Inona no dikan'ireto teny ireto?
61. ikaretsaka
(
28/12/2007 04:40)
ka izay izy io
Bis vivit qui bene vivit (mamerina in 2 manana ny ampy)
Cursum perficio,Cura ut valea (me Day's ovah, teik kah!)
Bis vivit qui bene vivit (mamerina in 2 manana ny ampy)
Cursum perficio,Cura ut valea (me Day's ovah, teik kah!)
62. niryna
(
28/12/2007 06:22)
pissoa:
ika tsy manara-dalana foana !!! :twisted::twisted::twisted:
nazavaina mba tsy ho azo angaha izy io :twisted::twisted::twisted:
=))=))=D=D izay ilay teny tsy fantatra aminy aky a
63. niryna
(
28/12/2007 06:31)
ikaretsaka:
nazavaina t@ teny "tsy fantatra" nefa fantatra ary le izy ko!:-D
angataho ny FM e:wink:
Tsy tongatonga foana izy raha tsy tena mino Azy irery ihany(kristy io )satria ny fanahy masiny no tonga aty amin'izay mino sy manantanteraka ny hafana.
Ary na inona na inona no hangatahinareo amin'ny anarako, dia hataoko izany, mba hankalazana ny Ray eo amin'ny Zanaka.Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako hianareo, dia hataoko izanyRaha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko. Mat 14:13-15
Tomoera amiko ary Izaho aminareo. Tahaka ny sampany tsy mahay mamoa ho azy, dia toy izany koa hianareo, raha tsy miray amiko. Jaona 15:4
64. pissoa
(
28/12/2007 13:45)
ikaretsaka:
nazavaina t@ teny "tsy fantatra" nefa fantatra ary le izy ko!:-D
angataho ny FM e:wink:
Ika ve no mandika lalana dia ny hafa no asaina mangataka ny Fanahy Masina ? :oops::-D:-D:-D
65. niryna
(
28/12/2007 14:13)
pissoa:
ikaretsaka:
nazavaina t@ teny "tsy fantatra" nefa fantatra ary le izy ko!:-D
angataho ny FM e:wink:
Ika ve no mandika lalana dia ny hafa no asaina mangataka ny Fanahy Masina ? :oops::-D:-D:-D
=))=)) izaho koa aza mba gaga kou
66. ikaretsaka
(
28/12/2007 17:37)
pissoa> ie! izay le hoe "mivavaha ho ahy"
za zegny le miteny @ teny tsy fantatrareo dia nareo ilay mangataka @ FM mba hahazo azy e!
anontanio an'i Niryna fa hainy tsara io
ny ahy aza mba teny fantatra hoe latinina fa ny azy "charabia" lazainy fa fantany! Gaga aho hoe naninona io no tsy fantany!:roll:

67. fijo
(
28/12/2007 22:29)
aiza no ahafahan'i jesoa sady hoaty frantsa no hoany us no hoany mada fa angano ka atao hoe i rapeto koa nanakatra ny volan ahoatao kilalao
68. niryna
(
29/12/2007 05:37)
ikaretsaka:
septies enim cadet iustus et resurget impii autem corruent in malum
cum ceciderit inimicus tuus ne gaudeas et in ruina eius ne exultet cor tuum
ne contendas cum pessimis nec aemuleris impios
quoniam non habent futurorum spem mali et lucerna impiorum extinguetur
time Dominum fili mi et regem et cum detractoribus non commisceari[/i
nihil omit versus 14:
[i]sic et doctrina sapientiae animae tuae quam cum inveneris habebis in novissimis et spes tua non peribit
:roll::roll:misy miteny amin'ny fiteny hafahafa ato izany.=))=))
69. niryna
(
29/12/2007 05:47)
ikaretsaka:Tsia tsy fantatro io tompoko ,aleo milaza ny marina fa iny ihany no hanadinana ,izay hafafin'ny vavantsika ka hitorintsika na marina na diso,isika no mahalala azy ary Atra mijery taratra eny
pissoa> ie! izay le hoe "mivavaha ho ahy"
za zegny le miteny @ teny tsy fantatrareo dia nareo ilay mangataka @ FM mba hahazo azy e!
anontanio an'i Niryna fa hainy tsara io
ny ahy aza mba teny fantatra hoe latinina fa ny azy "charabia" lazainy fa fantany! Gaga aho hoe naninona io no tsy fantany!:roll:
Iza io olona io ? o re olona o,hianareo izay mahay "charabia " izany hono e,dia mba tongava mandray anjara ato, mivoaha ato amin'ny serasera fa misy teny hafahafa ilaina mpandikanteny marina ato.
miandry e ! :-* niryna
70. niryna
(
29/12/2007 05:58)
fijo:
aiza no ahafahan'i jesoa sady hoaty frantsa no hoany us no hoany mada fa angano ka atao hoe i rapeto koa nanakatra ny volan ahoatao kilalao
Eo ambanin'ny elany aho ka.Izay no maha misitery Azy,sarotra takarina,saingy rehefa miaraka aminy dia tena mahita fahasambarana,lany ny andro mizara ilay fitiavana nomeny ary dia manely izany erak'izao tontolo izao e.Manandrama hoy aho mantsy anao dia ho hitanao izany.Izaho anie fitaovana fotsiny e,aiza ry fijo no alalako ireo tenin'Atra be dia be ireo raha tsy tena resy lahatra aho fa misy Izy,miaraka Amiko andro aman'alina Izy,izay teny noheveriko fa nankarary ny foko tsy mampihontsona ahy intsony fa vao maika aza aho mahazo hery foana.Ary lasa fifalian'ny saiko sy ny fanahiko ny mizara izany ho antsika rehetra.
:-* izay ilay manana Azy,Izy no manoro sy mampianatra sy manindry ny lelako,ny vavako ny tanako hilaza ny vaovao mahafaly ho antsika rehetra eto.
Tsy izaho irery ihany fa ireo izay hitanao mitory ary miresaka an'i kristy ireo foana.Raiso izay tsara ,izay ratsy anao ny safidy.Na tsy tia mamaky baiboly aza hianao dia ampifandraiso izay teny lazain'ny olona na avy amin'Atra izany na avy aiza.
Moa misy zavatra tsy vitako va hoy ny "Tompo?"
Izay ilay izy,ny zavatra izay noheverin'ny olona fa tsy vitany rehefa nomeny ho karakarain'Atra dia nivaha ho azy ny olana.
71. niryna
(
29/12/2007 06:00)
ikaretsaka:
nazavaina t@ teny "tsy fantatra" nefa fantatra ary le izy ko!:-D
angataho ny FM e:wink:
:snif::snif:
73. niryna
(
29/12/2007 06:03)
ikaretsaka:
ka izay izy io
Bis vivit qui bene vivit (mamerina in 2 manana ny ampy)
Cursum perficio,Cura ut valea (me Day's ovah, teik kah!)
mbola miandry ilay mpandika teny o,angamba izy ihany no hilaza dia tsy ho hay na inona no lazainy eo.:D
74. ikaretsaka
(
29/12/2007 21:01)
niryna: fa nga tsy nareo mpanao akanjo fotsifotsy manao masera fople ireny tsy mahay mandika an'io?:roll:
Nilatsahan'ny fanahy masina marina ve nareo @ ireny sa tsy nilatsahany e?
ze marina rangahy lazaina an:-D:wink:
Nilatsahan'ny fanahy masina marina ve nareo @ ireny sa tsy nilatsahany e?
ze marina rangahy lazaina an:-D:wink:
75. niryna
(
30/12/2007 05:15)
ikaretsaka:
niryna: fa nga tsy nareo mpanao akanjo fotsifotsy manao masera fople ireny tsy mahay mandika an'io?:roll:
Nilatsahan'ny fanahy masina marina ve nareo @ ireny sa tsy nilatsahany e?
ze marina rangahy lazaina an:-D:wink:
:D
76. ikaretsaka
(
30/12/2007 18:20)
ity koa iray.. io teny ampiasaiko io no nampiasaina 1900 taona nanoratana ny baiboly, nefa tsary hainao.. @ fomba ahoana no inoako sy hanekeko ny toriteninao?
tahaka ny hoe raha misy milaza tena prof de maths aza ka tsy mahay akory ohatra ny 2+2=4 dia efa mahasadaikatra ihany ny inoan'ny mpianatra fa prof de maths marina izy, mainka fa zavatra ohatran'izany....
diniho akaiky ange e fa aza anaovana be loha fotsiny e

77. niryna
(
31/12/2007 11:51)

H.S foana anie toi izany e. misy tombotsoa ve izany sa inona tokoa re no mba ao anatin'ity sain'ny toi ao ity e,ovay amin'izay ny saina fa efa vaovao ny taona. Sa tsy afaka mandray ny zava-baovao intsony ? sanatria anie izany e.Izay ilay fiainam-baovao ao amin'ny Tompo.Ampiharina amin'ny fiainana ny tenin'Atra.Mifalia ry voavonjy hoy ilay hira.
Ity koa misy hira iray mety ho fantatr'ika tsara io ao amin'ny hira fanampiny.
Raha tonga ny andro izay hitsarana anao
Amin'izay fotoana izay hadinina hianao
ka hiatrika ilay fitsaharana
Efa vonona ve hianao ?
........
Efa ampy ve izay nafafinao ho voa mendrika tokoa?
Efa ampy ve izay nafafinao
78. ikaretsaka
(
31/12/2007 21:48)
fa hazaqvao io fa tsy haiko e.. tsetsatsetsa tsy haritro io na HS e!
porofoy foana!
porofoy ny maha diso anazy...
ny ahy demontreo foana e
y.. sorry!
tsy mampaninona ahy na tsaraina izao de izao aza aho, fa .. mazava ho azy tsy ianao izay miseho ho prof de maths nefa tsy mahay akory ny 2 2+2 akory no hanoro ahy izany...
mihevera kos tena fa tsy misy tombotsoanao izany na 1 aza fa karazana fisandohana aza!

79. xxx
(
02/01/2008 15:53)
[quote=niryna]
Ahoana no fahazoanao ireto teny ao amin'ny soratra masina ireto?
ny ratsy fanahy kosa dia mibaby ny heloka nataony amin'ny andro farany izay tsy maintsy ho tonga
Aza mamaly ratsy ny ratsy
Miaraha ory amin'izay ory
Mahaiza mamela heloka
Valio soa ny ratsy
Fa fahafatesana no tambin'ny ota
Tsy manana anjara any an-danitra ny ratsy fanahy fa any amin'ny farihy mirehitr'afo no hiafarany.
Tazomy mafy ny finoanao an'i kristy Tompo
:-*:-*^:^
Ahoana no fahazoanao ireto teny ao amin'ny soratra masina ireto?
16 Fa potraka impito ny marina, nefa tafarina ihany;/quote]
misy hery avy amin'Atra izy ka ataon'Atra izay mahasoa azy.
[quote] Ary ny ratsy fanahy kosa solafaka, raha azom-pahoriana. [Na: ka idiran-doza.]
ny ratsy fanahy kosa dia mibaby ny heloka nataony amin'ny andro farany izay tsy maintsy ho tonga
17 Aza faly, raha lavo ny fahavalonao,
Aza mamaly ratsy ny ratsy
Ary aza ravoravo ny fonao; raha tafintohina izy;
Miaraha ory amin'izay ory
19 Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin'ny mpanao ratsy,
Mahaiza mamela heloka
Ary aza mialona ny ratsy fanahy;
Valio soa ny ratsy
20Fa tsy hisy fanantenana [Heb. farany.] ho an'ny ratsy;
Fa fahafatesana no tambin'ny ota
Eny, ho faty ny jiron'ny ratsy fanahy.
Tsy manana anjara any an-danitra ny ratsy fanahy fa any amin'ny farihy mirehitr'afo no hiafarany.
21 Anaka, matahora an'i Jehovah sy ny mpanjaka;fa ny fankatoavana an'Atra sy ny fanarahana ny didiny no voalam-pahendrena
Ary aza mikambana amin'izay miovaova;
Tazomy mafy ny finoanao an'i kristy Tompo
Oha 24: 16-17,18-21
:-*:-*^:^
80. niryna
(
04/01/2008 04:46)
[quote=xxx]
[quote=niryna]
Ahoana no fahazoanao ireto teny ao amin'ny soratra masina ireto?
misaotra xxx a :-*
[quote=niryna]
Ahoana no fahazoanao ireto teny ao amin'ny soratra masina ireto?
16 Fa potraka impito ny marina, nefa tafarina ihany;/quote]
misy hery avy amin'Atra izy ka ataon'Atra izay mahasoa azy.
Ary ny ratsy fanahy kosa solafaka, raha azom-pahoriana. [Na: ka idiran-doza.]