Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikalamako ( 22/12/2007 21:28)
Bonnanif Voromailala !
Faly miarahaba anao tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao e ! Hitondra soa :D hampitombo fahendrena :-D ny lohataona vaovao :-*:-*:-* ... tohiny
novalian'i Papoose ny 23/12/2007 01:16
bazylou ( 22/12/2007 16:36)
tim, mpangala-bato,
Ambohimandroso Soulèvement populaire samedi 22 décembre 2007, par Eugène R. Le mécontentement populaire suite au renversement des résultats des dernières communales risque de... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/12/2007 08:36
laoye ( 22/12/2007 15:42)
Veloma ry tanana
Mpihira : Album music lohateny; veloma ry tanana... tohiny
bandymp ( 22/12/2007 15:06)
Trosa re zany e!
Ahoana io trosa be io e! 40 Milliards be zao, de inn n paika? soa ihany fa natao ny audit de hita ny fahamarinana, ohatran-dry TGV reny mihitsy zao no tena ilain'ny firenena!!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/01/2008 09:08
tendry77 ( 22/12/2007 12:27)
2008
-MIRARY NOELY SAMBATRA ARY TAOMBAOVAO MPIFALIANA HO AN'NY MPISERASERA REHETRA . MBA HO NOELY MPAMONJENA NO ANDRASATSIKA ARY TAOMBAOVAO MPIHARIANA HO AN'NY MALAGASY REHETRA,fa rah ho solafaka ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 30/12/2007 13:23
nounous ( 22/12/2007 12:05)
lnona no atao hoe
inona no atao hoe identification sy mot de passe amin'ny teny gasy mba valio amin' ny adresse é-mailko azafady... tohiny
nounous ( 22/12/2007 11:55)
te hihaino hira
ahoana no atao raha te hihaino hiran'i lola na tovo j'hay hira fiderana mba mangataka re ... tohiny
novalian'i tynah ny 30/12/2007 13:19
konota ( 22/12/2007 09:41)
I Andry TGV indray hono e!
Izany TGV zany indray hono ny lamaody e! sady tena mijery ny madinika Hono i lery, Tsy nisy izay tsy hitany ny bas quartier rhtr fa asa raha ho hitany fôna. de lasa daholo ry Tia vao rehetra: " i... tohiny
bazylou ( 22/12/2007 09:40)
corruption a , corruption
kay izy mianakavy sy ry jeankely no miletra mangina ao:: ""C’est la première fois dans son histoire que la commune urbaine d’Antananarivo se trouve confrontée à des dettes si colossales. En e... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/12/2007 05:31
news2dago ( 22/12/2007 09:23)
Fanomezana avy @ dadabe noely.
Nisy nanome solika 5000L hanesorana fako http://www.news2dago.co.cc/... tohiny
novalian'i Samoana ny 23/12/2007 08:57
xxx ( 22/12/2007 06:24)
ohatry ny mba te-hilalao kely e!
Ndao mba hanala sy hilalao kely e! nareo ve mahita kisarisary azo atao toy ity: (\__/) (_'.'_ (")_(")... tohiny
novalian'i rakapy ny 22/01/2008 22:34
fijo ( 21/12/2007 22:02)
krismasy
hoantsika namana mpandray anjara mavitrika eto manokana no handefasako ity fiarahabana ity. na mino isika na tsy mino ny fahamasinan'io zaza io,dia samy mifety kosa ity andro ity. koa dia mirary... tohiny
novalian'i fijo ny 26/12/2007 23:13
tafita ( 21/12/2007 21:11)
MIRARY SOA BE
Ny Fomba fanao moa ombieny ombieny Rehefa hiteny Dia miala tsiny sy manao azafady Aminareo namako avy Izay mamaky ny dinika anaty serasera Sady mandany lera Voalohany indrindra dia hoy ah... tohiny
novalian'i Angie ny 29/12/2007 11:12
Optik ( 21/12/2007 17:23)
Filoha Ravalomanana
" Na faly na tsy faly ny vahoaka, tsy raharahako. Tsy ny hahafaly ny vahoaka no tadiaviko fa ny hahasoa azy". President Marc RAVALOMANANA Zany ahay mba filoham-pirenena!!! Ny mahasoa aloha vao ny ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/12/2007 02:13
Yfaralahy ( 21/12/2007 15:46)
projet de loi sur la protection des consommateurs?
ahoana ihany kay ny momba ilay projet de loi sur la consommation? (lalàna natao mba hiarovana ny mpanjifa izy io ankoatra ireo lalàna miresaka ny contrôle des normes sy ny fahazoana mivarotra zavat... tohiny
novalian'i badboy ny 21/01/2008 16:43
Yfaralahy ( 21/12/2007 15:09)
Ianareo ve mino fa manana fisiana manokana ny fanahy ?
Raha manana fisiana manokana ary ny fanahy raha oharina amin'ny vatana dia nahoana no tsy afaka mandeha tsy misy vatana ny olona fa fanahy fotsiny rehefa mbola velona? Raha tsy misy indray ny fan... tohiny
novalian'i xxx ny 02/01/2008 16:51
bazylou ( 21/12/2007 12:50)
tsy te hahalala hono tazy
Marc Ravalomanana « Je m’en moque ... ! » vendredi 21 décembre 2007, par RAW « Tsy te ahalala aho... » ou « je m’en moques » Tout a été finalement dit par le présiden... tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/12/2007 06:46
news2dago ( 21/12/2007 11:17)
Manam-pahaizana avokoa no hanodidina an’I Andry Tgv
http://www.news2dago.co.cc/... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 03:18
kelly13 ( 21/12/2007 10:55)
hitako tany ho any
Tsy te hahalala izany hafatry ny vahoaka izany aho ...», littéralement : «Je me fiche du message du peuple...». C’est la déclaration faite par Marc Ravalomanana à la presse, hier à Ambohitsor... tohiny
novalian'i kelly13 ny 21/12/2007 21:33
Jeankely ( 21/12/2007 10:20)
Lalan-tokana hoy Tezitra sy ny TAPO-DALA-KALEHA.
Efa zatra ny mijapy machine sy mpanasoaso fahiny ry Tezitra no voan'ny daka nandrivorivo. Dia mihevitra ve ianareo fa hanaraka ny hevitrareo satria zakan'ny rivotra io Zalahy lazaina Bogosy io? Tsy mb... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/12/2007 08:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8329