Vaovao

1. salmo1 ( 13/12/2007 12:22)
ra8:
« Hanompo vahoaka fa tsy hotompoin’ny vahoaka izay ho Ben’ny tanàna ho lany »

GAZETIKO

Tsisy dikany, tena tsisy hilaivana azy.
Tsy fantany akory zay tiany ho tenenina.
Zany no mba fitondrandry TIM ny vahoaka.

Matoa ny TGV lany tao Andrenivohitra dia miankina amin'ny lamosiny ny vahoaka, manompo ny TGV ny vahoaka, fa mampalahelo dia mampalahelo ny fitondrany TIM azy.

Tsisy kil ny TIM.

:arrow:

novalian'i tynah ny 13/12/2007 17:32
2. wooda ( 13/12/2007 12:28)
:-D:-D:-D
3. wooda ( 13/12/2007 12:33)
salmo1:

[quote=ra8]

Tsisy kil ny TIM.

:arrow:





Io no nampme za teo, kil zavatra hafa no tao anatin'ny lohako .... ! :-D:-D:-D:-D
4. tynah ( 13/12/2007 17:32)
Ny ahy ny hatahorako sao dia hivadika koa i tgv rehefa kelikely. Nefa koa mety ho hanao style Ra8 izy an!!! hilatsaka ho filoha .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367