projet de loi sur la protection des consommateurs?

1. Yfaralahy ( 21/12/2007 15:46)
ahoana ihany kay ny momba ilay projet de loi sur la consommation? (lalàna natao mba hiarovana ny mpanjifa izy io ankoatra ireo lalàna miresaka ny contrôle des normes sy ny fahazoana mivarotra zavatra azo hanina)fa inona kay ny olana?
ilaintsika malagasy io lalàna io satria misy ohatra olona te hivarotra vokatra vaovao (service ohatra)eo amin'ny tsena nefa tsy mahita lalàna izy mandrara na mamela ilay varotra tiany hatao sy izay fomba hivarotany ilay zavatra.
misy koa izao sehatra hafa miparitaka be ny lalàna sy didy mifehy azy ka sarotra ny mahalala ny tena marina, na tsy misy lalàna mihitsy aza: fivarotana vokatra ara-bola (commercialisation des produits financiers),
...
raha fintinina dia mbola tsy ampy ny valabean'ny lalàna eto amintsika ka hoy ny vazaha hoe pays des moramora satria mahay manararaotra ry zareo.
ary izaho dia maharaka fa manao misy vahiny maro be miasa ao anatin'ny sehatra tsy manara-dalàna na secteur informel eto Mada.
novalian'i badboy ny 21/01/2008 16:43
2. badboy ( 14/01/2008 10:27)
Dia mino ve enao fa ny olana de ny fanantontana ny lalàna? Efa nahita ve ianao tamin'ireo fitsarana tomponandraikitra amin'ny mpanodikodina volampajakana fanasaziana tsy mitongilana?
Ny tokony ho arovana voalohany alohan'ny zavadrehetra dia ny fanajana ny lalàna!!! Miankina amin'ny sitrapon'ny ministeran'ny fitsarana sy ny procureur (magistrat du parquet) ary ny mpitsara (magistrat du siège).
3. tashaa ( 19/01/2008 14:10)
Yfaralahy:

ahoana ihany kay ny momba ilay projet de loi sur la consommation? (lalàna natao mba hiarovana ny mpanjifa izy io ankoatra ireo lalàna miresaka ny contrôle des normes sy ny fahazoana mivarotra zavatra azo hanina)fa inona kay ny olana?
ilaintsika malagasy io lalàna io satria misy ohatra olona te hivarotra vokatra vaovao (service ohatra)eo amin'ny tsena nefa tsy mahita lalàna izy mandrara na mamela ilay varotra tiany hatao sy izay fomba hivarotany ilay zavatra.
misy koa izao sehatra hafa miparitaka be ny lalàna sy didy mifehy azy ka sarotra ny mahalala ny tena marina, na tsy misy lalàna mihitsy aza: fivarotana vokatra ara-bola (commercialisation des produits financiers),
...
raha fintinina dia mbola tsy ampy ny valabean'ny lalàna eto amintsika ka hoy ny vazaha hoe pays des moramora satria mahay manararaotra ry zareo.
ary izaho dia maharaka fa manao misy vahiny maro be miasa ao anatin'ny sehatra tsy manara-dalàna na secteur informel eto Mada.




mba omeo vaovao ihany rehefa mahazo mikasika ny fivoaran'ny io projet de loi io ianao fa tena ilaina mihitsy

Raha tsy hoe angaha "copie-coller" ny code frantsay indray ilay izy!, za aloha tsy mbola nisy fotoana namakiana ilay izy é

mety mba afaka hanangana sehatra "Que choisir-UFC vita malagasy amin'izay=D
4. badboy ( 21/01/2008 16:43)
Ufc que choisir aiza ary, de hanenjika ny mpivarotra hena eny antsisin'arabe zany satri oe tsy norme ny prix fa be lalitra ny hena???
Ny vola hividianana kaly aza tsisy ka UFC que choisir atao inona??? Ny zo an'iza hono no ho arovan'le ufc gasy, ny mpihinana sa ny mpampinana??8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512