Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i voniala, milahatra araka ny daty
voniala ( 31/05/2008 14:44)
DIHY 7MBENANA
Hatraiza ny fetran'ty dihy eto @tsika 'ty é? lasa sahisahy fôna mintsy !tsy misy mahalala menatra ntsony ary tsisy maha hira malagasy azy ntsony fa ny Dihy 7mbenana no hoentina hitadiavana vola ary ... tohiny
novalian'i tess ny 01/06/2008 11:09
voniala ( 20/12/2007 08:29)
TOROHEVITRA HO ANTSIKA TE HANORATRA TONONKALO
NOMENA aho dia mba manome.ka ireto no tsara ho fantatra fohifohy: -Aza MANAO ADI-RIMA rehefa manoratra fa mitaky drafitra maty paika ireny no sady mamatotra ny hevitra tiana hivoaka. -TANDREMO ny te... tohiny
novalian'i Tokinao ny 10/09/2008 18:52
voniala ( 15/10/2007 09:07)
MILA VONJY KA TOMANY @ FO
Laainga rah misy olona mijaly eo @ sehatry ny fitiavana ka ahavita manoratra na misentosento lavareny.Asa rah tadidinareo lay dinika nalefako iny:"MAFY REHEFA TIA KAH!".Mola ao anaty ady tanteraka ny ... tohiny
novalian'i ramna ny 11/11/2007 15:19
voniala ( 08/10/2007 09:39)
ovay ny famindra
mba misy tsetsatsetsa tsy haritsa kely fa mba ampio aho hiaraka hamerina azy injay:lol:aiza ve ka tsy misy henatsa ntsony izy ity fa eny rehetra eny dia hita foana:ity vehivavy miboridanjidana ity é!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/10/2007 09:59
voniala ( 08/10/2007 09:18)
tia marina ka miaritra
aza atao ho faharesena ny fandeferana eo @ sehatry ny fitiavana;fa isany nanampy misimis ahy ny fampiarana azy.Misaotra ny mpamaly ny dinika nataoko farany ilay hoe:mafy rehefa tia kah; fa ianao kosa... tohiny
voniala ( 05/10/2007 07:24)
mafy rehefa tia kah....!
:(3tona zao no niarahako tamin'i H.I.R.Tovovavy tsy malagasy fa irony metisy irony(metisy Arabo)samy tena tia izay roa fa ny olona dia ny tsy fitoviana ara-pinoana;zah katolika,izy musulmane.ka mateti... tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2007 10:31
voniala ( 29/09/2007 08:23)
Aoka isika hivavaka hoy i Ngay Maopera
hatraiza tokoa ny finoana hananantsika tanora ankehitriny?Miozongozona tanteraka,indrindra fa rehefa ny hitady vola no tonga ao am-bavantsika ao.Andriamanitra,ny Razana,ny Tenanaotsy misy hinoanao int... tohiny
novalian'i voniala ny 08/10/2007 09:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.023