Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mamsoo ( 18/12/2007 09:23)
Black Jacks (Delacr) Tsy haiko
Salam e.Mba tena tiako re olona le hiran`i Delacr le hoe "TSY HAIKO", iny fa mba andefaso ny tonony a.Dia misaotr e. NB:Raha sanatria ka tsy misy atokona @ noely aleo ao antrano miravimbomanga sy pa... tohiny
novalian'i miraymel ny 22/12/2007 07:04
capitou ( 18/12/2007 08:53)
Takoritsika - Ny Nanahary
Mba mangataka ny hiran'i Ny Nanahary "Takoritsika" zay manana. Misaotra... tohiny
novalian'i penina ny 14/01/2008 06:54
ari.malala ( 18/12/2007 08:30)
Sarotra hono e
Niresaka i pasitera sy i Ndriana: Pasitera: Sarotra anaka ny manara-dia ny Tompo, be ny fandrika eny an-dalana sy ny fakam-panahy tsy maintsy resena Namaly i Ndriana: Ka efa 200 taona lasa izay pa... tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 12:25
tontavao ( 18/12/2007 08:26)
TSY MITOMBINA NY FIAPANGANA AN'I IALY RAKOTONIAINA
Amin'ny maha-malagasy ra iombonana iray ihany dia mampahery an-dRamatoa Ialy amin'izao nahavotsotra azy tamin'ny mafy indrindra izao. Tsy nitombina ny fiapangana, noho izany ve tsy ireo niapanga indr... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/01/2008 13:48
fetrakens ( 18/12/2007 06:03)
Fitia havana
Ahoana indray ny hevitrareo @reny mpihavana miaraka ireny e!? misy tena misy an!!(l)... tohiny
novalian'i reve ny 22/12/2007 11:34
fetrakens ( 18/12/2007 05:20)
Fiaraha-miasa
Fiaraha-miasa indray izao no andrasana e! tsy misy oe iza na iza na antokon'iza fa rehefa samy manana traikefa dia aleo samy haneo ny talentany e!? :*... tohiny
novalian'i bandymp ny 22/12/2007 15:02
LazaDaddy ( 18/12/2007 05:08)
rakapy manao teny tsy voahevitra
manao teny tsy voahevitra i rakapy. Na mety nihevitra ihany izy fa izay mihitsy ny fomba fiheviny. mangataka ny hi-ban ny IP an'i rakapy sy fanesorana azy tsy handray anjara eto azafady fa mankarar... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2007 17:46
ratonga ( 17/12/2007 23:14)
mila tsy...
ary tena manan-tatalenta angé i sefo é!http://www.dailymotion.com/relevance/search/Feo+Gasy+/video/x3p064_mila-tsy-rija-ramanantoanina-par-he_music =D=D... tohiny
novalian'i hery ny 27/12/2007 11:43
salmo1 ( 17/12/2007 21:19)
Ny silamo sy ny fanambadihana hataony sasany
Vaovao vao nande teo tamin'ny TV. - rangahy silamo 58 taona anakiray natao raharaham-panambadihana amin'ny ankizivavy silamo vao 8 taona. - rangahy silamo 30 taona anakiray natao raharaham-panam... tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2007 22:30
endrika01 ( 17/12/2007 18:47)
ERITRERITRA MANDALO NEFA KOA TSY MAZAVA
\"RAHA MATY NY RENIKO TSY HITIA VEHIVAVY ITSONY AHO\"teny saika henoko matetitetika izy io.Tsy zatovolahy 2na3 fa maromaro ihany,dia lasa ny eritreritro manao hoe\"inona ary ny zavatra mba tian-dry za... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:32
Jaca38 ( 17/12/2007 18:46)
Mitady tononkira
Salama e! Faly manoratra ho anareo. Voalohany ho ahy nanndre ity hira ity ka mba tiako hananana ny tonony: miresaka an'i Marie Sélestine. Indray mandeha isaky ny 10 taona vao mandre io anarana Sé... tohiny
novalian'i cutie ny 27/12/2007 07:02
ari.malala ( 17/12/2007 11:47)
tandrignesa zaho Feonala
Sao dia mba misy manana ny tonony azafady fa sendra henoko d mba nahatsiaro ny fahiny e! Toy izao ny fiantombohany Lany fanahy zaho nahia lasa eritreritra e Ny mahita anao tsy mahatsiaro Ny adid... tohiny
LazaDaddy ( 17/12/2007 11:28)
famantarana nomen'i Jesosy
naninona i Jesosy no nanome famantarana marobe mikasika ny andro farany?... tohiny
novalian'i prime ny 28/12/2007 07:53
sakaizakely ( 17/12/2007 09:26)
Dadabe noely
[img]http://img119.imageshack.us/img119/690/rennero5.jpg[/img]... tohiny
novalian'i tsoupou ny 19/12/2007 17:11
sakaizakely ( 17/12/2007 09:00)
dinika vaovao
Andao mba asiana dinika Pipôl atao firesadresahana ireo vedety any amintsika ireny na izay mba mahafinaritra antsika e ! Marihina fa atao fanalana andro ilay izy, dia mba mifosafosa gentimment iza... tohiny
bitrokel ( 17/12/2007 06:34)
nouvel amour de sarkozy
nahazo cadeau de noel manja be kosa i sarkozy an! mba hitanareo mifanetana ihany ve izy sy i carla bruni......:roll:? ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/12/2007 18:37
rnjp ( 17/12/2007 06:23)
Princio Jacqueline
Mba andefaso an'io hira io reto zay mahita ah! izo io zany kozy m'lay be rehefa tena vakina ny votoatiny eh ny fiandohan'izy io dia ohatr'izao ooo,Jaqueline .......................... .............. tohiny
novalian'i booboo ny 17/12/2007 19:27
tslem ( 17/12/2007 05:01)
etikety
Hono ho aho? inona kay no mba dikan'ilay boribory kely sy telozoro @ etikety @ akanjo ireny?ilay sary fera sy ny sasany aloha mba mazava tsara ihany fa ireo zavatra roa ireo tena tsy azoko mitsy ny te... tohiny
novalian'i kelly13 ny 18/12/2007 09:57
niainasan ( 17/12/2007 02:01)
Mitady vazo? andramo ndray P2P: imesh
Ho any reo zay mitady mp3 na vavao na taloha, andramo nge mi-telecharge io imesh io dia mba teneno eto raha mahafapo. Za alo tena afapo... tohiny
novalian'i comptezo ny 13/02/2008 14:52
soanja ( 16/12/2007 13:50)
USA- fanangataham-bola an'nyfiangoana- avy amin'ny Ambasady.
Mba faly zany aho androany fa sambany nandray taratasy na vaovao avy amin'ny Ambasadintsika eto US- Washington DC- hatramin'ny efa elabe. Ny tena nahagaga ahy anefa dia taratasy fanangataham-bola ho... tohiny
novalian'i Papoose ny 22/12/2007 21:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1322