Manam-pahaizana avokoa no hanodidina an’I Andry Tgv

1. news2dago ( 21/12/2007 11:17)
http://www.news2dago.co.cc/
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 03:18
2. kiadi ( 21/12/2007 15:56)
nanapahaizana doly ko ny nanodidina ny mpitondra hatramizay!
amiko tsy midika ninoninona zany fa ny asa vita no hitsarana ny fahaizanao
3. fijo ( 21/12/2007 20:53)
samy nahay daholo izay teo,fa misy raha tsy mety foana ao
4. Rojoukel ( 22/12/2007 06:04)
Fa i news2dago ve tsy manaraka tatara mitsy e ! f'angah tsy manapahaizana foana no teo hatram'zay.
Ary enao io mety ho diso fanatenana be @ TGV io, maire ange ny asan'io fa tsy inn akory e ! misy limite ny pouvoir ananany sy ny asany, fa tsy hoe hanao inn be eo akory izy.
Tanora Gourmand Vaovao nge io e ! sao de mba taraiky eo !
5. LazaDaddy ( 22/12/2007 06:47)
ilay rohy:
“misy ny manana MBA amin’ireo misy manana Masters, ao ny “ingénieur”
Fa angaha ny MBA tsy master ry gazety? haha! Manampahaizana = manana MBA,na Masters na Ingéniorat ??? Mahaliana indray izany!
6. stephane197 ( 22/12/2007 07:15)
tokony ho raofiny alohan'ny fety ny ordure miavosa alohan'ny zavatra rehetra fa hatrizay nadio ny tanana rehefa andro fety!!
7. konota ( 22/12/2007 09:18)
izahay aloha de miandry an le palais be izay atao eo Antsonjobe e! io izany zao no zenith an'Antananarivo kou!!! Sady toa goavana be le izy no sady misy etage nefa tsy miakatra tohatra intsony fa toa ascenseur mhtsy hono e!! asa na mbola ho gratos otran tam propagande ny fidirana
manaraka an'izay tsy mila makany am sisiny intsony maka
Coco fa eo amin'ny avénue de l'indp/ce ho feno afaka kelikely.
Tokony ho faly koa izao ny be antitra fa ho jerena manokana ;
Ny cours ho an ny mpianatra am zany Gratos, milay ka mety hiverina hianatra ihany izany ny bandy

Lafatra e!! Sao de tokony ho prezida mhtsy alou lery?
8. valie ( 22/12/2007 10:34)
konota > lol tsy taitra toi fa hirotsaka presidà mintsy lery amanaraka.
9. bazylou ( 23/12/2007 22:37)
hay ve rehefa fety uhany no madio ny ao tana e!! beeruk, tratra ny laingan'dry tim , hihihihii
10. Jeankely ( 27/12/2007 05:39)
Rehefa AREMA madio tsara an???=))=))=))
11. vakiniadiana ( 10/01/2008 05:23)
Mahay inona aloha e ?
12. Jeankely ( 11/01/2008 03:18)
Aza dia mitompo tena fatratra amin'ity mahay sy manampahaizana ity moa e. Rehefa tafavoaka ny ala vao misioka fa tsy sahala izany. Be no nilaza ary nolazaina fa mahay e, olomanga e nefa mbola resy manoloana ny firenena hafa i Madagasikara noho izany aza mirehareha ny zavatra tsy mbola antanana. Ny vorona andanitra tsy asiana sira
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512