ity koa iray.. io teny ampiasaiko io no nampiasaina 1900 taona nanoratana ny baiboly, nefa tsary hainao.. @ fomba ahoana no inoako sy hanekeko ny toriteninao?
Tadidio fa 300 taona taty aorian'i kristy no niforona ny finoana hafa ary io finoana io no niaraka ny pagans mba hitarika ny olona ho iray(ny eritreretiny hoe kristiana sy pagans mba aha-maro isa)
Naninona no novonoina daholo izay nanohitra azy ireo?
Satria ny mariny mandratra ka aleo aloha hajedaka daholo amin'izay miverina .Boom ,vao maika nanalavitra ilay finoana izany ary dia izao,niroborobo ny finoana vaovao,ny vondron'olona nanaraka an'i kristy,ny fitadiavana famonjena any aminy irery ihany.Raha tsy mino an'izany dia tsy ho izy na ho mpanaraka azy:arrow: tsy zakany ilay toritenin'ilazaina an'i kristy ary dia toheriny foana.
tahaka ny hoe raha misy milaza tena prof de maths aza ka tsy mahay akory ohatra ny 2+2=4 dia efa mahasadaikatra ihany ny inoan'ny mpianatra fa prof de maths marina izy, mainka fa zavatra ohatran'izany....
diniho akaiky ange e fa aza anaovana be loha fotsiny e
ka iza ilay tsy hitovizana hoy aho,mila porofo hianareo,kanefa ny finoana ao anaty hianao,izaho no mahalala izay hinoana.
niryna:
Toutes les autres religions ont été fondées par des être humains et sont basées sur des philosophies, des règles, des normes de comportement qui viennent de l'homme. Si vous prenez le fondateur d'une de ces religions et que vous retirez sa personne des pratiques et des disciplines de cette religion, elle sera très peu changée.
Mais si vous ôtez Jésus-Christ du christianisme, il ne reste plus rien. Le christianisme biblique n'est ni une simple philosophie de vie, ni une norme d'éthique, ni une obéissance à des rites religieux. Le véritable christianisme a pour fondement une relation vivante avec un sauveur et seigneur ressuscité et vivant.
Mila porofo ny tsy mino an'Atra kanefa mazava ho azy fa Fanahy no miaraka amintsika ary fanahy koa izany no manatona an'ilay Tompo,Mpanjaka.Satria Atra dia Fanahy