Aoka isika hivavaka hoy i Ngay Maopera
1. voniala
(
29/09/2007 08:23)
hatraiza tokoa ny finoana hananantsika tanora ankehitriny?Miozongozona tanteraka,indrindra fa rehefa ny hitady vola no tonga ao am-bavantsika ao.Andriamanitra,ny Razana,ny Tenanaotsy misy hinoanao intsony.Aoka hidirana bebekokoa ilay faha2,dia ny momba ny razana eo anatrehan'ny taranaka ankehitriny;tsy mbola nisy Malagasy,tena mbola Malagasy sahy nilaza fa nahantra i Madakasikara;voaporofo izany @ireo lahatsoratra maro voasoratr'ireo zoky mpanoratra teo aloha;ny antony:nino ny HASIN'NY RAZANA ny Malagasy,maro ny HERY miafina rehefa omena hasina dia manampy eo @ sehatra rehetra.Satria hoy ny teny malagasy:"ny vato aza raha manisy soa hosorana meneka".ka noho izany mahaza manisy HASINA ny FINOANA hitokisanao.Hotohizantsika @ Andriamanitra indray ny dinika rehefa vitantsika ny nanao fandinihana.KOA AOKA ISIKA HIVAVAKA HOY 'NGAY MAOPERA
novalian'i voniala ny 08/10/2007 09:23
4. voniala
(
02/10/2007 12:34)
Ho azonao ny tiako ambara rehefa nandalina tsara ianao.Fa ny hoe:aoka isika hivavaka dia tsotra sady fohy.Ny fiverenanao @zay efa ninoanao!na inona na inona.Fa ny tsy finoana ny zavatra hinoana ihany no mahatonga ny olona tsirairay mahantra @ sehatra rehetra:fanahy,vatana,saina...Masazy ny HERY hinoana rehefa tsy araka ny tokony ho izy ny fanajana Azy.Ka noho izany AOKA ISIKA HIVAVAKA A!A!A!hoy ny any ampiangonan'i ngay mopera.
5. Fiffi
(
02/10/2007 13:25)
voniala:vao maika tsy azo......:roll:
Fa ny tsy finoana ny zavatra hinoana ihany no mahatonga ny olona tsirairay mahantra @ sehatra rehetra:fanahy,vatana,saina...
6. voniala
(
05/10/2007 07:34)
Le testametako mintsy no tsy azon'ise.efa hoe tsy azo ato ny mivavaka msirasira fa rehefa mivavaka dia manompo hatramin'ny farany.Mivavaha anie ise dia aza tompoina ilay zavatra hivavahan'ise raha tsy fahaizin'iny ise é!ka noho izany aoka isika hivavaka...
7. Fiffi
(
05/10/2007 08:26)
voniala:heu....tsy hoe manadala an'toi akory zah fa inn le mivavaka msirasira ? mody mivavaka ve ? satria manko raha mivavaka tokony tsy hisy an'zany....
Le testametako mintsy no tsy azon'ise.efa hoe tsy azo ato ny mivavaka msirasira
8. andryrabe
(
05/10/2007 20:36)
lalina tokoa izany fanazavanao azy ry voniala..
nefa marina fa reefa tokony hitoky amin'ny zavatra iray de tena tokony hiankindoha fa tsy manao njainjay.
raha azoko tsara ilay tianao ambara de zay e.
nefa marina fa reefa tokony hitoky amin'ny zavatra iray de tena tokony hiankindoha fa tsy manao njainjay.
raha azoko tsara ilay tianao ambara de zay e.
9. voniala
(
08/10/2007 09:23)
tena ise no mahazo azy ry andryrabe fa i Fiffi tsy mahazo mintsy.Ny mivavaka masirasira dia anontanio an'i andryrabe