miarahaba ny rehetra รด
vita moa izany ny BARBECUE PARTY teny ambohimalaza, ary tena nahafinaritra no samy hafapo daholo na ny tranainy na ny vaovao vao sambany nadeha fihaonana
fa ny sary moa d ho avy tsy ho ela, tsy dia be sary moa tamin'ity satria toa samy varina sy revorevo teo daholo fa tena nafana ny ambiasy, dia somary adinodino ny sary
nafana dia nafana moa ny ambiasy ka teny amin'ny bypass vao nifarana ny lalao