Inona no dikan'ireto teny ireto?

1. niryna ( 20/12/2007 06:25)
Ahoana no fahazoanao ireto teny ao amin'ny soratra masina ireto?

16 Fa potraka impito ny marina, nefa tafarina ihany; Ary ny ratsy fanahy kosa solafaka, raha azom-pahoriana. [Na: ka idiran-doza.]



17 Aza faly, raha lavo ny fahavalonao, Ary aza ravoravo ny fonao; raha tafintohina izy;


19 Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin'ny mpanao ratsy, Ary aza mialona ny ratsy fanahy;


20Fa tsy hisy fanantenana [Heb. farany.] ho an'ny ratsy; Eny, ho faty ny jiron'ny ratsy fanahy.


21 Anaka, matahora an'i Jehovah sy ny mpanjaka; Ary aza mikambana amin'izay miovaova;


Oha 24: 16-17,18-21

Misaotra mialoha
novalian'i niryna ny 04/01/2008 04:58
2. cutie ( 20/12/2007 13:40)
lava be :?
3. fijo ( 20/12/2007 22:04)
aleo mifety aloha,fa rehefa voky aho,jereko eo ihany
4. cutie ( 20/12/2007 22:07)
:-D:-D:-D:-D
misy kaly be nga any alou
5. fijo ( 20/12/2007 22:11)
hoadraymino afotsiny ihany
6. cutie ( 20/12/2007 22:15)
mba omeo re7:-D
7. fijo ( 20/12/2007 22:34)
hay ndry milalao gitara de efa mahay note "re7"hi hii

akoho sy kisoa ary krevety de lasa e
8. cutie ( 20/12/2007 22:36)
atambatra daholo ve zany :-D
9. fijo ( 20/12/2007 22:44)
hi hi i ,izay tiandry e,azo atambatra tsara mihintsy ireo an.fa ny akoho no handrahoina aloha,de rehefa avy eo arotsaka ny kisoa;ary farany efa masaka mihintsy ireo vao alefa ny krevety fa sao potika
10. cutie ( 20/12/2007 22:46)
amalona sy henakisoa mitambtra no milay :lol:
hi hi i ,izay tiandry e,azo atambatra tsara mihintsy ireo an.fa ny akoho no handrahoina aloha,de rehefa avy eo arotsaka ny kisoa;ary farany efa masaka mihintsy ireo vao alefa ny krevety fa sao potika

hena be daholo ve ry fijo:-D
11. fijo ( 20/12/2007 22:47)
hena samy hafa ireo ka
ny amalona koa milay ka
12. cutie ( 20/12/2007 22:48)
de in ny dessert:-D
13. fijo ( 20/12/2007 22:53)
izay voankazo misy amin'izao vidiana,fa sady mora iny no tsy maka sarotra.
ny voankazo sy legume izany aza mitady izay tsy misy,fa izay misy amin'io fotoan aio ihany atao,de miova isaky ny fotoana eny ny karazany
14. ikaretsaka ( 20/12/2007 22:55)
septies enim cadet iustus et resurget impii autem corruent in malum

cum ceciderit inimicus tuus ne gaudeas et in ruina eius ne exultet cor tuum

ne contendas cum pessimis nec aemuleris impios

quoniam non habent futurorum spem mali et lucerna impiorum extinguetur

time Dominum fili mi et regem et cum detractoribus non commisceari


nihil omit versus 14:

sic et doctrina sapientiae animae tuae quam cum inveneris habebis in novissimis et spes tua non peribit
15. cutie ( 20/12/2007 22:56)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 20-12-2007 23:53:31
Lohateny : Re : Inona no dikan'ireto teny ireto?
izay voankazo misy amin'izao vidiana,fa sady mora iny no tsy maka sarotra.
ny voankazo sy legume izany aza mitady izay tsy misy,fa izay misy amin'io fotoan aio ihany atao,de miova isaky ny fotoana eny ny karazany

poma:-D
16. fijo ( 20/12/2007 22:58)
tsimaintsy misy karazany ny voankazo amin'ny fotoana iray.
ary ndry ve tia sifotra????
17. rabilabila ( 20/12/2007 22:58)
AAAAAAtchoum!!!! Velona e! Azo ohanina nga ireo ry Ika ?:wink:
18. cutie ( 20/12/2007 22:59)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 20-12-2007 23:58:36
Lohateny : Re : Inona no dikan'ireto teny ireto?
tsimaintsy misy karazany ny voankazo amin'ny fotoana iray.
ary ndry ve tia sifotra

mbola tsy nihinana:-D
19. fijo ( 20/12/2007 23:08)
milay be io,za izao hanamboatra
20. cutie ( 20/12/2007 23:09)
zany??
miaraka @ dite ve :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0662