MILA VONJY MAIKA BE I ENDRIKA.

1. endrika01 ( 20/12/2007 12:48)
MIsy kidnaping na sary ry zareo a,nalainy tao ny sariko de sarin'ny namana hafa no napetrany ao,ampio aho hitady le sary,mampalahelo be any mere noel,tokony mbola nampiana menteau mafana tsara izy ,fa nalaina any ,snif,snif,snif
novalian'i endrika01 ny 11/01/2008 12:04
2. ari.malala ( 20/12/2007 12:57)
tsy efa nivadika page v zany aky? fa nalainy aona le sary? nga misy afaka manala sary afats ny admin moa?
3. endrika01 ( 20/12/2007 12:59)
tsy haiko anki fa tsy ao ah,sarin'ny namana hafa no ao,mampalahelo ahy io namana io ,satria tokony mba hisy hanome tsikera ny sariny
4. endrika01 ( 20/12/2007 13:01)
ka raha nisy namafa tokony mba niteny tamiko izy.sambako teo @ fiainako aho mbô nanao akanjo mena,de sady souvenir zany,satria tato @ serasera no nahasahiko hanao bebenoely.
5. endrika01 ( 20/12/2007 13:03)
ka i Hery,mandefa message fana refa manala sary,tsisy message nefa tsy ao,angamba mety nivadika,T@ sary io.:snif::snif::snif::snif::snif:
6. Ralay ( 20/12/2007 13:31)
Ataoko angamba fa tsy nisy ni-kidnaper izany ny sarinao fa mety tamin'ilay olana ara-teknika nitranga teo iny no nahatonga an'io.Rehefa misy sary esorina dia tsy maintsy mahazo hafatra @ mpiandraikitra nanala ny sary ianao. Ka aleo ho jereko akaiky ny nalehan'ny sarinao izany dia andefasako hafatra ianao rehefa misy vaovao.
Mino koa aho fa tsy mahalala ny tompon'io sary io hoe ao @ ps-nao no niantefan'ny sariny (rochenicole) ka aleo esoriko avy hatrany aloha io fa tsy sarinao.
Misaotra
7. ari.malala ( 20/12/2007 14:07)
endrika01, d calme amzay zany ndry fa efa io ny tompon'andraikitra aky a! :-*:-*:-*
8. hery ( 20/12/2007 14:12)
Avereno ampidirina hoe ilay sary endrika01?

Tsy azoko antsaina hoe inona no nitranga.

hery
9. xxx ( 20/12/2007 14:22)
endrika01:
sambako teo @ fiainako aho mbô nanao akanjo mena,
fa misy omby masiaka angaha any aminareo ? 8-) :wink:


10. achrafhanna ( 20/12/2007 16:14)
Aza taitaitra njy fa avereno apetraka ao lay sary e.
11. fasaly ( 20/12/2007 16:56)
tokony tsy nofafaina ilay sari'i roche fa nosoloina nsarindriko fotsiny dia mba tavela ny coms:-P
12. endrika01 ( 21/12/2007 13:06)
xxx:

endrika01:
sambako teo @ fiainako aho mbô nanao akanjo mena,
fa misy omby masiaka angaha any aminareo ? 8-) :wink:





iiiieeeeee,za aloha matahotra le omby masaka be ireny eeeee,lay alefa vonoina any @ inn moua,abattoire.=))=))=))=))=))
13. Ralay ( 21/12/2007 13:08)
Efa milamina fa :lol: dia ampy
14. endrika01 ( 21/12/2007 13:09)
fasaly:

tokony tsy nofafaina ilay sari'i roche fa nosoloina nsarindriko fotsiny dia mba tavela ny coms:-P


Aza malahelo toi,tadididiko daholo ihany ireo namana nanome firariana t@iny sary iny.fa ny nampalahelo ny hafatra napetrany no somary nisy hadino,:D:D:D:D:D
15. endrika01 ( 21/12/2007 13:11)
misaotra ny antsika aby tsika ,efa any @i Roche zany zao ny sariny?merci!!!!!(l)(l)(l)(l)(l)(l)
16. Ralay ( 21/12/2007 14:25)
endrika01:Tsy ho adino tsony fa efa tafaverina ao daholo ny hafatra ho anao.:wink: :lol:
17. diamondra27 ( 22/12/2007 05:11)

Ralay: ndraso aza we jerena zany hiiii
endrika01: lasa magie magie kely zany rochenicple niova endrika de lasa nanao akanjo mena xxx


ary io olana teknika io koa zany v le nampasika be an'i kala sarobidy any @ sariny?

sarobidy: :lol: kay njy masika b an,:-D:-D:-D waowwww natasotra kely ery za ,:-D:-D
io zany akia hono no nahatonga le izy a!
18. endrika01 ( 11/01/2008 12:04)
Tena mandray andraikitra aloha,ny mpiandraikitra é.Vao nipetraka ny antso,dia tonga dia lasa izao fa tsy mitaraikiraiky,fa raha tsy zany dia tena nangatsiaka be tany maman noely n\'i endrika01,mbola ao izy aloha hatr@zao mafana tsara é.Biz\'orka be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.153