Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tiffanie2410
(
20/12/2007 08:49)
rahavavy lasa rafivavy
[b]Bold text[/b]saika mba anontany ny hevitrareo momba ireny bandy mampirafy mpirahavavy reny;amiko manokana mantsy a de le sipa no tsy misy saina satri efa vadiny rahavavinao ve na de mikoty aza toko...
tohiny
novalian'i bolida ny 13/02/2008 08:44
tokymashi
(
20/12/2007 08:42)
Mangataka hira
Salut daholo e!
Sao dé misy manana ilay tononkiran'i Bodo hoe: "mba rahoviana" any . Misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 20/12/2007 15:10
voniala
(
20/12/2007 08:29)
TOROHEVITRA HO ANTSIKA TE HANORATRA TONONKALO
NOMENA aho dia mba manome.ka ireto no tsara ho fantatra fohifohy:
-Aza MANAO ADI-RIMA rehefa manoratra fa mitaky drafitra maty paika ireny no sady mamatotra ny hevitra tiana hivoaka.
-TANDREMO ny te...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 10/09/2008 18:52
ni81
(
20/12/2007 07:52)
ahoana no atao raha hanala ny dinika tsy ho hita eto intsony
Miala tsiny fa te hanala dinika tsy haseho eto @ serasera.org intsony; ny antony dia efa nalefako t@ Atoa Hery mpandrindra ihany fa tsy mbola mba nahazo valiny aho hatramin'izao. Marina fa tsy izaho i...
tohiny
novalian'i ni81 ny 20/12/2007 09:08
LazaDaddy
(
20/12/2007 06:50)
Izaho secte satria…
[u]Izaho secte satria:[/u]
- Niala tamin’ilay fiangonana katolika lehibe izay nisy ahy nandritry taona maro
- Tsy mifantoka amin’ny denomination noforonin’olombelona fa mionona @ anarana hoe K...
tohiny
novalian'i prime ny 07/01/2008 10:42
ari.malala
(
20/12/2007 06:28)
Aleloia!!!!!!
Nisy bandy hono zany, izy mivavaka amle fiangonana mivazavaza mamaly hoe aleloia reny fona d nahazaka sipa katolika izy, de niteny tamle sipa hoe za am noel jean no tiako ataonao kdo hoana, de eny aza...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 27/12/2007 15:02
niryna
(
20/12/2007 06:25)
Inona no dikan'ireto teny ireto?
Ahoana no fahazoanao ireto teny ao amin'ny soratra masina ireto?
[quote]16 Fa potraka impito ny marina, nefa tafarina ihany; Ary ny ratsy fanahy kosa solafaka, raha azom-pahoriana. [Na: ka idiran-d...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/01/2008 04:58
rakapy
(
20/12/2007 05:52)
Ary ny biby ve mba mankany am-paradisa ?
Mba somary lasa saina ho aho ny tenako raha niaraka nipetraka t@ ilay pisoko teo an-davarangana ka nanotany tena hoe mba mankaiza ary ny fanahin'ny biby rehefa jokona?...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2007 23:33
ratonga
(
20/12/2007 01:34)
Koragno Mangingina
http://www.dailymotion.com/video/x1h0as_koragno-mangingina-generation-mars_music...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/12/2007 17:51
xxx
(
19/12/2007 19:29)
ramose je@n-faly
RAMOSE JE@N-FALY
Maty kendan'ny taolana omaly
Ny alikan-dRamose Je@n-Faly
Ka ho vali-faty setrin'izany
Dia ireo T-5 ampianariny no mihinana androany...
Voky menaka ve sa manaizana?
No mihana...
tohiny
njrtinah
(
19/12/2007 17:08)
Vazon'ny tatsambo
Salama daholo,
saika mba hangataka ilay hiran'ny mr razafy mitondra ilay lohateny hoe: vazon'ny tatsambo. raha mba azo atao dia mba asio tsindrim-peo. C'est pas trop demandé je crois.
Merci d'avanc...
tohiny
novalian'i njrtinah ny 02/01/2008 14:25
tsoupou
(
19/12/2007 17:07)
Fanampin'anarana
[b]Ialàna tsiny ho an'ny mora tohina rehetra aloha fa tsy faniratsirana ity fa hatsikana[/b]
Iza ary no prénom an'Andriamanitra ???...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 14/01/2008 08:58
xxx
(
19/12/2007 15:54)
Rehefa hiantsena @ supermarche hono
dia mila manao voky tsara aloha mba tsy hividividy foana any :D...
tohiny
novalian'i dailynews ny 02/01/2008 17:24
nyainarindra
(
19/12/2007 15:17)
bienvenu(e) chez moi
Za mahita fa raha tena miasa takoa ny tsi1 1 de handroso tokoa i Madagascar...
tohiny
novalian'i miora11 ny 04/02/2008 12:26
herivolomparasy
(
19/12/2007 12:52)
tsaratsodrano Mahaleo
Misatra mialoha ê...
tohiny
novalian'i shevaspeed ny 26/12/2007 13:35
Ritsoka
(
19/12/2007 12:23)
Fichier Karaoke (.kar)
Miarahaba ny rehetra!
sao de mba misy tsara sitrapo afaka mizara fichier Karaoke malagasy na lien mety hahazahoana izany,
mba hihirahirana amin'ny Fety.
dia mirary fety sambatra ho antsika rehetr...
tohiny
novalian'i sirika ny 04/08/2018 02:49
kallie
(
19/12/2007 12:07)
akanjo bevoka
iza mo lé nitady akanjo bevoka iny? sendra nande tato za d feno ao http://www.quelle.fr...
tohiny
novalian'i mansoor ny 15/04/2008 17:43
salopard
(
19/12/2007 11:25)
resultat: erection municipale(maire)
faly: 33 cm
andry tgv: 63 cm ;
conclusion: i andry no mitondra (bandy mitondra) ao antananarivo, 63 cm be izao!
tsy apmy dôzy aloha sefo a!
sniff, sniff, tcouff......
tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/01/2008 10:23
bitrokel
(
19/12/2007 11:25)
dakaoro sa tsy dakaoro???????????
Ny naman'ny namako dia namakko koa fa...
ny naman'ny fahavaloko, fahavaloko koa.
Ny hevitrao??????^:^...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 02/01/2008 06:11
niainalynx
(
19/12/2007 10:50)
RAISE YOUR VOICE : toa mbola misy olana foana ?
Inona marina no zavatra nitranga tamin'ny demi finale tam zoma lasa teo fa toa tena nisy conférence de presse mitsy tao am Fiangonana Amparibe Famonjena omaly ! Ny mba henoko tam télé record nolaza...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2007 22:15
