Resaka paps

1. xxx ( 13/12/2007 19:15)
Misy namako sipakely zay any an-dafy any , Ny dadany vazaha taratasy sy ny grand parentny , dia nangataka nationalité izy sy transcription dia nalefan zareo tany Nante aty Antananarivo ilay dossier . Ilay iray any am tribunal any an-dafy dia ilay iray zany no aty am ambasady de france( Antananarivo)
Ny tiany ho fantatra dia hoe: mety haharitra fotoana toy inona no hahazahoany ireo taratasiny ireo.
Misaotra anareo mamaly sy manoro hevitra.:-*
novalian'i fijo ny 28/12/2007 20:31
2. xxx ( 13/12/2007 20:05)
misy olona fatako koa ny dadabeny no manana paps dia efa nanamboatra ny tts rehetra fa hatrami'nizao mbola miandry foana efa ho eri-taona mahery izao fa izy kosa aloha mahazo fanalvàna sejours kely foana e!
3. fijo ( 13/12/2007 21:30)
arakarany io,satria mbola manao fanamarinana ny taratasy ny any mada
4. rastafarai ( 13/12/2007 23:07)
Ataovy fotsiny ze mahatonga azy aty na inona na inona motif d aty hita eo fa samy tsy maintsy miandry ihany na aty na any! Tsy maintsy hahazo izy fa miandry ela b!
5. Ralay ( 14/12/2007 05:01)
Raha azoko tsara dia efa any frantsa ilay olona fa dia miandry sisa izany satria mbola verifier-na ireo taratasin'ny dadany sy ny grand parents-ny reo. Tsy misy fotoana fixe io fa dia miankina @ bon vouloir-n'ny administration ihany fa ny azonao atao dia ny manaitaitra ny any Nantes manotany hoe aiza ho aiza ny dossier-nao izao.
6. fijo ( 14/12/2007 20:45)
izay mihintsy.ny aty nante anie azo kotabaina,fa le anymada no tena mandany andro amin'io e
7. xxx ( 16/12/2007 14:15)
Ilay sipakely efa any , Ilay taratasy nalefan zareo tany Nantes dia nalefan zareo aty Antananarivo .
Tokony haka avocat ve zareo hahaingana ilay taratasy sa aona? ny visany koa efa lany amin'izao.
Mitady asa izy tsy mahita. Ny tany amin'ny tribunal nilaza fa 6mois à 8 mois eo ho eo milaza ny valiny zareo.
8. rastafarai ( 17/12/2007 02:58)
Tsara ra miandry fotsiny izy ra efa any! tsy d lava ngeh zany 6 na 8 mois zany e! Miaritra kely fa ny olona sasany aza miandry aman-taonany mihitsy fa mahazo ihany ny farany! Ra hoe lavin-dry zareo r'efa tonga io fotoana io zay vo maka avocat fa manjary vola arina fotsiny! Izy zany mbola tsy miasa! Nefa ra misy atao mo izy d tonga d aleo maka avocat mba tsy hahaela azy! Ra tena matahotra izy d alefaso aty aminay mandra-pivokan'ny taratasy fa aty milamina sady tsy d sarotra no mahita asa na tsisy taratasy aza!Aty tsy misy Sarkozy!!! asaivo contacter-ny ny responsable eto @ site fa zany no ilana ny"serasera"
Courage e!
9. fijo ( 18/12/2007 21:33)
tsy mila avocat izany raha transcription ka.miandry fotsiny fa mivaly ihany io ny farany.fa ny tsy azoko de le hoe "nangataka nationalité izy sy transcription"

mivaly anie aloha ny nationalité vao atao ny transcription e.
10. tynah ( 19/12/2007 10:27)
Ka ny azy zany niara nataony koh amin'izay mba mety miara mivoaka , nisy olona zay zao nanao dia ny tany Dago no nivoaka voalohany dia ny aty mbola miandry.:-*
11. fijo ( 20/12/2007 21:34)
tsy azoko hoe inona le miara mivoaka?????
12. fahamarinana ( 21/12/2007 12:09)
:arrow:Marina mihintsy ny tenin'y fijo,tsy afaka manao transcription izany raha tsy efa azo ny certificat de nationalité,inona no transcriver-nao any nantes nefa tsy fantany ianao hoe vazaha ? (l)
13. fijo ( 21/12/2007 20:48)
izay no mahagaga ahy eto ko
14. fahamarinana ( 22/12/2007 14:28)
:arrow: Angamba fijo hoe niara-natao ny demande de nationalité any dago sy aty andafy fa isika no tsy nahazo resaka,asa anefa..(l)
15. fijo ( 28/12/2007 20:31)
izay ngamba ka tsy haiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1745