Inona no dikan'ireto teny ireto?

41. rakapy ( 22/12/2007 00:07)
YEEE io le hoe aza ny fonony no jerena fa ny ao anatiny:°):°):°)
42. cutie ( 22/12/2007 00:07)
oups tsy maintsy mampiditra manko :-D
43. rakapy ( 22/12/2007 00:09)
mampiditra inona
44. cutie ( 22/12/2007 00:12)
re7
45. rakapy ( 22/12/2007 00:13)
ka ampidiro ary ny re7 -nao de hampidiriko koa ny re8-ko
46. cutie ( 22/12/2007 00:19)
ny ahy efa nampidiriko ery ambony ery :-d
47. rakapy ( 22/12/2007 00:32)
Ne na ndray zany trondro gasy atao sushi de amalona sushi de tilapia sushi de mba manofinofy hoe any japon indray aho @ xmas:roll::lol::°):-D
48. cutie ( 22/12/2007 00:34)
:-D
tsy ratsy
49. rakapy ( 22/12/2007 00:40)
manasa ary moa e!!!!:miam::miam::miam::miam::miam:
50. cutie ( 22/12/2007 00:42)
mbola tsy fety ny andro :-d
51. rakapy ( 22/12/2007 00:50)
fa rahoviana marina kay le fety? za ko to tsy kaopy?:roll::roll::roll:
52. cutie ( 22/12/2007 00:56)
manomboka lundi
53. niryna ( 23/12/2007 06:06)
[quote=niryna]
Ahoana no fahazoanao ireto teny ao amin'ny soratra masina ireto?

16 Fa potraka impito ny marina, nefa tafarina ihany; Ary ny ratsy fanahy kosa solafaka, raha azom-pahoriana. [Na: ka idiran-doza.]

Na inona manjo antsika kristiana dia tsy matahotra fa manana an'i kristy izay mpiharo sy mpanome ny fanantenana fa any amin'ny irery ihany no misy ny fiainana ary efa nanome antsika hery koa izy fa tsy hisaraka antsika na oviana na oviana,
Raha tsy manana an'Atra kosa isika dia ho very ny fanantenana satria tsy misy azo hianteherena na hinoana fa misy ny fahagagana sy misy antony daholo no nahatonga ny zavatra rehetra ka hisaotra azy noho ny nampisehoany azy ho antsika ahafahana mihotra

17 Aza faly, raha lavo ny fahavalonao, Ary aza ravoravo ny fonao; raha tafintohina izy;

Na inona na inona zavatra mahazo ny hafa dia tokony hiaraka alahelo isika fa tsy ho faly indrindra fa ny fahavalontsika Ny teny gasy dia hoe sakory izay,tsy azo atao izany hoy ny soratra masina :oops:

19 Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin'ny mpanao ratsy, Ary aza mialona ny ratsy fanahy;

ao io ry ireto? Raha misy olona manao ratsy amintsika izany dia tsy tokony ho tezitra isika / ary ilay hoe mialona izany ve tsy hafahafa? Izy manao ratsy indray ve no hialonana? sa ilay izy ambinina amin'ny fanaovana ratsy?
20Fa tsy hisy fanantenana [Heb. farany.] ho an'ny ratsy; Eny, ho faty ny jiron'ny ratsy fanahy.
Raha miaraka amin'ny kristy isika dia manana fanantenana ary misy jiro manazava ny fiainantsika raha tsy manana azy kosa dia ao anatin'ny maizina ao foana :roll:

21 Anaka, matahora an'i Jehovah sy ny mpanjaka; Ary aza mikambana amin'izay miovaova;

Ny fatahorana an'Atra no zava-dehibe loharanon'ny fahendrena ary tsy avelany hiaraka amin'ny amboa lambo isika satria izay miaraka amin'ny amboalambo dia amboalambo koa :?:
Oha 24: 16-17,18-21



54. ikaretsaka ( 23/12/2007 13:36)
ka hainao no dikany ka anontanianao?:-D:roll:
55. niryna ( 26/12/2007 05:56)
ikaretsaka:

ka hainao no dikany ka anontanianao?:-D:roll:



:roll: manontany aho ka ary milaza ny hevitro ,ahoana no fieritreretanao ireo teny ireo?
56. ikaretsaka ( 27/12/2007 15:00)
efa nohazavaiko t@ teny latinina ao ambony ao
57. niryna ( 27/12/2007 18:43)
ikaretsaka:

efa nohazavaiko t@ teny latinina ao ambony ao

Angaha hono mahay teny latinina daholo kosa ny olona e,mba asio teny gasy kely eo akaikiny fa toa tsy mety izany ry ika a

58. pissoa ( 27/12/2007 18:55)
ika tsy manara-dalana foana !!! :twisted::twisted::twisted:

nazavaina mba tsy ho azo angaha izy io :twisted::twisted::twisted:
59. ikaretsaka ( 27/12/2007 20:19)
nazavaina t@ teny "tsy fantatra" nefa fantatra ary le izy ko!:-D
angataho ny FM e:wink:
60. fijo ( 27/12/2007 23:31)
io indray ilay teny nanoratana fa miverina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082