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154975-dscn1368.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154975-dscn1368.jpg[/IMG][/URL]
d ahoana lesy a
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154976-dscn1369.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154976-dscn1369.jpg[/IMG][/URL]
manja kosa io an
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154977-dscn1371.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154977-dscn1371.jpg[/IMG][/URL]
zany sy zany ary ny eny andalana e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154978-dscn1373.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154978-dscn1373.jpg[/IMG][/URL]
mmmmmmm ahoana hozy teninaoooo
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154979-dscn1374.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154979-dscn1374.jpg[/IMG][/URL]
zany gasikara

6. angotiko
(
21/12/2008 18:28)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154992-dscn1375.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154992-dscn1375.jpg[/IMG][/URL]
hafa ihany wa gasikara e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154993-dscn1376.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154993-dscn1376.jpg[/IMG][/URL]
iny lalana iny
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154994-dscn1383.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154994-dscn1383.jpg[/IMG][/URL]
mba zarao moa ki fa aza d minandrery an
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154995-dscn1382.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154995-dscn1382.jpg[/IMG][/URL]
zany aho ra nomeny na dia ndray mbava aza, tsy nojereny akory eh
[URL=http://yoopix.org/photo/1/154996-dscn1386.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_154996-dscn1386.jpg[/IMG][/URL]
aleo aloha vitana haingana fa tady hitsonika izy zany klé

7. angotiko
(
21/12/2008 18:47)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155004-dscn1384.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155004-dscn1384.jpg[/IMG][/URL]
ary ny ahy akiii toooo
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155005-dscn1389.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155005-dscn1389.jpg[/IMG][/URL]
iza ary no mahalala ny ato antsaiko ô, zay malala omeko gilasy
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155006-dscn1391.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155006-dscn1391.jpg[/IMG][/URL]
dia tena mitokana tokoa ny tanana ny marary
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155007-dscn1393.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155007-dscn1393.jpg[/IMG][/URL]
izy zany no sefo ny mpitsabo eto manakavaly, mahazo mamaly dôly an
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155008-dscn1399.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155008-dscn1399.jpg[/IMG][/URL]
ireo zany ny entana sasatsasany eh

9. angotiko
(
21/12/2008 19:02)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155024-dscn1398.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155024-dscn1398.jpg[/IMG][/URL]
kely sisa e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155025-dscn1399.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155025-dscn1399.jpg[/IMG][/URL]
ahoana ny fomba ibatana ireo
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155026-dscn1400.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155026-dscn1400.jpg[/IMG][/URL]
ity kosa alou mba zakako e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155027-dscn1402.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155027-dscn1402.jpg[/IMG][/URL]
anisan'ireo marary novangiana
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155028-dscn1403.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155028-dscn1403.jpg[/IMG][/URL]
ireo marary sy ny fianakaviany

13. angotiko
(
22/12/2008 02:55)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155320-dscn1404.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155320-dscn1404.jpg[/IMG][/URL]
ireo tompn'andraikitra e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155321-dscn1405.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155321-dscn1405.jpg[/IMG][/URL]
ry zareo tara lava
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155322-dscn1406.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155322-dscn1406.jpg[/IMG][/URL]
ireo zanaka serasera
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155323-dscn1407.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155323-dscn1407.jpg[/IMG][/URL]
mbola zareo ihany e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155324-dscn1409.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155324-dscn1409.jpg[/IMG][/URL]
ry même tête

14. angotiko
(
22/12/2008 03:11)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155325-dscn1410.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155325-dscn1410.jpg[/IMG][/URL]
tsy iteny intsony
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155326-dscn1412.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155326-dscn1412.jpg[/IMG][/URL]
d mifampijerijery mou zany
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155327-dscn1413.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155327-dscn1413.jpg[/IMG][/URL]
tara zany mpaka sary zany fa lany ve le izy klé
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155328-dscn1416.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155328-dscn1416.jpg[/IMG][/URL]
tsara kosa izy zany an
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155329-dscn1417.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155329-dscn1417.jpg[/IMG][/URL]
vita zany ny 2eme mi temps fa ahoana ny 3eme e

15. naritsimba
(
22/12/2008 06:52)
Dia vita tokoa moa izany, ary vita tamin'ny fomba tsotra dia tsotra.
Isaorana ny namana rehetra na izay tonga nanotrona na izay nitrotro am-bavaka ka nahatontosana iny hetsika iny.
Nampalahelo ny mahita ireo olona izay na sitrana aza ny habokana, ny takaitra navelany dia entiny mandra-maty, ao ny jamba, ny tsy manan-tanana, ny tsy misy tongotra, tsy ary ho tanisaina eto ny zava-manjo an'ireo olona ireo fa dia izany no hoe narian'ny fianakaviany sy ny fiaraha-monina tany @ toerana nisy azy, ka dia ao Manankavaly no manorim-ponenana. Soa fa nisy ny fiangonana manampy tsy tapaka sy mitaiza ara-panahy azy ireo, ary misy koa ireo fikambanana maromaro toy ny serasera.dago, izay mitondra izay kely nananany ho fanampiana azy ireo.
Tsy misy atahorana ny fankanesana any ho an'izay te hitondra ny fanohanany, toy ny olona rehetra izy ireo manambady sy miteraka ary salama tsara ireo fianakaviana satria sady tsy manaranaka ny habokana no tsy atahorana hifindra ary ny fanafody dia ampy tsara sady maimaim-poana.
izay aloha fa @ manaraka manao misy² indray fa mbola maika hiasa.

16. sipagasy
(
22/12/2008 07:30)
misaotra mankatelina e!!!, ny sasany moa araka ny tatitra azo dia sady nandeha ny sabotsy niaraka tà NSD ary nandeha koa ny alahady niaraka tà FOKO, ka dia tena misaotra mankasitraka ny zava-bita rehetra e!
17. glou
(
22/12/2008 13:32)
Dia vita soamantsara indray ny adidy zay nataon' ny NSD , isaorana daholo ho an' ireo izay tonga tany sy ny nanohana rehetra , ny mpikarakara , ny nanampy t@ fiara sy ny nikarakara ny fiara, ny niantsena sns, ny adidy vita moa ny fahafinaretana dia azo tokoa ka dia mbola tsy mitsahatra ny mitaona ny olona rehetra ato @ ty serasera ity mba ho avy hanatevin-daharana ny NSD , mino aho fa mbola betsaka ireo sary any an! ary tsara fitokanana koa ilay tee shirt t@ ito fa tao @ ilay nilana azy mihintsy ka dia isaorana koa ilay olona nahafatra po nikarakara eh sy ireo rehetra tao ambadik' iny zavatra iny , mankasitraka!!
angotiko>iza ary no mahalala ny ato antsaiko oh?? :roll: :roll:
sipagasy> adidy daholo zany , coucou ianao :-*
izay manana sosokevitra @ ny reveille an , sy ny fiarabana tratry ny taona ny NSD dia alefaso eto ny proposition fa bdb ny manontany programme
mankalaza eh

18. glou
(
22/12/2008 13:53)
saika hadino, ny vola rehetra lany t@ iny hetsika iny dia volan' ny fikambanana madiodio , ny nividianana ireny fanomezana nozaraina tany ireny, tao aorian' ny hetsika izay nataony ny 09 aout lasa teo , tsara ho marihina izay manko sao misy ny lasa saina hoe natao inona moa ny vola azo t@ iny hetsika iny ka dia iny ny ampahany iny nanaovana asa soa iny , izay ihany kah!
tsiky dia ampy
tsiky dia ampy
20. angotiko
(
22/12/2008 16:37)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155722-dscn1419.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155722-dscn1419.jpg[/IMG][/URL]
mihinana ihany mihinana hatrany
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155723-dscn1421.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155723-dscn1421.jpg[/IMG][/URL]
vonjeo eh vonjeo e
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155724-dscn1422.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155724-dscn1422.jpg[/IMG][/URL]
hein tafiditra ihany
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155725-dscn1423.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155725-dscn1423.jpg[/IMG][/URL]
kay tsy tafiditra ndray
[URL=http://yoopix.org/photo/1/155726-dscn1424.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_155726-dscn1424.jpg[/IMG][/URL]
vita ihany klé