Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tiffanie2410, milahatra araka ny daty
tiffanie2410
(
23/12/2007 00:44)
arabaina
mirary soa anareo rehetra de manaova fety mahafianritra daolo de samy ho tratry ny taona2008 daolo e
:@:@:@:@:@:@:@:@:snif::snif::snif:...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 13:40
tiffanie2410
(
23/12/2007 00:31)
miaraka@olona manambady
saika mba anontany ny hevitrareo;
misy bandy zay efa niaraka t@ko nandritra ny2ans;izy anefa manbandy,miaraka fona zay hatr@zao,mieritreritra ny hanao zazakely mintsy,ahoan ny hevitrareo,za tsy mety ...
tohiny
novalian'i tahina119 ny 23/01/2008 06:31
tiffanie2410
(
20/12/2007 08:49)
rahavavy lasa rafivavy
[b]Bold text[/b]saika mba anontany ny hevitrareo momba ireny bandy mampirafy mpirahavavy reny;amiko manokana mantsy a de le sipa no tsy misy saina satri efa vadiny rahavavinao ve na de mikoty aza toko...
tohiny
novalian'i bolida ny 13/02/2008 08:44
