Inona no dikan'ireto teny ireto?
21. fijo
(
20/12/2007 23:18)
ie,sifotra entrée tena ao tsara,dovay fotsy le mahery ireny no atao miaraka aminy
23. rabilabila
(
20/12/2007 23:23)
Mahasosotra ianareo fa miresaka sakafo sahady tsssssssss!!!
Tsy tara loatra ve ry Fijo raha izao vao hikarakara sifotra ? F'angaha nisy orana tany aminareo ?
Tsy tara loatra ve ry Fijo raha izao vao hikarakara sifotra ? F'angaha nisy orana tany aminareo ?
25. rabilabila
(
20/12/2007 23:27)
Efa mifehy tena izao aloha mbola hampilendalendainareo eto ko ,sao dia lasa manao hibernation alohan'ny fotoana eo kou!!
27. ikaretsaka
(
20/12/2007 23:32)
rabilabila:
AAAAAAtchoum!!!! Velona e! Azo ohanina nga ireo ry Ika ?:wink:
tsy voankazo voarara ireo ka!:-D:wink:
28. fijo
(
20/12/2007 23:36)
rabilabila,tsy tara ka,mividy de amboarina de avela handryao klo mandrapa .
29. rabilabila
(
20/12/2007 23:41)
Pouilly izany no ampiarahana aminy !! Izaho naka tany anaty ala dia avelako mandrora ry zalahy aloha fa sabotsy angamba aho no afaka mikarakara azy.
30. rakapy
(
21/12/2007 01:25)
Ny anay ato indray de tapaka be ny tanana. tsisy sosy mihintsy.Lasan'ny hofan-trano avy ny vola. De angamba handeha hanjono any amoron-drano @ 24 fa io no mba tsy ialam-bola raha tsara vitana.
31. melody
(
21/12/2007 11:51)
rakapy: tsara be ilay manjono ary ny vao miasa tena tsara aza mihinana ilay trondro (raha nahazo, hihi) hatono eo amorondrano eo mihintsy:D
cutie, fijo: ny revinareo kosa tena reviny misy vola, izahay tsy maharaka izany e:wink:
cutie, fijo: ny revinareo kosa tena reviny misy vola, izahay tsy maharaka izany e:wink:
33. fijo
(
21/12/2007 21:34)
melody tsy misy vola fa mba mora io aty ka.
rabilabila,hay nendry velona no karakaraina,za tsy manna fotoan ahiompian azy,fa vidiako efa vita de ny dobera sy togologasy no amboariko
rabilabila,hay nendry velona no karakaraina,za tsy manna fotoan ahiompian azy,fa vidiako efa vita de ny dobera sy togologasy no amboariko
34. rabilabila
(
21/12/2007 22:18)
Mankany anaty ala maka champignons sy sifotra ry Melody a!! Sady mba manintsana kely aloha :-D:-D:-D
Ny an'i Rakapy koa mety revy milay ka!! tonga dia entina ny sira ,ny dipoavatra,ny glita sy ny akama ary ny ambodivoara tonga dia raikitra ny afon-dasy arahin-drevy.
Ny an'i Rakapy koa mety revy milay ka!! tonga dia entina ny sira ,ny dipoavatra,ny glita sy ny akama ary ny ambodivoara tonga dia raikitra ny afon-dasy arahin-drevy.
36. rabilabila
(
21/12/2007 22:33)
Izay aho vao tena dispo hiresaka sakafo Cutie a!:-D:-D
Tsy adino ny voasary makirana fa sady ilaina amin'ilay trondro no ilay ambodivoara indraindray mila arahin-tosika kely.
Tsy adino ny voasary makirana fa sady ilaina amin'ilay trondro no ilay ambodivoara indraindray mila arahin-tosika kely.
37. rakapy
(
21/12/2007 23:44)
Tena izay tokotrany no ho atao Rabilabila, ny kitay ve tsy hahita eny an-tsaha eny? fa le jono no hirariana no mba hihinana fa raha tsy izany tsisy kaly de lasa flasika be @ le Ambodivoara sy le gilomidro! eo indray!!:-D:-D:-D
