Trosa re zany e!
1. bandymp
(
22/12/2007 15:06)
Ahoana io trosa be io e! 40 Milliards be zao, de inn n paika? soa ihany fa natao ny audit de hita ny fahamarinana, ohatran-dry TGV reny mihitsy zao no tena ilain'ny firenena!!
répondu par Jeankely le 07/01/2008 09:08
4. Bafota
(
22/12/2007 21:03)
F'angaha mbola mitrosa ry lerony,nefa toa efa laibany be?Ka tsy aleo ihany laibanikely raha arahin-trosa!:-D
5. Samoana
(
23/12/2007 08:46)
Tsy misy tanàna mahavelo-tena izany na dia @ firenena lazaina fa mandroso aza. Ry new york sy ry parisy ireny tsy toko tsy forohana ny trosa tsy voahefany hatr@ izao.
Ny tsara arahi-maso fotsiny dia izao: miasa ho an'ny vahoaka sy ho fampandrosoana ny tanàna tokoa ve ireny trosa ireny?
Ny tsara arahi-maso fotsiny dia izao: miasa ho an'ny vahoaka sy ho fampandrosoana ny tanàna tokoa ve ireny trosa ireny?
6. piste
(
23/12/2007 09:26)
Ny mahagaga fotsiny dia ny Maire sasany mahazo manao izay danin'ny kibony @ resa-bola. Tsy vitan'ny hoe : chouchouter-n'ny Fanjakana fa mbola afaka mitrosa sy mangalatra tsy misy pbl.
Ny sasany hamoronana dossier, hoe nangala-bola, dia gadraina avy eo. Fomba an-kolaka entin'ny Fanjakana hanerena azy hiala @ toerany.
Vive Fahamarinana, Fahamasinana !
Ny sasany hamoronana dossier, hoe nangala-bola, dia gadraina avy eo. Fomba an-kolaka entin'ny Fanjakana hanerena azy hiala @ toerany.
Vive Fahamarinana, Fahamasinana !
7. Samoana
(
23/12/2007 09:55)
piste/ Indrisy fa izany ny politika e! N'aiza n'aiza eran-tany raha tsy "akama"n-drafanjakana ianao de izay ahatapaka ny tongo-tsezanao no tanjona mba hametrahany ny azy.Raha mareforefo fadio ny miditra aminy fa afobe no miandry. Na Rafanjakana koa aza anie tsy afa-bela fa tsy ilaozana mpanohitra n'inon'inona ataony e!
(Efa ela ny tarika Mahaleo no nampitandrina fa "mihodinkodina letsy ity tanintsika ity" a:wink:!)
(Efa ela ny tarika Mahaleo no nampitandrina fa "mihodinkodina letsy ity tanintsika ity" a:wink:!)
8. Jeankely
(
02/01/2008 04:34)
Rehefa samy tsy afa-bela dia iza no voadona farany? Ny avy nitondra be hatoka na lasa andafy miorakoraka sa ny mbola manabe kibo sa ny Firenena tsy mivoatra sa ny vahoaka tsisy hiafarana sa inona sa iza?
10. Jeankely
(
07/01/2008 09:08)
Angaha moa misy resaka tsy izy sa fandaniana fotoana sa fandrebirebena sa tsy Kôzy?
