ASIO FIHAONANA NDRAY E! ASIO FETY INDRAY E!

1. angotiko ( 26/09/2010 06:10)
miarahaba ny rehetra ô!
aiza daôly e! tairo d reketo ndray ranga ny fety an! andao hanala azy andao hifaly!
bye dôly an
avoay ravatorano glou thiel.....tsy voatanisa
kisss mamay beuh manaraka ny arabe dôly
2. soanja ( 27/09/2010 05:20)

angotiko:

miarahaba ny rehetra ô!
aiza daôly e! tairo d reketo ndray ranga ny fety an! andao hanala azy andao hifaly!
bye dôly an
avoay ravatorano glou thiel.....tsy voatanisa
kisss mamay beuh manaraka ny arabe dôly


Sady efa mba ho avy any aho dia mba te ahita ireo namana rehetra hatramin'izay nifanerasera teto. Za tia fety tokoa. Misaotra mampilaza mialoha.
3. hery ( 27/09/2010 07:55)
Lazao foana ho'a fa aza atao antsokosoko loll. Misy mivorivory tampotampoka mangingina zany ve rangaha tsy misy mahalala akory. Tsy fantatrareo ze surprise tampoka mantsy :-)
4. andrywui ( 27/09/2010 08:41)
angotiko ---) alefaso marina ny fety sy fihaonana ry angotiko fa "misy oul iray" tena tiko ho hita mivantana kou any amizay fety zay !...

- oul be zizotra zay lery !... i zama91 no tena te-ahita azy mafy ony mba hifampiarahaba aminy ! -
5. hery ( 27/09/2010 08:43)
fety any dago zany ra-andrywui a :-)
Tsy tafa elah lolll
6. ouioui ( 27/09/2010 17:45)
Zay leisy bainn mandeha foana na aiza na aiza a , surprise zany ary vao maika tsara fa aza ampitahorina ny mpisera e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-marche2.gif.gif[/IMG]
Ny aty ndray bainn tairina ary fa aza mitsiriritra ny efa nataonay tany @ tanànany e[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
7. angotiko ( 27/09/2010 19:16)
salut salut dôly
tsy mbola misy fihaonana raikitra ity anie fa fanairana e!tsy mbola nisy fivoriana aloa e! nefa asa sao misy any ho any fa aho alou tsy mahalala sy mahafantatra fa dia antso no atao, fa mbo matsiaro fety sy fihaonana d miantso
ka manomeza hevitra dôly hainga
8. dadabe ( 28/09/2010 06:18)

angotiko:

salut salut dôly
tsy mbola misy fihaonana raikitra ity anie fa fanairana e!tsy mbola nisy fivoriana aloa e! nefa asa sao misy any ho any fa aho alou tsy mahalala sy mahafantatra fa dia antso no atao, fa mbo matsiaro fety sy fihaonana d miantso
ka manomeza hevitra dôly hainga



efa nisy ihany ve ilay fihaonana e ? ho any dago aho ,manko pour une semaine fotsiny ka sao mba tokony hiaona @ debut octobre
9. xxwx ( 28/09/2010 06:30)
Tongava Krypton AMBOHIMALAZA e, hataontsika , fa oviana dadabe no ho tonga aty aminay, ho presenteko ny zandrin'ny vadibeko fahiny
10. angotiko ( 28/09/2010 12:17)
dadabe: raha debut octobre zany alou tena efa akaiky eee! ny ankizy mbola mila ampiomanana tsara
xxwxx: aiza koa d ho eny foana fa mba mitadiava toerana hafa
misy toerana itako zay ery akaikin'ny PANORAMA fa tsy haiko raha mety amin'ny be sy ny maro tongana bus tsara fa tsy mila special lol
11. ouioui ( 29/09/2010 14:50)
Masaka be zany ry angotiko a, tairo fa izahay tena tia fety e, misy tena diso hevitra be angamba ny mpisera fa tsy arakaraka ny fitsaran-dry zalahy mihitsy ny akama
Raiketo fa ho avy e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/3d-cheveux-sourire.gif[/IMG]
12. nyhaingo ( 06/10/2010 16:04)
tsy itan'i ouioui v io tenin'i hery efa hoe any dago zany fa tsy eto ono knoo
13. sipagasy ( 09/10/2010 16:13)

nyhaingo:

tsy itan'i ouioui v io tenin'i hery efa hoe any dago zany fa tsy eto ono knoo




ka ny aty frantsa koa izao efa miomana fa @ 27/10 ny fety annnnn, ho avy eo ihany ny andinindininy fa dia miomàna e!
14. naritsimba ( 19/10/2010 05:14)
Dia mba lazaomialoha e, raha 'ty octobre 'ty aloha dia tsy afaka e, fa izany tsy manakana ny fihaonana atao an!
Dia miandry izany e!
sipagasy:


nyhaingo:

tsy itan'i ouioui v io tenin'i hery efa hoe any dago zany fa tsy eto ono knoo




ka ny aty frantsa koa izao efa miomana fa @ 27/10 ny fety annnnn, ho avy eo ihany ny andinindininy fa dia miomàna e!
15. naritsimba ( 19/10/2010 05:15)
Hevitra mety ilay an'i Angotiko hoe eto @ ville ihany no atao @ zay mba mmmmm, ao tsara fa tairo e!
16. sasa ( 19/10/2010 12:59)
efa ela ela tsy nisy zay teto dago fa asio amzay e!
17. ravatorano ( 20/10/2010 07:43)
asiana inn klouh izany ry sasa ah
d enao marna ve io sa sasa hafa indray kle sao d sasamaso hihihihih
zay za vao tafiditra eto kle
fa d ho hasiana zany e
hevitra mety ilay eto amin'ny ville fa d aleo ho ketrehina indray zany d ho hita eo
za sy naritsimba miara tsy afaka amity volana ity zany kle
i raprezy efa tena tsy tazako mihitsy fa kely koa lery d sarotra hita e hihihih
18. Dan23 ( 27/10/2010 06:33)
Mba asio anzan fety zan ranga lo mba andeananle kofboay fa le bandy zany mba tena ti anzan fety zan manal az e,amzay ko nge mba kobnareo ian oe inn le bandy vao2 e,lol
19. naritsimba ( 16/11/2010 10:53)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Tonga dia karakarao ry Angotiko fa izahay miandry ny daty sy ny toerana ary ny fomba fandraisana anjara e! efa noresahiko raprezy glou dia izay no hafany.
naritsimba
20. angotiko ( 16/11/2010 17:50)
salut dôly!
naritsimba: ny ahy sosokevitra fa manina raha samy mitady! dia tsy azoko koa raprezy zany we tonga d karakarao! izy zao no tokony hietsika
samy mandinika eee
fa ity misy toerana dia mba jereo fa za zao tena sahirana
eny akaikin'ny PANORAMA eo ambon'ny gastro pizza misy we SAHA MIKANTO zay di io le toerana mba ville tongann'y bus
zay fa salut dôly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2229