bienvenu(e) chez moi

1. nyainarindra ( 19/12/2007 15:17)
Za mahita fa raha tena miasa takoa ny tsi1 1 de handroso tokoa i Madagascar
novalian'i miora11 ny 04/02/2008 12:26
2. menalamba ( 19/12/2007 16:15)
Za mahita fa raha omena karama sahaza azy ny Malagasy tsirairay dia mazoto miasa:lol:
3. hery ( 19/12/2007 16:52)
Raha miasa ny tsirairay dia hahazo ny karama sahaza azy.
4. sitlo ( 19/12/2007 17:42)
marina izany marina izany

fa inona aloha ilay asa?
5. belaza ( 19/12/2007 19:23)
zakou mahita fa raha miasa tsara ny pitondra fanjakana, de be ny asa hoany malagasy(actif)
6. rabetokotany ( 20/12/2007 12:09)
manahoana daholo falybe ny tenako nhita ity cite ka mino aho fa vonona ny hifampizara hevitra sy hitafatafa isika
7. Yfaralahy ( 21/12/2007 15:56)
raha ny hevitro dia zavatra lehibe hampivoatra ny toe-karentsika ny fanatanterahan'ny tsi11 ny nofinofiny; egzampla: -za te hanangana orinasa mpanao angovo biôdegradabla azo avy amin'ny rivotra, hataoko tsikelikely ny drafitra fa tsy tonga de mitsambikina be zakony, -za te anagana kabinetra, mila miafy kely fotsiny,
ko ndao ary hanatanteraka ny nofinofintsika mba ho reharehan'ny malagasy rehetra e!!
8. sitlo ( 21/12/2007 21:06)
=))
tapatapaka mihitsy ny tsinaiko namaky an'ilay izy. :-D
9. yuka ( 22/12/2007 13:30)
Yfaralahy>>> de rah tsy tonga de mitsabikina tsy ela be ve?:lol::lol::lol:
10. Minionetta ( 29/01/2008 06:51)
manahoana
11. miora11 ( 04/02/2008 12:26)
Raha resaka asa no teneninao d zao ambarako aminao d hoe sarotra ny mahita asa ary koa tsy misy mitsy zany hoe asa tsara ho anao zany ka raha ohatra ka miteny ianao hoe "raha mahita asa tokoa ny tsi11 de handroso mada" zao arany omeo asa zahay mianankavy d hita eo raha mandroso madagascar.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.191