Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tendry77
(
21/12/2007 10:16)
ato misy lohahevitra mapandrezatra beuhh!
ZAHAVO AO DHOLY>>>> o^o:?::?::?:-Ny lohahevitra vaovaobe de tsimaintsy prem eo @ fourm serasera ;fa refa soar lotra de jerevo any ankafa .-Ty ana ty sefo mba atovy bobaka be ao fa ilaiko konkoah....
tohiny
novalian'i endrika01 ny 30/12/2007 14:15
niryna
(
21/12/2007 06:51)
Hafatra ho an'ny rehetra
Lohateny : Hafatra ho an'ny rehetra.
Miarahaba antsika rehetra aho,
Alefako eto amin'ny eritreritra ity ary any amin'ny fivavahana.Ny antony dia mety misy tsy mandray anjara any amin'ny fivavahana ....
tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 05:55
niryna
(
21/12/2007 06:48)
Hafatra ho an'ny rehetra.
Miarahaba antsika rehetra aho,
Alefako eto amin'ny eritreritra ity ary any amin'ny fivavahana.Ny antony dia mety misy tsy mandray anjara any amin'ny fivavahana .
Naninona aho no nandefa azy eraky ny...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 13:38
sadh
(
21/12/2007 05:24)
jeneraly tiko loatra ny lohateniny
tononkiran'i Jeneraly io no angatahako ze manana e! tsy fantatro na io no lohateniny fa io no fahalalako azy e! misy anzao ny tonony oe: anananao tokoa niy bika , ny endrikao toprak'izany nefa kosa ma...
tohiny
novalian'i Bafota ny 27/12/2007 19:27
rakapy
(
20/12/2007 23:21)
Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
:idea::?::}:*:*:*:*...
tohiny
novalian'i prime ny 08/01/2008 06:06
lemenakely
(
20/12/2007 19:44)
YAHOO GO !
Manandrana mi télécharger ilay yahoo go ny tena fa tsy mety satria mila izany firmware r1kc izany ho an'ny sony ericsson ! asa izay mbà efa nanandrana azy ity fa tsara tokoa raha compatible ny pho...
tohiny
novalian'i ds ny 20/12/2007 22:29
rakapy
(
20/12/2007 19:31)
Ny hevitrao momba ireo Kristianina milaza ho EXORCISTE
Mba manotany tena aho mahita itony fiangonana milaza fa mandroka devoly itony. Tena mitombona ve fa devoly no roahiny sa ve de cinema be fotsiny? Tsy dia mampaninona ahy loatra izay fombany any fa ny...
tohiny
novalian'i prime ny 08/01/2008 07:01
lagoon
(
20/12/2007 18:39)
aza TEZITRA i TEZITRA AN!!!
[url=http://mabul.org/][img]http://apu.mabul.org/up/apu/2007/12/20/img-c0ndxmhof66.jpg[/img][/url]
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:-*...
tohiny
novalian'i bandymp ny 22/12/2007 15:11
tezitra
(
20/12/2007 18:02)
ANDRY TGV : DEBARASSEZ-NOUS de RAVALOMANANA
Andry TGV : il faut que tu bottes RAVALOMANANA
Sans blague, cest la seule solution, si tu veut faire du bien à Antananarivo, cest comme un combat de gladiateur entre lui et toi, UN SEUL DOIT SUR...
tohiny
novalian'i bandymp ny 22/12/2007 15:13
Mantella
(
20/12/2007 15:10)
Nandresy ilay tsy hita maso
Tao An-tsirabe Renivohitra dia nizotra araka ny tokony ho izy ny fifidianana. Iray ny kandida. Tonga ny mpifidy nandatsa-bato. Nanakamamian'izy ireo ila tsy hita maso (Vato fotsy). Midika ve izany fa ...
tohiny
novalian'i Bafota ny 20/12/2007 19:46
olite
(
20/12/2007 15:03)
INONA NO ATAO
mba mila torohevitra aminareo re e
misy olona zay mantsy tia ahy efa ela nefa za tsy nanaiky ny hiaraka taminy mihitsy, zao anefa no zava-misy, tato ho ato dia mitady ahy foana io olona io ary manao ...
tohiny
novalian'i belzaboba ny 27/12/2007 13:30
Mantella
(
20/12/2007 14:54)
Hery Rafalimanana mamim-bahoaka??
Mahazo mieritreritra ve Andriamatoa Hery Rafalimanana fa mamin'ny Vahoaka tanteraka. Izy ilay tsy manan-tsiny no niharan'ny hatezeran'ny Vahoaka noho ny tsy mety ataon'ny mpitondra ankehitriny....
tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2008 13:41
salmo1
(
20/12/2007 14:45)
Ho any gasy manontolo
Manaova fety sambatra daholo e, de tratrany tratrany taona 2008.
...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 10/01/2008 10:29
xxx
(
20/12/2007 13:43)
soloy penisilihazo ny sitlo
. Mpandefa : zamanoro [ Valio ] 08-11-2007 01:15:23
Lohateny : Re : privee manimba zavatra
Raha soloina pensily hazo daholo ny stilo dia miova io fomba fisainana io.
http://serasera.org/forum/...
tohiny
novalian'i RyAnona ny 03/01/2008 10:12
ari.malala
(
20/12/2007 13:04)
hiran'i Mage 4
Manahoana daolo
sao mba misy manana ny tonon'ilay hiran'i mage 4 tsy haiko ny titre, fa misy hoe
"ny fo sy ny saiko mirediredy hoe
tsisy ohatranao raha ny ety"
azafady dia misaotra mialoha...
tohiny
endrika01
(
20/12/2007 12:48)
MILA VONJY MAIKA BE I ENDRIKA.
MIsy kidnaping na sary ry zareo a,nalainy tao ny sariko de sarin'ny namana hafa no napetrany ao,ampio aho hitady le sary,mampalahelo be any mere noel,tokony mbola nampiana menteau mafana tsara izy ,f...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/01/2008 12:04
nomenafifaliana
(
20/12/2007 12:31)
hira
mba saika hijery ny hiran'ny anjomara hoe "Fa Jesoa tia" azafady tompoko...
tohiny
news2dago
(
20/12/2007 12:27)
Fifidianana loholona indray no manaraka
http://www.news2dago.co.cc/...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/12/2007 02:15
meva2
(
20/12/2007 09:20)
Fahatelo
bjr daholo,
Izaho dia mananjanaka roa, ary mieritreritra mafy ny fahatelo, kanefa somary sadaikatra ihany aho satria mila organisation kokoa ets.., izy roa voalohany koa efa manomboka autonomes. ...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 31/12/2007 07:56
meva2
(
20/12/2007 08:55)
BIO
Manao ahoana ny hevitrareo amin'ireo "produits bio" et frantsa? Somary préciser-ko kely satria ny any mada moa mazava loatra fa paradisan'izy io eny antsena.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/12/2007 12:33
