zany ange efa prog am 2008 oe asina train eto tana e. d eo zao d oe i TGV nanao anzany annn. d eo zao d oe miasa TGV annn. d eo zao d eo tsy mazaka train ny vahoaka fa fan annn. d eo zao d oe misy miala amzay fa saropanina annn.
Tsy manantena izany Andry TGV izany ny olona fa fitiavana hanome LESONA mahamay ny Mpitondra no nataony. Tsy adala akory izy na zaza ka hihevitra fa vita mora ny fampandrosoana TanĂ na.