rehefa leo an'dravalo
1. bazylou
(
13/12/2007 17:50)
mpitery omby andro irirnina ny pokona dia handeha hitaingina tgv indray.:wink:
répondu par Jeankely le 14/12/2007 07:33
3. Mimhie
(
14/12/2007 06:19)
k'efa hamboarina hatao moderina ny gara soarano handehanan'ny TGV soloina ny train an'i MADARAIL
4. namana2008
(
14/12/2007 06:40)
zany ange efa prog am 2008 oe asina train eto tana e. d eo zao d oe i TGV nanao anzany annn. d eo zao d oe miasa TGV annn. d eo zao d eo tsy mazaka train ny vahoaka fa fan annn. d eo zao d oe misy miala amzay fa saropanina annn.
5. Jeankely
(
14/12/2007 07:33)
Tsy manantena izany Andry TGV izany ny olona fa fitiavana hanome LESONA mahamay ny Mpitondra no nataony. Tsy adala akory izy na zaza ka hihevitra fa vita mora ny fampandrosoana Tanàna.
