fa naninona!! fa nisy inona!! fa ahoana aryyyyy e

1. angotiko ( 12/02/2010 15:40)
miarahaba ny rehetra ô

fa nahoana tokoa waaa, fa toa tsy nisy fetifety intsony e, toa tsy nisy fiarabana tratry ny taona, toa tsy nisy fambolekazo, toa tsy nisy toa tsy nisy toa tsy nisy...
sa ve lasa any ampita ny president lol: avohay ranga i GLOU sy RAVATORANO an!!!
2. diamondra27 ( 12/02/2010 19:45)
miarahaba o
tratry ny crise akia a
ny hazo nambolena toa hoe misy manondrana aty an-dafy
vao avy taty ny prezida ngah tsy rendry? hiii kay moa raglou fa tsy le raika iny? zay ndray no tsy haiko fa hitako any am sary any izy sy ravato e
3. naritsimba ( 13/02/2010 07:51)
dia zay zany ko
4. glou ( 01/03/2010 05:31)
eny tokoa wa lasa aiza :roll: :roll: :roll: , antsoy we izy tokoa raha mbola any ihany , iza anefa io? razoky sa glou? :^) :^) :^) :^)
5. ikaretsaka ( 01/03/2010 22:13)
asamby sahira ity ndateee
6. LAVASANGA ( 12/04/2010 10:38)
Zany miintsy oha eeeh!!!!!!
fa maninona no tsy misy fety sy mba fihaonana eeeee
sa ahoana fa misy inona eeeh, fa ahoana eeeeh!!! ok!
7. thiel ( 14/04/2010 10:01)
Ho avy tsy ho ela hono hoy ny masina !
8. ravatorano ( 16/04/2010 10:36)
za eto foana ,i glou koa eto foana saingy aza hadino fa tsary ireo olona roalahy ireo akoriny no mpiketrika fety fa maro,ilay razokiny aza no tena tsihita lava
aza manahy fa ho avy e !
9. watafon ( 17/04/2010 16:05)
za kou aza mbo gaga kou! mba hetsiketseho raprezy an! lol!
10. angotiko ( 25/04/2010 13:45)
dia tsy hay mitsiyny wa eee raprezy angamba variana manetsiketsika zavatra hafa hahahahahaha mdrrrrrrrrrrr
11. naritsimba ( 27/04/2010 08:00)
dia efa miomana izany fa @ io volana Mai io tsy maintsy hisy vaovao e!
12. MAZUMI ( 28/04/2010 09:01)
salut!fa zao krizy iarahamalala zao esory RAJOELINA de atao milay ny fety
13. thiel ( 29/04/2010 10:17)
Efa any ho any ny prô fa mahandrasa kely fotsiny. Hilazao ny namana fa tsy maintsy raikitra io. Amin'ny le 08.05.10 izany ny fotoana é !
14. naritsimba ( 29/04/2010 12:11)
Dia efa miomana izany fa dia io efa nolazain'ny thiel io, rehefa noresahina raprezy dia toy izao ny andinindininy azo lazaina:
Ny toerana dia any @ Krypton Ambohimalaza route de Tamatave , tsy ao @ ilay Grande salle akory fa misy resto ao. Misy ny fanaovana karaoke ao an-toerana,
Manomana 2000ar atao saran-dalana(aller-retour).
Ny fotoana dia eny Mahazo - Soamanandrariny amin'ny 9ora maraina, tsy misy fiara manokana nalaina akory ho antsika fa rehefa eny Mahazo hita ny isantsika dia eo vao manapa-kevitra. Ny taxi-be mankeny Mahazo dia Ligne 135-144 izay raisina eo Ambodifilao.
Tsy azo atao ny mitondra sakafo na rano fisotro avy aty ivelany, fa efa misy eny an-toerana. Eo am-piresahana amin'ny mpitantana ilay restô izahay ny mba hanomanany sakafo izay mba ho amin'ny vidiny ho zakan'ny tsirairay.
Tsy misy sarany akory ny fidirana ao, fa dia toy ny restaurant rehetra dia rehefa any an-toerana mividy izay tiany ho hanina sy sotroina.
Misy baby foot sy billard ihany koa ka izay te hilalao dia mandoa vola manokana.
Izay fa dia manantena ny fahatongavantsika maro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7148